Ny malagasy mpikambana aty USA 
Any New York @ mois de Juillet e! |
Valio |
Miverina eny ambony
ihhihihihihi |
Valio |
Miverina eny ambony
Inona no dikan'io IHIIIHHIHI io e? Azo fantarina ve? |
Valio |
Miverina eny ambony
Inona no dikan'io IHIIIHHIHI io e? Azo fantarina ve? |
Valio |
Miverina eny ambony
ahoana ihany no niafaran'ilay ho fihaonanareo? tongava aty aminay daholo eh .... |
Valio |
Miverina eny ambony
Dia avy eo aty |
Valio |
Miverina eny ambony
wawawa>hanidina ho any za juillet ny dikan io ngamba ,lolll
oully,jhoul>manin ts aleo aty aminay?? sady misy promo nge zao Air france e,350 euros mankaty,ihihihih |
Valio |
Miverina eny ambony
kitjo> tonga zahay raha masaka ilay pro-nareo, ary indrindra raha misy vonona hampiantrano anay sy hampianatra teny angilisy. Dé afaka mahita an'lé statut ve? enga anie ka tsy tara an'io promo io. hihihihi |
Valio |
Miverina eny ambony
alefaso daholo ny resaka ry zareo fa mety hoavy any izahay an.zara aza misy anareo any. |
Valio |
Miverina eny ambony
Ka ahoana izany no atao e? |
Valio |
Miverina eny ambony
Ka ahoana izany no atao e? |
Valio |
Miverina eny ambony
Mba masaho tokoa ry zareo ilay fihaonanareo an...Eo mou eh!! zahay efa maika hamaky tatitra sy hijery sary. |
Valio |
Miverina eny ambony
Tsy aleonareo ve midina aty Naolins e. Sady mafana no be hafanana azo anafanana ny fihaonana. sady samy hafa amin'ny tanana rehetra koa aty e.
Izany hoe tapany atsimo aloha, moa nareo koa concentre any dc daholo.
sady fampianarana ireo lehibe mitady hisaratsaraka ireo koa izany, raha isika tanora no milamina. |
Valio |
Miverina eny ambony
marina izany |
Valio |
Miverina eny ambony
ko tena any dc no misy zvatra masaka @ ity ko.. zay aza hilongy hatrany.. 5 andro mankany mankany.. fa manomana laisany zavatyra dia kozio ny bandy de lasa izo |
Valio |
Miverina eny ambony
d'efa raikitra zany eh |
Valio |
Miverina eny ambony
oully> tongava e, na haka sary fts aza, oay, sady aty aminay tsy mila visa an, oh mand etaxi brosy,
ikaretsaka>mba raiso eto ambaravarakely za vety2 refa mande e,efa samy hilongy iany,lolll |
Valio |
Miverina eny ambony
marina ve zany ry kitjo? |
Valio |
Miverina eny ambony
tsy any US izy no mipetraka ry oully sao diso an. |
Valio |
Miverina eny ambony
ie, fantatro fa ny singapore ka. Merci fijo malala (aleo indray aloha rangitina i ikaretsaka) |
Valio |
Miverina eny ambony