Mivoatra ve ny style?

61. kally ( 24/11/2004 18:20)
Ary aza dia manao ara-maso loatra anie ianao Ramaso fa sao iharan\'ny ar marsiô eo ange ianao e!
62. ikaretsaka ( 24/11/2004 19:46)
aza miady hoa
63. xxx ( 24/11/2004 20:32)
:evil:
64. ikaretsaka ( 25/11/2004 20:20)
Art-Ramaso zany letsy eeee
65. ikaretsaka ( 26/11/2004 22:21)
gravy elah ty letsy ka
66. xxx ( 26/11/2004 22:23)
Raha tsy maika loatra ramaso dia tsy ho nitatatata nanoratra \"ata\" :wink:
Tsy art velively no ataonao fa hira fanao eny anelakelan-trano satria betsaka ny teny tsy fanoratra toy ny hoe : Za, de, sns.
Manontany tena aho hoe ndrao dia mivoatra ho any amin\'ny tsy tokony ho izy ny style-nao ramaso ? :evil:
67. lanto ( 26/11/2004 22:36)
mahay mampiady rima alou ramaso e !
ny sisa indray.....
68. ikaretsaka ( 26/11/2004 22:43)
Ara daholo io Razaky linina a..
Ho\'zy I Mere Theresa izay hoe \" ny zavatra vitako tsy mety ho vitanao... ary ny zavatra vitanao tsy mety ho vitako. fa rehefa miaraka sy mifanampy. dia zavatra 2 tsy misy mahavita no vitantsika\"
69. xxx ( 26/11/2004 23:48)
Te hiara-hiasa amin\'ikaretsaka indray aho raha izany :lol:
70. ikaretsaka ( 27/11/2004 16:55)
sao de hanahirana izany razakl fa za somary malala tsaina be izay ka mety ho tafitohina ihany ianao
71. xxx ( 28/11/2004 15:57)
Tsy malala tsaina fa marary saina ka hanafintohana an-drazakl :wink:
72. nikopol ( 28/11/2004 16:00)
ary razaky sô mahita an\'i raissa?
73. ikaretsaka ( 28/11/2004 16:05)
Lanto> ramaso ange rappeur e
74. mihanta ( 11/12/2004 09:12)
mba angataka dedicace aho fa bdb ny manan telenta ato :D
75. mumu ( 11/12/2004 21:33)
mihanta :-D
76. mihanta ( 11/12/2004 22:49)
mumu njy mitehaka d chipie1 mandihy hihihihi
77. ikaretsaka ( 11/12/2004 23:34)
hahahaha
78. ikaretsaka ( 11/12/2004 23:34)
hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2467