cinéma malagasy

41. donemaskit ( 18/03/2004 18:34)
marina dia marina zay.

Hita bé ry leirony (mpanoratra sy mpanatontosa) hoe mpirevy bé Van Damme sy Birosy Lee be taloha ! Iny fa nahazo caméra dia lasa....
42. delvechio ( 08/04/2004 22:12)
fa iza moa miteny an lisany fa raha hoe tsy nahita anireny films avy any US sy EUROPE reny tsika d sahy niteny v hoe ratsy ny films gasy. tsika no efa nahazo reperes amn sasany d lasa votery mitsara. fa na izany aza aloha tena tsy vohako le films gasy e.
43. xxx ( 01/05/2004 19:00)
Miala tsiny aho raha mba mandray anjara eto. marina fa tsy dia mbola nahita film gasy firy aho, afa-tsy "Ny Avoko" vitsivitsy, fa azoko lazaina fa mahavita azy ry zareo raha jerena araky ny "situation"-n'i Madagascar @ ankapobeny. Mba omeo courage koa izay mba manao zavatra fa tsy pepoina foana e! Aiza ary isika no mba ho tafita???
44. xxx ( 01/05/2004 19:07)
Mba mila fivoarana sy fanatsarana ihany anefa na izany aza eo @ lafiny maro. Marina fa mbola somary lavitra kelin'ny avy aty ivelany kanefa rehefa miezaka ny hanatsara zavatra dia tafita.
45. jhouhlambout ( 01/05/2004 19:21)
marina izany :-)
46. gasitiako ( 29/09/2005 06:03)
tsara ilay hevitra, rehefa mitsikera dia manome soso-kevitra na vahaolana fa tsy faly ny mitsikera be fahatany, tsy misy ny tonga lafatra (absolu) na dia ianao miteny io aza, marina dhl ny voalazanareo eo @ lafiny fitaovana, mpilalao, mpamokatra, ara-bola sns, ny fotoana kosa tsy afaka handany taona 1 na volana maromaro satria fotoana = vola (sakafon'ny mpilalao, sara-pitanterana sns...), lasa mitombo be ny masonkarena nefa tsy hahaleo ny sarany ny vidiny rehefa avy eo, akory atao, izay no zava-misy, reveo manja na tsy milay aza aloha, fa tsy maintsy hilay foana io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2422