Dessins animés

61. welie ( 25/01/2005 17:42)
booboo.......ouiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii! Fa iny ary toa mbola nisy t@ 4-5ans lasa izay??? Tsy aiko intsony...dia ilay misy an\'i any Disneyland iny....misy an-dry Trois Caballeros kou! hihihi :-D
62. chipie1 ( 25/01/2005 18:28)
ary ny beverly nga adinonareo e?de asisika daolo zany ze azo asisika ry welie an! iny kou za fa nanisika hihihi ry brenda sy ry kelly sy ry brandon hihihi tsy akiala kou za talou an :-P :-D
63. booboo ( 26/01/2005 10:29)
chipie1>dé Dallas mou ? zà tsy mba mpijery an\'ireny séries ireny mitsy :^)
ramaso>t@ BD ihany no hitako hatreto fa raaaaaaaaaatsy !!!!
64. welie ( 26/01/2005 16:23)
ramaso.... zà tsy mbola nijery :roll: :-P

chipie1.... :D Sa hamorona lohateny vaovao indray tsika roa dia resaka séries fotsiny indray ary e? Fa zà koa akia dia mpijery Beverly a! Nataon-dry Brandon fanina mintsy fa njy nga ahona..? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1254