Ny malagasy mpikambana aty USA

21. ikaretsaka ( 14/01/2004 16:56)
raha izay dia mba ok
22. jhouhlambout ( 04/03/2004 19:30)
Raha misy izany dia mba hi-spend dollars aho ho any! hihihi!
23. kitjo ( 04/03/2004 16:53)
hum hummm
to ahifindra any USa iany zay ra zao le,
24. ikaretsaka ( 09/03/2004 19:42)
ahoana @ vacances ary e?
25. ikaretsaka ( 09/03/2004 19:43)
ahoana @ vacances ary e?
26. jhouhlambout ( 09/03/2004 19:55)
Eny ary e
27. fijo ( 11/03/2004 11:26)
mety milay fa masao.mety hotonga any izahay .
28. kitjo ( 12/03/2004 14:13)
ndao ry fijo an
29. ikaretsaka ( 15/03/2004 13:37)
@ voalohan'ny volana jolay any washington hono.. ahoana?
30. kitjo ( 17/03/2004 11:30)
hhaha,maika b ikaretsaka,toa malaina dol ny namana-reo any zany
31. ikaretsaka ( 17/03/2004 18:25)
miparitaka loatra kao no mahavoana anay aty ko
32. kitjo ( 19/03/2004 18:38)
anseee,sao d misy efa any dago?
33. ikaretsaka ( 22/03/2004 09:15)
zany koa tsy ferana
34. kitjo ( 22/03/2004 13:49)
;-)
35. ikaretsaka ( 22/03/2004 16:38)
ka izay hoa.. tsy hay intsony heo iz ano tonga sy lasa fa ngoza i USA fa tsy ohatran'i singapour
36. nananie ( 26/03/2004 12:17)
Dia ny gasy any ve refa mifanena dia miavona ôtran'ny aty?
37. kitjo ( 26/03/2004 15:06)
eny oa
38. ikaretsaka ( 27/03/2004 17:31)
arakarak'ilay tanana io.. raha aty amiko aloha de tsy miavona e .. satria za rery
39. ramoul ( 02/04/2004 12:36)
hihihi ikaretsaka.de ho an,y am'la any dôly ndary zany zay kou
40. ikaretsaka ( 06/04/2004 19:11)
fa mitady trano rehefa aty fa za tsy mirasy fandriana @ bandy an.. le olona izay ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.126