nanomboana nanoratra...

61. ikaretsaka ( 07/11/2004 19:13)
hihihi.. ika tsy mihira fa mitendry fotsiny \'aloha\" zao
62. ikaretsaka ( 29/11/2004 06:07)
tsy mbola izao aloha!
63. bichette ( 02/12/2004 07:31)
maninona iramaso raha manao boky ?
64. ikaretsaka ( 06/12/2004 05:17)
tsy manampotoana letsy za zao an!
65. bichette ( 06/12/2004 09:22)
ramaso > musicien maro be ato ireo , rehefa tsy afaka i ikaretsaka dia feno ato saingy mety tsy iray firenena angaha
66. booboo ( 06/12/2004 21:04)
ramaso>refa tsy ao lé mélodie ouz Samoëla dé ny tonony ataovy poésie re !
67. booboo ( 06/12/2004 21:15)
dé ataovy ary @ tononkalo ary aby ara ho jeren\'ny tanàna e
68. ikaretsaka ( 07/12/2004 06:21)
ramaso> za tsy nanda a... fa tsy zao aloha hoa fa sahirana ahako
69. ikaretsaka ( 17/12/2004 04:45)
mbola sahirana letsy za zao mba kozy e.. sady tsy misy feeling..
70. ikaretsaka ( 17/12/2004 04:46)
lasan\'i.... any mihitsy ny inspiration ko hozizy i samoela izay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2745