Fitasngatsanganana @29 Aogositra

21. kally ( 24/08/2004 10:11)
Izaho aloha tsy hitsobotsoboka any e! sady voater manainga zipo raha ohatr'izany,an!an!an!tsy hiroboka aho. :lol:
22. fyjl ( 24/08/2004 14:04)
Noho ny antony dia voasoratra etsy ambony ny n° téléphone-ko. Nefa miangavy ny rehetra aho tsy hiantso an'io satria tsy natao ho an'izany io laharana iray io, ary ny 28 sy ny 29 Août ho avy izao dia tsy ho velona akory io téléphone io. Misy ireo namana hafa voasoratra eo ny n° ary azo antoka tsara sy inoako fa hanana torohevitra tsara ho antsika.
Misaotra indrindra noho izany.
FyJL
23. mimich ( 25/08/2004 10:23)
fyjl> :lol: :lol:
24. mox ( 25/08/2004 12:35)
mitondra sakafo ve sa ahoana
25. tsiperifery ( 25/08/2004 15:02)
Hay mimich no tena mpanadala azy tao an ! :)
mox> bedy eo koa nareo fa efa voateny mazava tetsy ambony hoe " samy mivatsy sakafo sahaza azy avy ary tsy maninona na mihoatra kely aza " ! :D
Tongava re ! Tongava re .....
(Fa) ho adinonao daholo ary ireo sorisory
mandreraka anao ...
26. sara ( 26/08/2004 08:16)
dia toa ho avy koa ny tenanay fa aiza aloha no aloha ny vola e?
27. tsara ( 26/08/2004 10:49)
sara>any @ banky ny vola e! fa asaivo maka i dada sy neny ary razoky
Zay ndray aloha de tsy maintsy tonga nin hidona nin hiatra e! aiza ndray na rahovina vao hisy okaziô favy sahala @zao?
Za zao efa nanangona gouter sy frais isan'andro ho antiko @io.
28. rsamfm ( 26/08/2004 13:00)
tongava daholo ry reto ah!
izahay dimy mianaka koa ho any eeeeee
Tena marina io an. Any mifankahita an!!!!
29. fyjl ( 27/08/2004 06:16)
Ny zavatra manesika ahy mba ho avy @ io sortie io akoatran'ny maha-fialamboly azy dia ny hahita anareo izay mbola tsy hitako. Zava-dehibe tokoa izany ary tsara dia tsara ny mifankahalala satria fotoana iray ifampizaràna izay ananana io. Ilay t@ 31 juillet aza efa tsy fidiny tamiko ary ialako tsiny @ reo namana sasany satria tsy nanana fotoana firy mba nitafatafana aho t@ iny fa sahirana t@ fikarakarana.
Amin'ity indray mitoraka ity kosa dia tiako sy zarako ny mba mifampitakosona @ namana rehetra satria eh zany izy hoe namana. hihihihi
Mino sy manantena aho fa ho tonga maro isika ary samy ho afa-po tanteraka. Fantatro tsara mantsy ny toe-tsaintsika @ ankapobeny fa olon'ny fitiavana daholo e! za kou ka! he he he
Ny zavatra mahafaly ahy ihany koa araka ny fanadiadiana tsotra nataoko dia ny fahalalako fa 90 eo isika no ho tonga any raha kely indrindra.
Ambiance tsy misy mihoatra an'izany eeeeeee! sady banja malalaka ny any ka mety @ tsika tsara
30. mimich ( 27/08/2004 10:31)
Tsiperifery> poy!!! énao ndrya no manao izay hampiady ahy @ oll eo an!!! :-D
31. fyjl ( 28/08/2004 08:12)
mimich mahazo miantso ka! hihihi
32. nielle ( 28/08/2004 09:14)
Manao ahoana daholo ooooooooooooo!! :D

Tena te-hande ry reto fa tsy afaka amin'io a!!
:wink: Na izany aza nefa d bonne ambiance daholo e!
Manova mafana d tandremo ny rano an!!

Zay
Dia ny zavatra fadifady koa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1692