Hivoaka hono ny 207

21. pitchou ( 06/01/2006 18:17)
asiana tire-fesse kou! d tsy hety ve?
22. watafon ( 06/01/2006 18:40)
aleoko ihany le 307 k !
23. fijo ( 06/01/2006 19:37)
za tsy dia mahavoa io karazana fiara io.
24. Herimiafina ( 08/01/2006 21:35)
Azo kolokoloina tsara ve kanefa, izay izao no fanontaniako, zah mantsy tsy tia raha ianatsoana olonkafa lava izao refa misy olana ny fiara.
25. fasaly ( 09/01/2006 11:15)
fa inona no tena tian'i fijo????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9844