Manin-te hody

21. ikaretsaka ( 03/05/2004 16:42)
robot robot e.. Metro Boulot Dodo .. rehefa misy o rehetra
22. jhouhlambout ( 03/05/2004 17:11)
Raha: Metro Boulot Dodo ihany dia aleo Dodo aloha fa milay io!
23. booboo ( 03/05/2004 19:04)
zay ! dodo dodo dodo dé zay vô métro boulot dé tsy routine intsony avy eo !
24. fijo ( 03/05/2004 23:19)
te hampiditra zavatra hafa aho hialana amin'ilay routine fa raha matetika ilay izy vao miha manampy ilay izy indray.
25. jhouhlambout ( 04/05/2004 07:52)
zay no maha-sarobidy ny torimaso, rehefa matory dia avela any daholo ny zavatra mandreraka rehetra ...
26. beko ( 04/05/2004 16:50)
na lavitra aza aho
tsy manadino anao
ianao ilay tany nitaiza
tsy adino n aiza n aiza
.............................
27. oully ( 04/05/2004 17:24)
fa i jhouhlambout ity anie noheveriko fa any Dago eh, nafangaroko tamin'ilay jhioul anankiray. Hitako no mani-te hody ....
28. jhouhlambout ( 04/05/2004 19:56)
Maro anie ny jiolahy eto an-tany e! fa sainga vitsy ny manin-te hody hihihi...
29. fijo ( 04/05/2004 23:15)
marina tokoa letsy izany ko.
30. oully ( 05/05/2004 20:05)
fa avy aiza alou i jhouhlambout io eh! aiza ho aiza eto Frantsa sao azo aleha ihany amin'ny fihaonana ...
31. jhouhlambout ( 06/05/2004 06:14)
Alavidavir'i Strasbourg(any ambanivohitra be any!)
32. akamatiana ( 06/05/2004 16:10)
inn ary reto te hody reto ,zay aty andakira be aty ary mbola tsy te hody . Tsy oe manadfino akory ,fa zany fiainana tsy maintsy hatrehina doly e , de miezaka isan'andro na de manina aza ,
33. oully ( 06/05/2004 16:12)
Faly mahafantatra! hay ve any akaikin'i dd sy lanto eh! hafanao ny tanàna fa ho avy any aza zahay eh
34. fijo ( 07/05/2004 00:45)
aiza izany le?
35. oully ( 07/05/2004 11:29)
Any amin'i jhouhlambout re ry fijo malala an!
36. jhouhlambout ( 07/05/2004 15:45)
tongava fa hanao fety be isika e!
37. mumu ( 09/05/2004 08:55)
za kou ho avy hanao fety hiihihi! mahazo ve??
38. jhouhlambout ( 09/05/2004 15:43)
hihihi
39. oully ( 10/05/2004 11:27)
d'efa homano zany fa asesintsika io ka! vita ny ary dé ary indray eh
40. jhouhlambout ( 10/05/2004 17:38)
mety tokoa izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6572