Fihaonana faharoa aty am-pita

21. ralay ( 19/04/2004 15:14)
Tsara daholo izany sosokevitra izany fa miandry ny tena frais en detail @ireo efa naroso ireo isika isika dia mandeha @ zay ny ady hevitra @ toerana sy ny daty e!. Ny any @ ramaso kosa angamba tsy ho possible aloha fa dia misaotra ihany ny nanome sosokevitra e.
22. oully ( 19/04/2004 18:16)
Aleo rehefa amin'ny 5e rencontre any ho any ramaso an! sa ahoana?
23. fatsoraly ( 19/04/2004 19:12)
Farito mazava tsara tokotrany aloha ilay hoe "aty am-pita" sao mamitaka!
24. fijo ( 19/04/2004 22:29)
ny antony nitenenako hoe paka dia satria resaka RNS no nanotaniany ahy.fa raha fihaonana namana dia tsara raha été ka
25. oully ( 20/04/2004 08:34)
fatsoraly> rehefa ankoatran'ny Dago aloha dia am-pita daholo no fahalalako azy. Fa ny namana serasera aty am-pita dia eto Eropa no tena betsaka, indrindra Frantsa.
Ka izay no mahatonga an'ny Frantsa atao ivony raha izay no hahabetsaka ny fahafahan'ny maro. Tsy manakana ny fihaonan'ireo zay tena aty am-pita lavitra anefa zany, toa an-dry zareo ao Amerika, sns ....
Azo heverina daholo ny sosokevitra rehetra saingy izay mora ho an'ny rehetra no arahantsika.

Rehefa mahazo vaovao avy amin'i DS isika dia tsara angamba raha hifidy daty sy toerana amin'izay.
Sa ahoana no hevitrareo?
26. booboo ( 20/04/2004 08:41)
ekena.
27. samoina ( 20/04/2004 09:35)
Mba mangataka ny hevitr'i Hery koa aloha @ izao vinavina fihaonana n°2 izao fa izahay mba te hifanatri-tava @ ilay masoandro nipoiran'ity serasera ity e !
28. hery ( 20/04/2004 10:32)
Izaho anie ry zareo salasala fotoana be ihany e. tsy dia azo ianteherana loatra. Rehefa tena raikitra ny programa dia mandamina ny programako amin'izayaho
29. fijo ( 20/04/2004 23:36)
izay izany e
30. ds ( 22/04/2004 11:31)
Miala tsiny fa mbola misy manahirana azy ilay olona tokony hanome saram-pilasiana amin'ireo toerana narosoko. Aorian'ny 09 mey any ho any vao mety ho azo. Antenaiko fa tsy tara loatra.
Tsarà daholo e !
31. oully ( 22/04/2004 12:06)
Ataoko fa tsy ho tara loatra angamba ka! miankina amin'ny daty izay hotapahantsika ihany koa mantsy. Misaotra indrindra an'ireo izay mikarakara....
32. fijo ( 22/04/2004 22:04)
mialy e
33. ikaretsaka ( 22/04/2004 22:49)
reveo manja zareo an
34. oully ( 23/04/2004 07:11)
iza indray ity "mialy" voatonon-dry fijo aty intony?? tsiky dia ampy ho'ah
35. voninkazokely ( 30/04/2004 11:03)
Dia ahoana ihany ny fiafaràn'ity resaka ity?
Toa tsy misy olona intsony kle!!
36. booboo ( 30/04/2004 19:14)
Afaran'ny 9 mai ouz ds !
37. oully ( 01/05/2004 09:19)
Miandry an'i Ds isika fa misy tohiny io kah! raketintsika io vonikazo ah
38. fijo ( 03/05/2004 23:16)
milay re no tiako lazaina fa ianareo koa dia tssss
39. oully ( 06/05/2004 20:45)
Ahoana raha atao any @ voninkazokely ilay fihaonana sady hampaherezantsika azy? Sa handrasana aloha ny vaovao avy any amin'i DS ?
40. ikaretsaka ( 06/05/2004 21:31)
hiandry an-dra .. DS hivalana daholo iznay ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6163