namana vaovao

21. mirana5 ( 28/01/2006 18:59)
sady mahay mitsabo aho no mahay mitsabo teny marary koa , ka aiza no misy an'ilay marary ary é?:oops::oops::oops:
22. zomba ( 04/02/2006 08:16)
za tratran'ny teny marary matetika de inona no azon'i mirana5 hanampiana ahy
23. mirana5 ( 06/02/2006 17:25)
:oops::oops::oops: mendrika reo teny mankarary azonao aloha ve ianao, raha mendrika dia ovao ny toetra sois cool:wink:(l):wink:, raha tsy mendrika dia ny hafa ndray zany no marary dia ry zareo reo no tokony ho tsaboina fa tsy ianao é mahereza o!!^:^
zomba:

za tratran'ny teny marary matetika de inona no azon'i mirana5 hanampiana ahy



24. coubah ( 23/02/2006 21:05)
mitady namana izay tena namana za ka iiza no tena ho namako?
25. coubah ( 23/02/2006 21:33)
zareo iza moa no tokony ho ysaboina io ry mirana5
26. Seifer ( 24/02/2006 12:12)
Inona no malaza ato ry zareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4885