cinéma malagasy

21. ikaretsaka ( 09/01/2004 17:35)
tamin'ireny azo lazaina hoe "acteur" Gasy? iz ano nahay ni act indrindra?
22. donemaskit ( 09/01/2004 10:39)
iza moa ilay sipa mpihira iny? Mbolatiana ohatra ny "tady hahay" ihany.... fa tsy crédible noho izy manja kely!
23. ikaretsaka ( 09/01/2004 16:46)
ny ahy itompokolahy mamy nanahary no hitako mba nahay ni act
24. donemaskit ( 09/01/2004 16:51)
Tsy haiko tsy dia nahita loatra ny nataony aho...
25. hery ( 09/01/2004 19:22)
Ny Light prod no namoaka film be indrindra tao ho ao (be loatra aza ka tsy araka ny qualité) Tsara ho fantatra fa ny film amerikana dia aman-taonany no anomanana azy... raha manana fotoana toa izany (manaja ilay timing) ny gasy dia mety hahavita tsaratsara.
26. donemaskit ( 09/01/2004 19:58)
Ry leirony koa te hahazo eo no ho eo, zao dieny zao dia kitoatoa be ny ataony... Lightprod zany moa dia tsy mahay marketing mihitsy : avoaka daholo izay azo avoaka rehetra; lany fotsiny ny vola (tokony hanaovana film vitsivitsy fa tsara) nefa mandiso fanantenana ny mpijery fotsiny!
27. donemaskit ( 10/01/2004 20:58)
Le showbusiness gasy... c pas encore ça!
28. donemaskit ( 10/01/2004 09:06)
Ny hevitr'i Hery momba ny hoe : karazana tantara inona no tsara havoaka any Mada?
29. donemaskit ( 22/01/2004 09:18)
Nahita aho hoe manao recrutement massif-na mpilalao hono ny Avoko production. Mikarakara zavatra goavana ve ry leirony ao ?
30. imasoandro ( 29/01/2004 11:23)
le resaka lightprod aloha ry zareo efa tena ao @ fintantana mihitsy no tsy mety an!mitady mpividy zao no tompon'ny lightprod! de hitanareo @ zany!
fa le mikasika ny acteurs aloha marina fa tokony asiana formation mihitsy e! aiza koa ny akabiazan'ny olona manao casting ao @ light zao de ohatra ny olona tsisy atao daholo e! ny sasany koa ohatra efa nanao "théâtre" fa hitanareo ihany angamba ireny teatra malagasy ireny e!
31. imasoandro ( 29/01/2004 11:27)
manarak'izany mpanao tantara @ radio koa no acteurs ka mazava ho azy raha tsy tafita le "personnage" tiana havoka!
fa faute de budget koa moa mazava ho azy araka ny lazainareo fa ny akanjo ohatra de samy mitondra ny azy, toy izany koa ny fiara, eny ny fitaovana rehetra e!an'izy samy izy ao ihany ka tsy mahagaga io!
32. imasoandro ( 29/01/2004 11:29)
fa hitako mety koa zao ra atao film de toy ireny angaho taloha ireny e!fa tsy atao ohatra ny "koto fetsy sy maka" le @ fotoana ankehitriny fa apetraka ao @ environnement nisy azy taloha mihitsy!ho fanabeazana e!
33. donemaskit ( 29/01/2004 13:51)
tena intéressant zany resak'Imasoandro zany, tsaorako io rehefa hanao film aho e.
34. imasoandro ( 29/01/2004 13:58)
de aza adino ny frais de consultation rehefa tafita ianao ry donemaskit an!miandry zany zahay!
35. imasoandro ( 29/01/2004 14:15)
ary itony comédie musicale itony ve mety tsy vitan'ny gasy! ny gasy mantsy toa tia mihira ihany....
36. donemaskit ( 29/01/2004 14:31)
Ny Gasy dia tena tia mihira tokoa, fa tsy vitan'ny hira fotsiny anefa io, mila synchronisation images-sons be, sady chorégraphie... fa indrindra² > textes!!
37. donemaskit ( 29/01/2004 14:43)
sarotra noho ny "tsotra" io satria sady mamoaka film no mamoaka album.
38. imasoandro ( 29/01/2004 15:41)
mazava!
39. donemaskit ( 19/02/2004 10:19)
aona ry reto io film vao nivoaka hoe : "FIAINANA" io ? efa nisy nahita nga ? misy mahalala bebe kokoa ? (ny techniques nampiasaina sns)
40. ikotofatsora ( 18/03/2004 17:53)
tsy mba misy mahaliana fatonga dia fantatra fiafarany sady mankatahaka be ny film sinoa ny betsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3372