fetin ny ray

21. oully ( 22/06/2004 10:09)
Dé arahabaina zany ianareo Ray rehetra eto amin'ny forum. Na ny tsy eto aza, ohatra hoe i dadanay !!!!!
22. fijo ( 22/06/2004 23:36)
kitjo an,ary hadinondry ny sipan'ny dada.
23. mimich ( 23/06/2004 10:59)
vegas> ray fa tsy vady aman-janaka zany = manana zanaka am-pielezana

Mbola tsy tara kosa amgamba aloha raha izao no miarahaba anareo Ray rehetra na mbola ho Ray eto amin'ny namana e! Dia mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anareo ry zareo a! ho lava andro iainana, sy hifanantitra @ vady aman-janaka, dé inona koa re e!
euhhhhhhhhhhhh!!! biz'oraka ho an'ny rehetra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1928