hevitra tapaka ny @ fihaonana tany sixsept ny 16102004

41. sobika ( 21/10/2004 14:26)
salut daholo! za ato efa tena mangitakitaka fa hanambahiny ndray zany zahay aty @ carotte sy ovy ! de miandry anareo zany eh! mandrampihaona aby ohhh
42. jhouhlambout ( 21/10/2004 18:51)
:( Zay zany ahoana?
43. fijo ( 21/10/2004 20:06)
isika izany ahoana? :oops: ^^
44. andriambelo ( 21/10/2004 22:14)
Aako rakizy tsary afaka mankany fa lavitra loatra fa izao no hevitro : manao flashmob eo amin\'ny tsangambato nareo menakavy @ sabotsy @ 12.
Hotsarovana manokana nenaranareo menakavy
45. xxx ( 22/10/2004 01:50)
:cry: dia tsy afaka andeha amin\'io zahay aty lavitra aty fa aiza no tokony hisy ! tena hevitra mety io fa tsara e!
misaotra ny tsirairay
46. mozart ( 22/10/2004 05:35)
salut daholo an! za aloha tena vonona tsara fa ny prô no atao masaka tsra e!! sady mba hifankahitana @ jôba namana any Vakinà io, occasion tsy misy ohatran\'ty, aleo anefa ry namana rehetra mba ho kelikely tsaratsara toa izay ilay be tsy andraofana ireny, eto @ forum handeha2 nefa rehefa eny @ haka vam zao de les mêmes têtes foana no tonga eo, tsy masiaka za efa mba samy lehibe de aleo manao matotra daholo e! sady efa ho ASSOCIATION anie ty namana ty aoriana kely e!!!!!!mitondra aloha bodofotsy mafana ze hiaraka aminay an!! de aza adino ny
\" FIMAILO\" fa mangatsiaka any an!!!!!!!
47. hiaro ( 22/10/2004 08:32)
tsara be lay hevitra fa ataovy zay mahamatotra azy e, fa ho bdb ny ankizy hiroana @ ty namana ty sady mahfinaritra be.
mba lazao zay vao² ny tenanay fa vonona fôna
48. idealy ( 22/10/2004 14:25)
dia miandry izay tena decision farany hoe aiza no tena fotoana ahoana ny vola aiza no hivantana sns
49. win ( 23/10/2004 02:09)
Mahafinaritra tokoa ilay hiaramirona any Bira izany, saingy izahay dia mampalahelo foana fa sady tsy afaka mamonjy fivoriana no tsy afaka mankany Bira fa tena ao anatin\'ny asa be e! Ny congé-nay ary izao gélé amin\'ny volana novembre-décembre izao, fa dia mirary soa ho anareo izay handeha, dia mahazo fahafinaretana, ho herendoza amin\'atambo.
DIA HENDRE TSARA DAHOLO AN!
50. ikaretsaka ( 23/10/2004 03:25)
de aza fongorina hono ny Ovinay sy ny karaotinay f atsy misy hoaninay @ fararano :-D
51. bibikely007 ( 23/10/2004 17:01)
salut daholo! za aloha de vononna ny handeha fa miankina @ prônareo ihany e! sady tena hilay be zao io an!!!!!!srt Naritsimba ef amahay tsara an\'le zavatra! tongava maro r\'reto a!!!!!
52. zandrinifijo ( 24/10/2004 08:12)
aza adino mitsy ramalina rankizy na dia ho any tenanao samy rery aza an :-D :-D :-D
53. didi ( 24/10/2004 09:18)
misento sisa no azo atao ! sambatra ianareo any Mcar any misy an\'izany fitsangatsanganana izany ! mahazoa fahafinaretana ê
54. ramanantenasoa ( 25/10/2004 09:54)
Misaotra anareo @izany fikarakarana mahasoa izany. Saingy miala tsiny aloha fa tsy afaka aho @ io daty io noho ny asa betska .
Mazahoa ambuance é
55. mozart ( 25/10/2004 11:42)
Raha ny firarian-tsoa azo aloha hatr@zao de tena @ tône e!!!! zany hoe ny réalisation sisa! de manantena antsika ho avy maro be zany e!! ze etsy Bira ve? mbola aiza le Vatomandry! Manakara! Majunga! io zany no ahafantarana na tena vonona tsika hiray hina ato @ namana serasera na tsia, santatra ambava rano io e! hita eo le namana mpi\'surf 1500f @ cyber ireny de mpananihany sy mpanimba prô fotsiny! miala tsiny raha somary vignitry kely an, zaho somary calme fa lucide, milaza ny zava-misy zah!
zay fa mirary soa e!!!!
56. mimich ( 25/10/2004 13:14)
za zany le ratsy vintana foana e! in-2 zay, @ fotoana tsy mahaafaka ahy foana ny sortie :cry: :cry: :cry:
57. fijo ( 25/10/2004 21:50)
mangatsiaka hono any fa mitondra fimailo????
58. naritsimba ( 27/10/2004 04:57)
Efa mivoaka ao ny momba ny fandehanana any Antsirabe.
Koa dia aoka ho hita eo ny fahazotoantsika izay efa nilaza ny fahavononany handeha, sao dia lasa resaka fotsiny no betsaka ny an\'ny sasany.
Koa Tongava maro fa ny valala tsy in-droa mandry am-bavahady.
59. fyjl ( 27/10/2004 08:15)
Marina io tenin\'i naitsimba io fa ho anao manana soso-kevitra dia arosoa iaraha-midinika e! Efa raikaitra ny fandaminana fa http://serasera.org/forum/index.php?rub=viewthread&msgid=m417e4ca91a7e5
Dia mitaona antsika rehetra fa hilay indray ny ambiance fa ho tafaray ny tia sy ny manina eeeeeeeeeeee!
60. admin ( 27/10/2004 09:17)
Tany amin\'i Mozart ity hafatra ity.

salut daholoan! tafaresaka zahay sy Naritsimba fa efa manetsika ny namana ety @ faritra Ambohipo ety ihany koa ny tenako, mozart, @ alalan\\\'ny fametrahana affichage eto @ cyber iandraiketako, ka tiako ihany koa raha mba manao toa io izay mitazona cyber any ho any(fyjl.....) @zay manko mba afaka manampy isa ny namana handeha io! tsy haiko aloha raha mety le hevitra na tsia e!!!!! raha misy mila fanampiny dia Mr RIJA 033 14 515 17zay fa misaotra betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0757