Tsisy titre
25. mamzelkely
(
22/02/2006 06:08)
ra vô mbôla devinette du genre fôna io de za hi-:roll: fônafôna:°)
26. maelys
(
22/02/2006 07:19)
ka le izy ne hatsikana sy lalao fa tsy hatsikana fotsiny no ato ry mamzelkely eh :wink:
27. andry44
(
22/02/2006 07:21)
Melsii>Bravo 20/20 ny anareo e!
Ary marina ve ilay Zady Albert aloha fa ohatry ny faninana ny tenanay e!Na izany aza de:-D:-D:-D:-D bbb
Ary marina ve ilay Zady Albert aloha fa ohatry ny faninana ny tenanay e!Na izany aza de:-D:-D:-D:-D bbb
29. mamzelkely
(
22/02/2006 08:06)
maelys< ka za le hatsikana ftsn no tena tiko fa za ts de tia miasa saina lôtsa:°):-D:-D
30. pissoa
(
22/02/2006 08:38)
mamzel ah, efa ozy zah hoe hatsikana vaovao dia mbola lalao ihany no ataon-dry zareo e :-D:-D:-D:-D
Lainga kanjony fa mivanitika ihany zah rehefa mahita ny valiny e! =))=))=)) :-*:-*
Lainga kanjony fa mivanitika ihany zah rehefa mahita ny valiny e! =))=))=)) :-*:-*
32. mamzelkely
(
22/02/2006 11:06)
ary hande hitady hatsikana za zany k'ty kalou fa lany ko nge ny repeertoire-ko ee tssssss:lol::-D:-D
33. ari.malala
(
22/02/2006 11:29)
le :-w d miandry hatsikana vaovao ko :-D
Za vao saika hamaly v ranga d efa hitan'ny ol daolo le valiny tssss aleo zany za hi :roll: fts alo e :-D:-D
Za vao saika hamaly v ranga d efa hitan'ny ol daolo le valiny tssss aleo zany za hi :roll: fts alo e :-D:-D
38. Veloo
(
22/02/2006 16:52)
ry sonwin ko tsssssss mamatraka ankamatatra izy dia tonga dia ataony eo ny valiny.:roll:
ka iza ny anaran'ilay zaza ry reto a?
ka iza ny anaran'ilay zaza ry reto a?
40. mamzelkely
(
23/02/2006 06:11)
zay ts lalao tsony fa zay mbô hainay ve ranga de vôvalin ari sahady k'ty :? :-D:-D:-D:-D
