gasy aty an dafy

21. ravatorano ( 08/09/2004 13:58)
za ry zalah angamba raha makany d asa fotsiny satria izany avy d GVT ka ho sahirana ihany.Tafa marina ry lerony fijo d izay no mahatonga izany ah>Marina koa ilay hoe ny soa atao levenam bola fa ny ratsy atao loza mihantona ka aza d mivaky loha loatra amin izany ny akamama 00261.
Ny avonavona anie tsy vidiam bola ka mino aho fa na aiza na aiza misy an io daholo fa mahagaga fotsiny hoe maninona no ny ao amin ny faritry ny region parisienne irery no tena andairan izany.
Mampanaelo !
22. vegas ( 08/09/2004 16:36)
ravatorano> gidra ny fianana ao leroa a!
ny vazaha aza letsy mikolay amin'izany ko maika fa tsika ze gasy kely nizatra tamin'ny fmg?
23. fijo ( 27/09/2004 23:16)
ka miala ao rehefa tsy maharaka fa tsy ny tsy naninona anao no hanehoanao ny toetra tsy zaka rehetra io e.
24. chipie1 ( 28/09/2004 11:50)
zay alou eto paris fa zay tsy miavona zany e!!
25. fijo ( 29/09/2004 20:04)
ka io anie wa tsy ny rehetra e.fa ny ankamaroany kosa aloha dia tena tsy laitra
26. chipie1 ( 30/09/2004 12:02)
ramaso> refa tsy miavona amiko de tsy iavonako
27. booboo ( 30/09/2004 12:23)
chipie1>zay mitsy !
28. fijo ( 30/09/2004 20:15)
izay mihintsy kosa e.ary tohizo fa tena mandreraka be ny gasy sasany ao paris ao.
29. delvechio ( 01/10/2004 02:34)
Nareo ko ange to mampisy problem amn tsy misy dikany e. ataonareo ina moa izy ra hody fanina any, ze mba mamaly arahaba ndray no resahana. fa zany we zao kosa ny hevitra mety ho hety sady tsy hita ny maharatsy azy : manina moa ra le miavona reny tonga d opaina mintsy e.hita eo izy ra hamaly na tsia, ra tsy mamaly izy zany d manaiky opaina.Za alou himehezako fotsiny reny miseho azy ho vazah reny e. satria tsy ho vazah mandrakizay izy na hiteny inona na iteny inona. tenin\'olona no mba hindraminy.ka aza misefosefo amn tsy misy antony ry namana fa reveo milay le fiainana.
30. pitchou ( 01/10/2004 07:37)
zà alou d efa imbetsaka tratran\'izany fa d mbola mandalo aty ihany anefa ireny olona ireny fa averiko aminy ny famerim-bolany e! sao ananan-tsiny kou!
31. kally ( 01/10/2004 17:06)
Ompaina @ ahoana ary ry Delvechio?Vavako tsara ity ka ho simbaiko @ izay ompa fa hatrizay aho tsy nahalala azy velona sy sambatra ka raharahiako inona iny raha hiavona sy hilanja loha aza? Ataoko ohatry ny tsy nisy koa dia tohizako ny lalako koa iza no hanisy olana @ izany :wink:
32. yonikafopl ( 01/10/2004 21:00)
marina ny an\'i kally!!! nefa na izany aza le toe tsaina no tsy mamely
33. vegas ( 02/10/2004 12:41)
kally a? fa tsara aona kay ny vavanao fa mahaliana anay? :^)
34. fijo ( 04/10/2004 22:26)
za mahay fa tsy ilaza ry vegas.ih,ih,ih milay io an. :-D :-D :-D
35. pitchou ( 05/10/2004 10:09)
lasa indray ireto marina! tssssssss
36. booboo ( 05/10/2004 12:41)
:-D
37. yonikafopl ( 05/10/2004 21:40)
milay ahoana ry fijo???? kally an ahoana ndray izany :?:
38. fijo ( 05/10/2004 22:06)
milay fotsiny e.minoa ahy fotsiny koa dia ampy.
39. kally ( 06/10/2004 07:38)
Rehefa tsy ratsy dia tsara ry Vegas an! aleo aloha izay ratsy vava hanazava ny maharatsy azy dia fantatrareo ilay hoe tsara.
Raha izaho anefa ianareo tsy mivaky loha @ izany fa sambatra izay tsy nahita nefa nino toa an\'i Fijo.
Ny fahasambarana azo,ny finoana nitombo ary ny maso tsy reraka :lol:
40. nananie ( 06/10/2004 09:02)
Hihihi! GVT anga isytaoaka?
Zany ry se ny fiainana aty ah! Mampalahelo e?! :? Sady tsy ny ao Paris ihany!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.251