mba te hanana namana vaovao

61. finatra ( 02/10/2006 18:17)
Slt daolo o!!!!
namana vao2 ihany ty e! te mba hitafatafa o!
62. Popety ( 03/10/2006 15:18)
SALAMA EH !VAOVAO ATO AOH DE MBA TE ANORATRA
63. MANGIUM ( 09/10/2006 12:57)
Namana vaovao ny tenako mitady namana hifakalo hevitra mikasika ny fiainana ny mahsoa sy ny mahafinaritra aza misalasala iano fa vonona ny tenako



valih:



coucou e ,

za ry reto mba te hanana namana vaovao indrindra ny mba te hiresaka ny momban'ny fiainana an , je me sens si seule , g de tas de blèmes et g besoin d'en parler , merci d'avance

valih



64. tywa68 ( 09/10/2006 15:36)
slt dhl ! efa nahita solution izy r'ireto fa tsy hita intsony an ! :-D:-D:-D
65. dylan007 ( 28/11/2006 16:59)
zah kounkou re ho naman-dry beu
66. ascara58 ( 06/01/2007 09:14)
Manaona daolo nareo za reto vaovao an ba te ananana namana vaovao ifapizarana ny fiainana eeeee
67. Fiffi ( 11/01/2007 08:11)
tongasoa koa nareo namana vao2 ireo an ! de mba fenoy le momba anareo eh ! de mazotoa mi-forum :)
68. Lek ( 11/01/2007 09:22)
Aiza daholo e! namana vaovao :P
Avy aty zay ho namako ô
Ary aiza le mitady namana ô
69. Fiffi ( 11/01/2007 09:24)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4005