mitady namana vaovao

21. pissoa ( 22/02/2006 18:32)
^^ ^^
22. lapino ( 22/02/2006 18:52)
Maninn pissoa no misanasana ohatra an'io e?!
23. pissoa ( 26/02/2006 09:38)
lapino:
Henoy tsara àry aloo le zanapeo farany fa mibada lela koa
Tsy haiko mihitsy hoe ahoana ary izany o bada lela izany!
24. lapino ( 26/02/2006 10:03)
Ohatra an'zao:
25. pissoa ( 26/02/2006 10:05)
Tsy henoko mihitsy! :-D:-D
26. lapino ( 26/02/2006 10:08)
Ka izay le izy ka! :-D:-D
27. pissoa ( 26/02/2006 12:48)
Dain zany lapino kle :-w:-w Azoko tampoka ilay izy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. bilakarenjy ( 26/02/2006 12:49)
misy solonanarana-na-namana tsikaritro isaky ny takelaka ato amin'ity fandaharana dinika ity izay manao resaka mahamonamonaina ary tsy mifantoka amin'ny loha hevitra banjinina sy resahin'ireo namana mila valiny .Ataovy matotra ry zalahy ny resaka fa lasa vazivazy no be dia be a!dia lasa mampitsoaka ity sehatra ity a!.
29. akamatiana ( 27/02/2006 00:36)
30. ralilos ( 15/04/2006 06:06)
namana dôly marina reo e!
31. kofamiangaly ( 19/04/2006 16:52)
Mitady namana tsotra sady cool e!:roll:
32. Fiffi ( 20/04/2006 16:51)
iza ?
33. hugeimact ( 26/04/2006 07:24)
namana daholo izay miditra ato fa namana inona no tian'ao,vady sa namana akaikin'ny fo
34. bellla ( 26/04/2006 11:05)
Namana special angamba izany tadiavin'ilery zany e!
:D:D
35. texe ( 27/04/2006 12:55)
farito tsara ilay namana tianao tedavina fa izay toujour prè foana sa ahoana ry zala! aize!
36. mimi2 ( 20/06/2006 11:51)
zaho dia mitady ankizy lahy azo hifampiresahana sy azo hitokisana, olona mba "serieux".Mbola tsisy sary fa @ manaraka. bye
37. Fiffi ( 20/06/2006 19:45)
mimi2: fa maninona raha manokatra dinika vao2 enao ? efa aty ambany be aty manko ke dinika de sao de tsy hitan'ny namana .:)
38. arson ( 21/06/2006 05:53)
mimi2:za azo itokisana mimi a!maninona tokoa ary enao raha mba manokatra dinika vaovao @ zay anie mahazo kil be2 e!
ygloo:ary tonga de fo mena2 be no volohanteninao
:-D:-D:-D:-D:-D
39. sarobidy ( 12/07/2006 06:27)
Izy ary tsy eo mihitsy.
40. olotoano ( 12/07/2006 07:23)
lalasa:

izaho koa mba mitady namana vaovao, satria
sambako izao no nahalalako ity site ity
koa te-hifanerasera aminareo aho




za konko copin dorizinina ka afaka mifanerasera ve 'tsika sy (ialahy,indry) valio ary ny hafatro

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1294