You are here: home > Forum

aniversera!!!!!!!!

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : aniversera!!!!!!!!
Valiny : 53
Pejy:  1 2 3 > 
kitjo - 22/06/2004 15:19
Andao atao fiarahabana ze manana aniversera e, indrindra reo namana mpianakavim-porum..... satria ny namana tsy mankato tsy mahita...

Arahabaina dol ze tratry ny annif anjoany d arahabaina manokana i "akamatiana" ato @ forum..

Bizzz

Valio | Miverina eny ambony
nananie - 22/06/2004 16:31
Hevitra tsara 'zany ka.De bon anniversera hono 'zany Akamatiana e! Biz mirefotra e!
Valio | Miverina eny ambony
voninkazokely - 22/06/2004 17:05
Tratry ny andro nitsingerenan'ny taona nahaterahanareo daholo nareo é
Valio | Miverina eny ambony
methode - 22/06/2004 17:38
Bon anniversaire izany izay tsy fantatray ny daty nahaterahany! Izaho nazoto be taloha fa taty aoriana maro no manao daty fôsika dia tsy nanao intsony aho!! Hihihi
Valio | Miverina eny ambony
ramoul - 22/06/2004 20:38
Bonne aniff dôly ze tratrany rehetra zany é!
Valio | Miverina eny ambony
olly - 22/06/2004 20:41
tratrin'ny fetiny aby e !
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 22/06/2004 23:32
hevitra kit io ka.dia miarahaba ny namana tratran'ny androny androany e.
Valio | Miverina eny ambony
six - 23/06/2004 05:33
D arahabaina daholo zany ze tratry ny annifffffffffffff ne
bonne anniverseeraa hono eeee!!! d la2ina manokana mintsy
d ze retrarertra e!!!!!!!!!!!!!!!
Valio | Miverina eny ambony
lanto - 23/06/2004 06:15
bon versera la2ina a ! bizzz be njy !
Arahabaina daholo ireo anaty lisitra ireo a!
Valio | Miverina eny ambony
hery - 23/06/2004 06:55
dia anniv -n'i Jo_ ao amin'ny chat kou androany
Bon anniv joooo (A.K)
Valio | Miverina eny ambony
unik - 23/06/2004 21:36
bonne anniversaire akia ry malala a a a a! bonne anniversaire akia ry chérie e e e!!!
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 23/06/2004 22:13
o ry unik an,sao mihady eo i malala sy cherie ka ho loza.
Valio | Miverina eny ambony
lanto - 24/06/2004 07:14
Bon annif ze teraka ndroany ô ! de arahabaiko manokana i McFy
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 24/06/2004 13:35
Miarahaba manokana an i McFy d ankafizo ny fety e,
Asio tsipopoka,ihihihihih
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 24/06/2004 23:53
tandremo sao may e.
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 25/06/2004 06:56
Arahabaina ze tonga fety anjoany e
Tanjemo tsara mba ho labozia no arehitra fa sao mifandiso @ tsipopoka....
Valio | Miverina eny ambony
kitjo - 27/06/2004 05:33
Arahabaina i Madagasikara fa adinotsika,

biz'oroka koa!loll
Valio | Miverina eny ambony
xxx - 27/06/2004 17:50
Zà manao zoaezaniversera an'i Aladin, androany 27 jona. Enga anie ka marina io daty io
Bizz bé aladin !!!
Oully
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 28/06/2004 23:44
homeo x ary aladin e.
Valio | Miverina eny ambony
dasy - 29/06/2004 13:29
sao mba nisy nahazo ny kabary nataon'ny president Ra8 t@ fety 26 juin iny, mba alefaso ho ahy
dasy
ity ny adiresiko: frakoton@wanadoo.fr
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 3 >