Misy tokoa ve ny fiovan'ny toetr'andro?

21. booboo ( 15/09/2005 08:35)
manafaingana à vitesse grand V mitsy
22. Herimiafina ( 16/09/2005 02:33)
Ouais!!!!

Omeko exampla favy be momba an'izay nareo:

Betsaka ny écosystèmes fragiles any Madagascar, ohatra, ny ala atsinanana, dia eo amin'ny falaise no misy azy, any amin'ny toerana avy orana be mandavataonasady mafana. Ka raha tapahian ny hazo dia asin'ny orana ny tendrombohitra sy ny pente rehetra dia misy erosion, ary rehefa misy erosion dia tsy misy tsirony intsony ny tany ka tsy mety maniry hazo intsony, dia ringana ary ny ala atsinanana.

Torak'izany koa ny any atsimo, mitsipozipozy ny ala mba tavela satri tsy misy rano ary critique be ny rano, raha tapahina dia mihamaina ny tany ary rehefa miha-maina ny tany dia vitsy ny zava-maniry afaka maniry ka tsy tafaverina amin,ny ala voalohany mihintsy raha avela ao. Dia ringana koa iny.

Eo no misy olana satria, ny fanaovana tavy sy ny tetiala sy ny teviala no iainan'ny olona amin'ireny faritra ireny, ary ao izy no mamboly vary.

Raha rarana ary ny fanapahana ny ala dia inona intsony no iveloman'ireo olona ireo, maty noana ireo.

Inona ary no heritreritinao ho vaha-olana amin'izay?

23. pitchou ( 21/09/2005 21:17)
mamboly vary izy fa tsy manapaka hazo kou inn ndray!:roll:

fa iza taminareo any an-dafy ndray mou no manitatra ny rovitra @ kousy d'ôzônina fa d betsaka mihitsy hono no mitaraina e?
24. Herimiafina ( 21/09/2005 23:43)
De refa mamboly vary im-bedebé de lasa dezera ny tanana satria mila hitarina ny tanina tavy e. Dia misy ''gazy à effet de sera'' izany manaraka ny setroka tavy de manjary loaka be ny lanitra.:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
25. pitchou ( 23/09/2005 18:17)
andray ry hery! ngah raha any an-dafy enao d tsy tokony hanaraka voly vary aty ntsony? efa ny teknika "zero labour" zao no aely aty noho izany tsy misy setroka be
26. Herimiafina ( 23/09/2005 20:07)
De le saribo ampiasaintsika isan'andro sy le setroka kitay be reny zany ahoana, de le doro-tanety, de le fanaovana biogazy reny?

Gazy à effé de sera anie ka ny gazy carbonika CO2 sy ny gazy methane CH4 avy amin'ny biogaz e.

De le amlé teknika na zero laboro aza mbola misy an'ilay karazana fahatelo zay hoe ECOBUAGE de mbola mandoro koa no votoatiny.
27. pitchou ( 26/09/2005 18:31)
ssss! tsy ampahafirin'ny zesta sôfazy any aminareo rehefa ririnina kosa zany e!
28. Herimiafina ( 16/10/2005 14:12)
Eeeeeh, any rosia zany ry pitchou an, aty efa plinthe éléctrika be mahintsiny no miasa fa sty kitay tsony.

Ny aty andafy njay de setroka fiara miampy le methane miala avy amin'ny zoridira nalevina no tena manimba le tontolo iainana e. tsss
29. pitchou ( 16/10/2005 21:52)
ka efa izy daholo zany
30. Herimiafina ( 16/10/2005 22:00)
Ie, efa izy daholo zany fa ny any amin'ny tany mahantra no mody omena tsiny amin'ity resaka énergie ity nefa ry zareo aza fiara roa isaky ny olona iray.

Ny zoridira de tondraka be ka mamoaka methane be ny enfuoissement refetra atao, de mody amano recyclage be nefa tsss.

