Fihaonan ' ny namana teny amin ny 67 teo

21. xxx ( 09/08/2004 09:12)
...' Tohiny )

Ialàna tsiny fa nitselika fotsiny ihany izahay noho ny adidy tamin-kavana tsy azo nialàna koa t@ io fotoana io.
Tsy sanatria tezitra raha tsy nanao veloma ny rehetra fa tsy te hanimba ny ambiansy efa nanomboka nafanafana ka nanao fialan'ny jiosy e !
Manantena ny fahatongavan'ny namana maro mbola misalasala @ fihaonana manaraka !
Soava tsarà daholo ô !
Samoina
22. fijo ( 11/08/2004 22:34)
samoina>ary ialahy toa lazain'i garosy fa efa aty le?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4065