Hetsika 28/12/2003

21. rdilan ( 26/12/2003 09:42)
manao ahoana daholo e! tratarany fety daholo aloha e! miala tsiny ny tenanay fa tsy afaka t'@ io 13 / io e! fa ny tenanay dia vonona ny hand(ray anjara foana e! izay fa @ alahady izany e!
bye!
22. fijo ( 26/12/2003 18:57)
dia mifalia tsara daholo e,dia mba tantarao izahay avy eo.dia samia tratry ny taona e.
23. fafah ( 28/12/2003 18:18)
hazavao kely alou lé toerana fa tena tsy hitanay e! tokony hisy détails be be kokoa hahitana ilay toerana.djilambut a! au secours e!
24. admin ( 28/12/2003 18:35)
Ny toerana

Raha miditra avy any Vassacos na Antohomadinika ho any amin'ny 67ha dia mandalo ny arret bus Mahitsy. Dia tohizana ihany dia mandalo ny résidence Vatomanga. Trano lehibe manamorona arabe. Raha vao manontany olona fotsiny enao avy eo amin'ny sapanandalana Antohomadinika - 67ha dia atoron'ny olona.
25. fafah ( 28/12/2003 10:19)
merci bcp e!
26. kitjo ( 04/07/2004 09:11)
hay moa i fafah marina tao le nanao akanjo rouge-rouge?
i ..... nanao dos nu mavokely,hiihihiih

sasa, voahirana, iroe iany sisa no hita mivezivezy ato fa ny hafa ngah na nakaia?

tatitra> tsara b le fety , nisy sambos nilay b tao,ihihihihihih
fa za saika very tsy nahita ilay toerana.

hay d nisy fitaratra ngodabe t@ rindrina d nisy ni zesta be sady nijery fitaratra no nandihy,ihihhihihh

d tsy haiko nisy sipa rasta zay tena tsy nijanona mihitsy, ary fanina dol ny kil fa mihodikodina b izy d ny mpijery no fanina.lolll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0978