Ny rano aty tsy mba misy norma zany fa tena maloto be daholo, arsenic, izao produit azoté manome NO2 rehetra izao hita any daholo, feno fatina trondro ny rano fa tsy voatazona ho proche de la neutralité tsony ny rano, etc. tsssss
31. pitchou ( 17/10/2005 17:25)
ary aza mampitahotra ka!
32. Herimiafina ( 17/10/2005 21:48)
Heeeeh, mon kamarady pitchou marina, matahotra ngah enao, eeeh, mbola vao sombitsombiny nefa ireo. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
33. Solitikabe ( 18/10/2005 03:20)
Ary ialahy ity RaHerimiafina no atao mpanolotsaina amin'ny tontolo iainana an. tena kozy ireo fa isika fotsiny no mody ahodikodina eto dia tsy ny fampandrosoana no andaniana vola fa io ala io...
Tato anatin'ny 40 taona izao dia miha-maina ny tany any Birezila. Dia gaga indray ny mpiaro ny tontolo iainana ny amin'ny antony, nefa ny ala betsaka, ny rano tsy enerany raha teo.
Dia io nolazainao teo ambony io hoe gaga ny olona fa maina ny tapany andrefana amin'ny Madagasikara nefa be ala. Dia rehefa mihintsan-dravina ny hazo any vao alaina sary amin'ny zanabolana sy ny raopilanina mba ilazana fa olana any atsimo ny fahamainan'ny tany. fomba fitadiavam-bola daholo izany. Raha tsy izany tsy velona ireny fikambanana miaro ny tontolo iainana ireny.
Fa nahoana angaha raha ny fitantanana an'io fako eto Analakely, Andravoahangy sy ny rano maloto io no mba tena andaniam-bola amin'izay tsy marary ny olona sy ny renirano manodidina an'Antananarivo. Dia mba azo ilomanosana eny Andriantany sy ny lakandrano Andrianampoinimerina. Ahahahahahahahhahahahahhahahaha
Omeo vola fa may ny ala eheheheheheheh
Ampindramo saosy fa maty ny gidro ohohohohohoh
Reo gasy reo avelao ho noana eo ihihihihihihi
Raha marary avelao ho faty eo ohohohohho
Fa ny vorona raha tapak'elatra,
ny gidro raha tapa-tongotra
Alefaso any amin'ny hopitaly any an-dafy ihihihihihihi
Sidino amin'ny raoplanina any Andrasaraka ahahahahahaha
Hidino amin'ny helikaopitera any Antsihanaka hohohohohohoho
34. Herimiafina ( 18/10/2005 11:44)
Driiiii, inn jiaby ty olana volaninapo mon kamarady, misy vola ngah any mba ahafahako miasa, vahako jiaby ireo olana ireo.

Raha lany prezida toi de za vonona hanome torohevitra manjabe sady mampidibolabe no mampandroso ny tentsika sy ny firenena.lol hehe :-D:-D
35. pitchou ( 18/10/2005 18:31)
solitikabe> ezaka kely fotsiny sisa d ho voateninao le we doroy tany ireo ala ireo, ripao tany ireny biby ireny ..... fa ny fako atobakay ao @ lakan-drano no avia esory, ny lambanay maloto no avia sasao ...:-D:-D:-D
36. Herimiafina ( 18/10/2005 21:14)
Triangle de fer no hiantsoana an'izay anaka.

Ny mpanao saribo te-hanao saribo amin'ny hazo, ny mpanao planche koa mila ilay azo de ny mpiaro ny ala koa mila le hazo de lasa anakitelo ry zareo no mifandroritra eo, de ze mahery no mahazo anlé zavatra, ze manome vola bebe kokoa ny fanjakana.:-D
37. pitchou ( 19/10/2005 13:16)
haaaay! ireny no atao we triangle de fer? d le eo no apetraka ny vilany misy ny sakafon'ny olona o?
38. Herimiafina ( 19/10/2005 13:50)
Ie, hainao mihintsy, zany no antsoina hoe politika, de le vilany amin'io mitongilana de raraka daholo ny kaly bonne.
39. pitchou ( 19/10/2005 14:03)
sô d le trianglke d fer mintsy no nisy tapaka ny ilany d lasa nitongilana le vilany?
40. Herimiafina ( 19/10/2005 14:11)
Ie de miova ny toetr'andro ao andakozianao, lasa mafana be, lasa maloto be, de la sa miady antrano nareo fa very ny kaly. :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4007