FA MANINONA NO TSY MODY REHEFA VITA NY FIANARANA

41. randria2 ( 17/10/2004 17:20)
Safidy io e, izay no demĂ´krasia ...
42. xxx ( 18/10/2004 03:53)
ataonay inona fotsiny visas? nareo aza milahatra @ 4 maraina maka visas ao @ ambassade ko zay no tedavinareo hody?

nena ndray ny tiko anotanina oe: naninona no tsy nitsikaraka le tsy afaka nijanona reny nefa mba te hijanona iany?
43. fijo ( 18/10/2004 20:38)
safisy io e.avelao hody ze te hody fa tsy hifanerena io.
44. zandrinifijo ( 19/10/2004 04:07)
izy nga te hody fa voatery lesy e. tsy safidiny mitsy ny mody fa tsy naita fika ijanonana izy dia manenjika sy manaratsy atsika any amy tanana.
45. fijo ( 19/10/2004 20:32)
ko naninona raha nanao klandy raha izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.563