Raikitra ny fihaonan'ny namana ao Antananarivo

21. tsiperifery ( 21/07/2004 07:33)
Henjikenjika be ny fotoana fa hiezaka ho avy @ io 31 io raha eto an-toerana ô !
Miaraka any @ i Poopy daholo ny 01 Août avy eo ! hihi Mifamenomeno ao ry mumu a !
22. mimich ( 21/07/2004 09:24)
maik> mba izay mety iaraha-misotro kosa entina fa aza ireny ho an'olom-bitsy ireny e!
pitchou a! fa indry ty anga tsy mba mpiantsena eny Ambodin'Isotry e! (ravin-damba io) raha mpiantsena any manko dia misy arrêt eo @ io poste io , raha tsy hoe mitondra fiara nga fa tsy mandeha fiara fitateram-bahoaka!
23. six ( 21/07/2004 14:14)
raikitra zany fa d miandry ny am manaraka azo atao ndray e
24. mumu ( 21/07/2004 21:22)
Tsiperifery ouayyy misy Poopy ve any ny 1er Août???
wééééé defa any za zany amin'ny 1er kou!!!!
merci Tsiperifery
25. fyjl ( 22/07/2004 05:44)
Misaotra an'ny rehetra namaly antso sy naneho hevitra satria hita sy tsapa fa mangetaheta fihaonana ny rehetra.
Ity fihaonana @ 31 juillet ity dia santatra ambavarano ihany ary natao mba hamorina izany hevitra rehetra izany. Iarahantsika mandinika @ io fotoana io koa ny momba ny fihaonam-be ka izay lanintsika eo dia atolotra ny birao mba ho dinihiny izay fomba hanatanterahana azy.
Koa mitaona antsika namana rehetre mba ho tonga satria ny hevitry ny maro hono mahataka-davitra.
Mampahery ihany koa an'ireo namana izay tsy mba afaka manatrika io fotoana io noho ny antony samihafa fa ny manetsa be mbola ho avy e!
26. randjy ( 22/07/2004 10:59)
za aloha tsy maintsy tonga any na misasaka aza ny alina ,fa na orana mikija tsy mahasakana ahy tsy andeha .
Ninoninona mitranga eo za tsy maintsy tonga foana f'efa masaka ato an-tsaiko ny ahita anareo.
27. mcz ( 23/07/2004 14:45)
:D de hiaona indray zany ny namana , ny tena loza anie de tsy hita intsony ny namana rehefa avy mioana ééééé tsy misy tohnay intsony fa samy be resaka eto @ tsaty fostiny ry lerony :o nefa tokony mba hitohy matomatotra koko izany no mahampinamana éééé tsy dia faly be wawawa eo @ tsaty fotsiny sa aona hoy nareo, zay moa de tonga foana ko mijery ny vao2 sy ny tonta hahahah
ok @ 31 jolay zany ko :lol:
28. six ( 24/07/2004 11:07)
eny lesy mcz bandy akama, toa lasa hotr'zay fotsiny! fa tongava ihany alou fa hita eo ihany anie e!
TONGAVA MARO
29. nyeja ( 25/07/2004 05:52)
coucou daoly,
dia raikitra zany fa ho avy any ny tenanay e dia manantena anareo poety namana mba ho avy koa an zay fa dia mahereza daholo e
hamafisiko koa ny 15 fa mety hahafinaritra e
ny eja
30. fyjl ( 27/07/2004 15:57)
Tsy misy ho lazaina hafa tsy ny tongava maro eeeeeeeee!
31. nikopol ( 27/07/2004 16:24)
Nyeja ilay sipa manja be sady poety ve io. Tena malahelo be ny tenanay fa tsy afaka mande mankany. Ny ambiroako angamba no alefako any, io no maivamaivana zakan'ny bagazy am1.
:lol:
32. vivisexy ( 29/07/2004 08:18)
sao de tery anefa alo ilay hefitra e!za mantsy tena hi-dance be ra to ka dozy2 eo an;@31 zany e
33. kitjo ( 29/07/2004 08:34)
Marina mitsy io lazain mcz io fa t@ 28dec zao tsy nisy tonga akory fa ps tsy fantatra aby az ano tonga!
d nony aveo njay samy nanjavona tsy hita tsn na ato @ hafatra aza.....
34. ralay ( 30/07/2004 17:27)
Salut tlm
Tena domazy ry zalahy fa efa nody zah fa tsy any an-toerana intsony fa somary tara kely ilay fihaonana ka dia hialana tsiny aminareo e. Mbola be ny ho sisa fa dia mazotoa daholo. Dia mampamangy @ namana rehatra any an-toerana sy izay mbola ho avy sy izay mbola any e.
35. fraulo ( 31/07/2004 14:05)
Arahabaina daholo izay ao izao !
@ izao ora izao moa ny tena vao tafaverina avy any amin'antondia maro, avy any @ ilay tsy an'olondratsy e, ka dia aza tsiny re ranamana serasera isany fa zokin'ny aorina indray ny fihaonana a !
Mirary soa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2337