Must love dogs

21. Herimiafina ( 04/11/2005 07:47)
Non,ny tao amin'io njay de fitaka tsotra izao, fitaka misy na dia amin'ny fitiavana tsy virtoaly aza. Matetika mantsy tonga de ampifandrainsina amin'ny maha-virtoaly an'ilay fitiavana le olana nefa de olana mety mitranga foana na dia tsy virtoaly aza le fitiavana.
22. cutie ( 05/11/2005 05:27)
zany ve
ndraso alou zany za hijery
23. Herimiafina ( 05/11/2005 05:42)
Zay mintsy de meo anay eto ny impression-nao bakeo, okay?
24. cutie ( 05/11/2005 05:59)
oaky e
mbola ho mety ela be nefa a
mbola ni-reserver-ko manko le izy de mbola laharana 170 any ho any za :-D
25. Herimiafina ( 07/11/2005 02:05)
Okay, fa maninona moa raha mba mitourner kely film otsan'io zah sy enao hoe hisantarana azy? hehehehe:-D:-D:-D:-D
26. Veloo ( 07/11/2005 20:16)
cutie :-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 07/11/2005 21:14)
De Veloo atao mi-jouer le rĂ´le le tompon'ilay site hihaonanay sy cutie, hehehehe:-D:-D
28. cutie ( 07/11/2005 21:25)
tsy misy azoko izy zany :-D
29. Herimiafina ( 07/11/2005 21:37)
Tssss, malaina daholo kou reto. tssss
30. cutie ( 08/11/2005 00:04)
herimiafina , nga tsy le serasera ty no site :-D
31. Herimiafina ( 08/11/2005 21:35)
Hay, ato ianao no tinao hokotiako, hehehehe:-D:-D
32. cutie ( 08/11/2005 21:37)
ka hitady site in kou fa efa ty no izy :-D
33. Herimiafina ( 08/11/2005 21:39)
Ngo de matimaty foana ato ny tenanay kou. hehehe:-D:-D
34. cutie ( 08/11/2005 21:40)
tsy sahy njay i herimiafina :-D
35. Herimiafina ( 08/11/2005 21:44)
Ie, tsy sahy tampoka njay zah fa misy mahita, hehehe:-D:-D
36. cutie ( 09/11/2005 04:37)
:-D
37. Herimiafina ( 09/11/2005 04:45)
Lainga kambony izany e, zah sahisahy be, hehehe:-D:-D
38. cutie ( 10/11/2005 00:23)
tairo aza :-D
39. Herimiafina ( 10/11/2005 01:36)
Tairo marina azany, atomboy ary e, hehehehe:-D:-D
40. cutie ( 10/11/2005 19:35)
ny ahy must love cats fa tsy dogs a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1745