aniversera!!!!!!!!

21. kitjo ( 30/06/2004 17:32)
arahabaina i aladin na tara aza e

d arahabaina ko i ra..maso,lasa aloha fa tsy koi fa aty aminay efa 01,ihihihhi

mirary soa anareo e
22. fijo ( 30/06/2004 22:49)
arabaina letsy ramaso an.dia aza manadala sipa intsony hono e.ih,ih,ih
23. ikaretsaka ( 01/07/2004 03:38)
Rahabaina maso an.. zany hono.. aoka honony sipa ilamina .. sa tsy iznay ry moumou? hehehehe
24. gandy ( 01/07/2004 19:24)
Tandremo aza mijery tavan'olona an! harabaina izany ry zalahy an!
25. kitjo ( 04/07/2004 08:41)
nde mody ataoko hoe anah fa toa tsy misy mihitsy izy zany.ihihihiih

laingako zany fa arahabaina ze nanana annif 01-02-03 sy androany tsy voarahaba e!

gandy> hijery tavan'olona aona koa?
soratra dol ny eto fa ngah misy hita tava?
26. kitjo ( 08/07/2004 12:48)
ande mody foroniko oe anah anjoany fa tsisy namana mpi-forum manana aniversera mitsy,ihiihih
27. xxx ( 09/07/2004 14:17)
ko ra tsy anniversaire an'i "rossy & co." ny ahy kou ankalazaiko sahala @ balllllll kabôsy pôpilera

fatsoraly
28. ikaretsaka ( 10/07/2004 03:57)
ka polularisena ialahy e
29. xxx ( 10/07/2004 05:10)
ikaretsaka> mifanohitra @ zany ny ZAVATRA TELO nolazaina anay tany am-pianarana [t@ fahatanorana :) ]

1) "Je n'aime pas les baobabs"
2) "Je n'aime pas les baobabs"
3) "Je n'aime pas les baobabs"

3)
Si tu peux voir détruit l'ouvrage de ta vie
Et, sans dire un seul mot te remettre à bâtir
Ou perdre d'un seul coup le gain de cent parties
Sans un geste et sans un soupir.
Si tu peux être amant sans être fou d'amour,
Si tu peux être fort sans cesser d'être tendre,
et, te sentant haï, sans haïr à ton tour,
Pourtant lutter et te défendre.
Si tu peux supporter d'entendre tes paroles
Travesties par des gueux pour exciter les sôts,
Et d'entendre mentir sur toi leurs bouches folles
Sans mentir toi-même d'un mot.
Si tu peux rester digne en étant populaire,
Si tu peux rester peuple en conseillant les rois
Et si tu peux aimer tous tes amis en frères
Sans qu'aucun d'eux soit tout pour toi.
Si tu sais méditer, observer et connaître,
Sans jamais devenir sceptique ou destructeur,
Rêver, sans laisser ton rêve être ton maître
Penser, sans n'être qu'un penseur.
Si tu peux être dur sans jamais être en rage,
Si tu peux être brave et jamais imprudent,
Si tu peux être bon, si tu sais être sage,
Sans être moral ni pédant.
Si tu peux rencontrer triomphe après défaite
Et recevoir ces deux menteurs d'un même front.
Si tu peux conserver ton courage et ta tête,
Quand tous les autres la perdront.
Alors, les rois, les dieux, la chance et la victoire
Seront à tout jamais tes esclaves soumis,
Et, ce qui vaut mieux que les rois et la gloire,
Tu seras un homme, mon fils.
30. xxx ( 10/07/2004 05:12)

Fatsoraly Rudyard Kipling io ambony io an! Hahaha

fatsoraly
31. kitjo ( 11/07/2004 10:11)
Arahabaina i atmos eeee
Mirary soa d arahabaina koa ireo tonga fety rht
32. fatsoraly ( 15/07/2004 04:08)
feno "anniversaire" ny tanana.

hahaha!
33. kitjo ( 22/07/2004 11:23)
arahabaina koa i mabloo sy vegas> saika lasa hoe mablas sy vegoos,hiihihhi
34. xxx ( 23/07/2004 02:55)
bofff ce n'était pas du tout drôle!

http://tafatafa.eu.org/forum/membre.php?action=profil&login=kitjo
35. kitjo ( 23/07/2004 13:55)
in no tian i xxxxx holazaina??
ary mitsikilo anah angah???
manin tsy miseho?????
36. rvoulah ( 28/07/2004 21:50)
de tsary adino ndroky kitjo tamy 25 fa bon anniv eeeeeeeeeee
37. olly ( 28/07/2004 22:02)
zay tokoa ! ny andro talohan'iny tsaroana ihany fa hita teo fa ny ampitso de tsy tafanoratra ho anjy noho io , enga anie tsy ho tara loatra :wink: :-* bon annif jotki an !
38. kitjo ( 29/07/2004 07:09)
misotsa fa tsa tara zany manjapahatongan 24 july 2005 :-D :-D :-D

biz nareo 2 :-* :-*
39. mcfy ( 31/07/2004 00:18)
Misaotra ho an'i Lanto sy Kitjo T@ fiarahabanareo t@ aniff-ko fa zao ty lohahevitra ty vao mba hitako k mialatsiny raha tsy namaly ara-potoana. Ary mirary an'ireo zay tratry zany vaninandro lehibe izany koa depuis nisokafan'ity lohahevitra ity. Ny an'i Kitjo moa izao no hitako akaiky indridra koa dia antenaiko fa nataonao nipoapoaka zany fety zany no sady tsara tsodranon'Andriamanitra.
40. kitjo ( 31/07/2004 06:55)
Melsi McFy an :-*
Nipopoka aona lou e,ihihihi , sao d tonga aty eo le mpanao attentat aux grenades any dago,hihiihhiihhiih
Misaotra t@ firariantsoa t@ SMS yahoo e!

Alazako @ Lanto enao anjoany,hiihhiihhi :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0991