TATITRA NY FANDEHANANA TANY ANTSIRABE NY 5-6-7 Novambra 2004

41. mozart ( 19/11/2004 09:44)
ravatorano< ary raha flash fotsiny moa iny de mba ahoana letieh? kôzy tsy oaiaka @zany ny mpaka sary ! :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D andrasana aloha fa za sùr fa mba nisy ihany ireny e! zavatra souvenir mahatsiravina be iny koh..!!
42. six ( 19/11/2004 10:18)
wavy miadana zany ny sary ve?
43. voahirana ( 19/11/2004 10:46)
Salut daholo aza matahotra fa ho avy tsy ho ela ny sary efa aty amiko ny andininy voalohany dia aleo angamba mitambatra daholo vao alefa hojerenareo fa manjary tsy misy tsirony e!!! raha alefa tsikelikely. Fa tsy ho ela izany dia ho avy fa ny any @ naritsimba sisa no andrasana dia feno ny sary e!!
fa milay be ilay izy an!!!! misy mihinana @ vilany sy takotra mihintsy an!! hi!hi!hi!! mahafinaritra be dia hitsiriritra amin\'izay izay tsy nandeha rehetra.
Dia miandry kely izany e!!! fa tsy ho ela e!!!!
De misy porofo ilay izy ry mozart an! hitanao eo tsara ny tena izy aminao hi!hi!hi!!!
44. naritsimba ( 19/11/2004 11:11)
ho avy tsy ho ela ôtran\'ny volan\'cnaps,
ahita trozona mandihy ianareo androany hi!hi!hi!

45. mozart ( 19/11/2004 17:12)
voahirana< tsy manin daholona tonga any ny sary fa souvenir ireny e! zay fa miandry e! veloma vetivety ho an\'ny namana serasera rehetra
ho hitanareo namana any ampita sy ry lerony VIRTUEL be irenyhoe misy namana ohatran\'zao anie mitondra feeling masaka be tany Bira e!
46. herylo ( 22/11/2004 10:49)
Milay be ka ! misatra antsiçka rehetra zay tany dia @ manaraka ndray eh!
47. voahary ( 30/11/2004 14:39)
milay be zany de antsoy zah rehf tong aty bira ndray nareo bizzzz
48. fijo ( 30/11/2004 21:01)
dia efa ao ve le sry eH?
49. ravatorano ( 02/12/2004 08:52)
ramaso>fijo>efa misy sary vita any fa mbola tsy ilay misy anah d tsy alefan dry zalahy fa tsisy kibo dhl ny any fa lamosina avokoa
rehefa vita ilay misy anah fa mbola any amin i ombalahy any d ho hitanareo eto iany fa aza mikorapaka fa hahita eo ihany wa :-D :wink:
50. fijo ( 02/12/2004 20:59)
raha vao hitako ato izany dia hoaniko fa ela loatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.285