ianareo ve efa nahita film X gasy?

21. angie ( 01/04/2004 10:08)
Za koa efa nahita tany Dago tany nosy be sa diego koa no natao, fa tsy amidy fa toa an'olona fotsiny.
Io back and white io koa efa hitako tampoka tao @ namanay tany Dago ihany, sipa roa vavy gasy lava volo dia vaza roa lahy.
Mampalahelo satria lasa betsaka vaza madeha any mitady an'io fotsiny.
22. donemaskit ( 01/04/2004 19:28)
ka io koa no hiveloman'ny sipakely (sasany) any koa ! Iza zany Alli Mc Tiana??
23. nozzle ( 02/04/2004 01:22)
anabavitsika io ry nama a!
Ingahy john B Root no realisateur mpampiasa azy matetika.
24. ikaretsaka ( 02/04/2004 20:36)
zany hono e
25. nozzle ( 03/04/2004 01:12)
izaho ry xxx mba te ahazo izany film bdb hitanao izany a!
26. kitjo ( 03/04/2004 10:25)
bdb mitsy hono ny film X misy sipa gasy, fa vao resaka henoko tamina realisateur sinoa vao haingana

io mitsy aza no toa nahalalany an M/car,nahamenatra satria vao niteny oe M/car d tonga d oe hay??? za nahalala ankisy vavy nilalao film X avy any amianreo koa ozizy,fa toa misy maro2 ry zareo fa misy manakarama karama fixe hono d entina mandeha2
27. donemaskit ( 03/04/2004 11:37)
reny marina toa mahazo saôsy bé an?! ohatrinona hono isaky ny film?
28. ikaretsaka ( 03/04/2004 16:42)
tokony le sipa no tadiavin'i mazikita aoha dia anontaniana izy
29. ikaretsaka ( 04/04/2004 06:18)
interesse nga ramazikita sa nahita sipa ho recrtutena?? (vazivazy an)
30. donemaskit ( 04/04/2004 08:32)
hanao acteur e !! ha!ha!
31. kitjo ( 04/04/2004 09:13)
hahahah,te hanao aktera ramasikita knou,
tsy haiko alou maskita fa za ary menatra fa znay no ahafantaran ol an M/kara.
Le ol ko tsy niandraikitra an le izy fa sendra hitany fts
32. donemaskit ( 04/04/2004 18:06)
aona marina ny hevitrareo ? samy ratsy lé izy, fa aleonareo ny vehivavy mivaro-teny eny an-dalana, sa manao film X ???
33. xxx ( 04/04/2004 23:26)
mivaro tena dia amin'izay zay raha manambola de afaka mitifitra
34. nozzle ( 05/04/2004 13:32)
d zay tsy manambola zany ahoana?
35. ikaretsaka ( 05/04/2004 14:39)
manangoona aloha ko
36. delvechio ( 08/04/2004 22:05)
za efa nahita fa le sipa angamba koks..... mivanitika fotsiny mahita an le camera. sady nen le sipa tonga d persils brown be. lasa comedie le izy lelike
37. ikaretsaka ( 13/04/2004 03:52)
kozy ve le
38. donemaskit ( 13/04/2004 12:47)
tena comédie marina zany lé! brown bé ?!!!!!
39. delvechio ( 13/04/2004 13:11)
mba sanina e! video prive angamba le iz fa tena fopla kle
40. ikaretsaka ( 13/04/2004 22:45)
kay le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1652