coming soon

21. nananie ( 29/03/2004 19:05)
Done/ NEMO ho an'zay mbola tsy nahita wa! Fantatro f' efa ela io no nivôka ary za t@ DVD-ny namako no nahita azy fa milay io!
Io Immortel io vao nivôka resaka science fiction fa tsara!
22. donemaskit ( 29/03/2004 09:37)
IMMORTEL

mahafinaritra fa ohatra ny de mauvaise qualité zany ny images de synthèse, sady mampahatsiaro 5ème élément bé zany.
23. ikaretsaka ( 01/04/2004 00:54)
inoan ny nanao ny image de synthese-ny?
24. donemaskit ( 01/04/2004 19:30)
tsy haiko fa frantsay raha ny tokony ho izy. Ho an'zay fan ny FX Lord of the Rings alou tsy ho tia e!
25. kitjo ( 03/04/2004 10:30)
nananie> aoka akia, za narary kibo mitsy t@nijery finding Nemo,hihiihihh

le "Twisted" koa toa nandiso faanntenana fa resabe fts,

ikaretsaka> tsara iany v le "prince n me"?hihii, efa mivoak aty fa omeo sopapa aloha sao handany vola fts,
26. donemaskit ( 03/04/2004 11:36)
ito iray ito koa no henjana !!
ONG BAK

>film d'action (combat) thaïlandais
>miaraka @ Tony Jaa
>raha ny hitako, mbola tsara noho Matrix ny scènes de combat !
27. kitjo ( 04/04/2004 09:13)
okay
28. kitjo ( 04/04/2004 09:15)
le "infernal affairs 1&2" koa tsy ratsy ra tia film asiatik mazikita,
tsara be ny action sady tsy d trop lotra ny mise en scene, ny tantara koa resaka mitombona tsara
29. ds ( 04/04/2004 10:08)
Tsy misy trucage ny ady ao anatin'io Ong-Bak io ary tena mahery vaika. Nahare olona nisento (oh, ah...) matetika aho tamin'ny nijery azy. Izaho aloha tsy tia fa ny mpankafy "arts martiaux" ho afa-po tanteraka e. Pi-maso : hiran-dry Tragedie no mandravaka ny famaranana azy ho an'ny mpijery eto Frantsa.

Hoy donemaskit :
>ito iray ito koa no henjana !!
>ONG BAK

>>film d'action (combat) thaïlandais
>>miaraka @ Tony Jaa
>>raha ny hitako, mbola tsara noho >>Matrix ny scènes de combat !
30. donemaskit ( 04/04/2004 15:24)
oké Kitjo, merci.
ho afa-po zany aho ry DS !!
31. donemaskit ( 04/04/2004 18:05)
asakasany ka ! raha mihavaka (oh : Tigre et Dragon, Hero, Matrix, Ong Bak, ... )
32. donemaskit ( 04/04/2004 18:26)
HELLBOY

> science fiction / action (mitovitovy @ Xmen 2)
> resa-ké be alou e !
> devoly miady @ forces du mal (kôzy!!!)
> tiré d'un BD
33. ikaretsaka ( 04/04/2004 23:30)
tsss resaketch be ilay hell boy... tsss very fotsiny ny vola.. film anjazakely tssss
34. donemaskit ( 07/04/2004 13:50)
hita leisy, na lé scénario fotsiny aza tena mahalatsaka lé ! eo @ FX no mety intéressant.
35. voninkazokely ( 10/04/2004 21:16)
Ikaretsaka an! amin'ilay hoe film anjazakely :ny zazakely tsy mahazo mijery film izany fa déssins animés ihany aloha kah!
36. donemaskit ( 11/04/2004 16:31)
films d'animation !
37. ikaretsaka ( 12/04/2004 01:05)
zany ndray.. euh
38. donemaskit ( 12/04/2004 10:42)
mahazo izy koa, efa dessins animés aloha... !
39. jhouhlambout ( 12/04/2004 10:46)
zany vé dé mety?
40. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:51)
anontanio ilay nampijery an'ialahy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6832