Raikitra ny fiaonana ny namaa @15 Aogositra zao

21. fijo ( 12/08/2004 19:59)
mora hita marina io fa tsy miditriditra be ka.
22. six ( 13/08/2004 13:19)
ok fa ho avy e!
23. tsiperifery ( 13/08/2004 13:52)
Tokony samy hitonja zu sy tsakitsaky toy ny tao @ 67 ve ny namana sa any vô manao + + ? :D
24. leras ( 13/08/2004 14:24)
Salut maninona moa raha mba asiana mafana kely de mba samy mitondra @izay mba atao mafana ilay fihaonana eh sa ahoana hoy nareo :^)
25. mcz ( 13/08/2004 14:56)
tsy aleo ve hevitra alony no hoentina any sa aona hoy nareo de raha tapaka ny fa hotanterahana marina ilay sortie de any @ fitsangatsanaganana no manao zay mety sa aona hoy nareo , ny hevitra hatao betsabetsaka éééé :D :D
26. fyjl ( 14/08/2004 05:50)
Fanapiny kely :
Efa tafaresaka t@ Dirctrice ny EPP Ampefiloha ny tenako dia nilaza izy fa Salle 3 no hisy antsika raha tsy misy ny fihovana farany. Na izany na tsy izany anefa dia mora hita foana io rehefa tonga any aisika.
Momba ny tsakitsaky sns.. dia izay tiantsika ihany fa tsy afaka mampanantena vilia sy vera aloha ny tenako satria tsy ao amiko io toerana io.
27. myhanta ( 14/08/2004 12:01)
ilazao ny antsipirihany fa izao vao tonga eto tana ka tsy naharaka hatramin'ny voalohany.
Misaotra mialoha
28. voahirana ( 14/08/2004 13:03)
Dia raikitra izany ny fihaonana @ 15 aogositra io an!! de tongava maro izany e!! fa mahafinaritra ani ny mifankahita matetika e!! dia manantena fa ho maromaro indray ny ho tonga amin'io an!!
29. fyjl ( 15/08/2004 05:58)
myhanta> mila mamaky kely hatrany ambony ianao dia ho azonao tsara izy.
Na izany na tsy izany dia averiko indray fa Androany Alahady 15 Aogositra @ 3 ora tolakandro no hivory isika ka eo no hanapahantsika izay hatao manaraka.
Mora hita io EPP Ampefiloha io araka ny efa nilazaiko hatramizay nefa raha sanatria ka tsy hitanao dia manontania olona e!
Mbola manentana antsika rehetra tsy ankanavaka mba ho tonga fa antsika rehetr io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2026