Namana vao tonga

21. Rino ( 03/05/2006 18:11)
Mijajika b ato @sera*2 ato! Slt daholo:oops:
22. tsimatimanota ( 26/05/2006 07:43)
TSARAVATOMPOKO
@ LE ENY DAHOLO NAREO
OROKA

















cix ihany ka mba niditra mbre tato za fa reko oué mahafinaritra be hono ato ko . marina ve ry reto zany an ?

[/quote]


23. zandrikely ( 26/05/2006 23:24)
milay ato ka manala azy
24. pimaso ( 29/05/2006 09:14)
salama jiaby e
25. crisy ( 01/06/2006 06:35)
manakory aby nareo ato mba hiditra namanareo reto za fa mafinaritra be hono koa sa tsy zany eee !faly be za ri reto a!
26. Fiffi ( 01/06/2006 06:53)
mahafinaritra be eto fa aza misalasala :) eto :) de ampy hihihih , aza le basy no jerena fa tsy aiko ny manolo azy an! :):-*:-*
27. xxx ( 05/06/2006 06:47)
bobaka be ny sipa :lol:
28. fanoha ( 18/07/2006 07:18)
petiterose:

Miarahaba anareo rehetra eeee :) Vao tonga dia te hahalala bebe kokoa ny ato @ ity tranonkala ity eeee :)
salut ! za ko te ahalala be anao tsy haiko izay ataoko merci


29. booboo ( 18/07/2006 07:57)
manoratra any aminy ary @ hafatra re ! cliker-nao ny ps-ny dia misy ery @ sisiny havanana ery hisafidianana : hanome biz'oroka sa haninona aby moa ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2829