coming soon

41. donemaskit ( 13/04/2004 12:46)
KIKI la petite sorcière

> dessins animés (za alou tsy hijery e)
> fantastique mitovitovy @ Nemo
42. ikaretsaka ( 13/04/2004 22:49)
i alamo koa tsy ratsy ka
tsy nampoiziko fa kay tsara
43. donemaskit ( 14/04/2004 22:44)
zany ve ? inona no tena nilay ?
44. alz ( 26/04/2004 15:38)
Ary iza no nahita an'IMORTEL, film ' i ENKI BILAL, ôtran'ny tiako le izy.

Production frantsay nefa tsy ratsy.
45. donemaskit ( 27/04/2004 13:29)
ilay miaraka @ Bellucci sy Cassel ve zany ?
Tsy nijery aho fa tsy dia voako loatra lé mpilalao...
46. ikaretsaka ( 28/04/2004 03:20)
ary iza no mpijery harry potter?
47. nananie ( 28/04/2004 15:58)
Za! efa hitako daholo ze nivôka. tiako le izy ka.
48. jhouhlambout ( 29/04/2004 06:23)
za kou
49. ikaretsaka ( 03/05/2004 00:10)
ary ilay farany mivoak a@ juin? ohatran'ny tsar aan
50. nananie ( 03/05/2004 15:09)
mbola tsy naheno za.
51. donemaskit ( 04/05/2004 12:25)
za ry reto tsy mbô tia Harry Potter !

VAN HELSING toa tsy ratsy an, sady gros budget !
52. nananie ( 06/05/2004 10:53)
bande annonce no efa hitako fa takany milay. Hivôka aty izy io raha tsy diso za. raha tsy hoe efa nivôka fa tsy naharaka ndray ny sipa.
53. ds ( 06/05/2004 19:48)
[Hoy donemaskit]
>VAN HELSING toa tsy ratsy an, sady gros budget !

Nijery an'io aho fa tsy voako loatra.
Mifangaro ao ny Dracula sy ny science fiction ka tsy tiako.
54. ikaretsaka ( 06/05/2004 22:50)
nofa be van Helsing.. orera tsisy plot
55. donemaskit ( 13/05/2004 11:18)
ie, nahita an'lé making of ah omaly fa ohatrany toa hankarary maso fotsiny, tsy mahazo mijery an'reny Bebe-anay. Ankoatr'zay :

TROY hivoaka atsy ho atsy aty frantsa (r@ alarobia ngamba izy zay)

> Brad Pitt no milalao an'i Achille, héros tany Grèce fahiny
> asa loatra zay tena fisehony, fa misy géra fotsiny no haiko...
56. nananie ( 13/05/2004 12:10)
Fa tsy de mankaiza par rapport @ Gladiator. Le tantara nalaina tao koa tsy mitovy @ le boky nosoratana.
57. kitjo ( 13/05/2004 19:16)
za vao avy nijery Van Helsing teo fa ppfff, tsy d ratsy d tsara, araka2 ny ol ngamba e

Troy> tsy ratsy koa fa efa nivoka ela2 kely taty....

le beautiful boxer efa ela b v rangah no nivoka tsy mety mahita za ko, tttsss
58. donemaskit ( 16/05/2004 09:42)
Beautiful Boxer ? ohatra ny aôna zany tantara zany ? tsy mbola reko mahintsy.

> Van Helsing ho an'zay tena adeptes-na effets spéciaux
> Troy, intéressant amiko satria vitsy ihany ny films momba ny antiquité grec, za moa tsy mbola nahita mints no tena marina

inty ndray ary e :

THE DAY AFTER TOMORROW

an'i Roland Emmerich (Independance Day), ankafiziko mahintsy !
59. kitjo ( 17/05/2004 10:18)
\"The Day after tmw\" ko zao no andrasako,hiihih,otsan milay
@ zoma mivoka aty

Beutiful Boxer film thailandais resaka action fa tsara be ny mise en scene na ny fandehan le tantara koa aza

SHREK2..mety hilay an, @ larobia mivoka aty

law of Attraction: Pierce Brosnan(Bond), sy Julianne Moore

Down of the dead: ho anze tia film horera

Kill Bill2 : oh tsy mamely sa mba tsra iany?
60. kitjo ( 24/05/2004 08:54)
MIlay be le Shrek 2 fa jereo

D aza rater-na koa le TROY fa tsisy dikany "Last Samurai " eo anatrehany,hihiii

Le harry Potera efa ngodabe lery otsan ts mamely koooooo,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09