ho an'ny gasy aty frantsa

21. ibonia ( 14/01/2004 19:40)
Dia mampalahelo tokoa. Mifampiandry rehefa mifanena hoe iza no hiarahaba voalohany; miarahaba indray, lazaina fa \\\"gasy vao tonga\\\"; ny mody fanina moa etsy andaniny. Ny antony iray fantatro dia, tsy tafita araka ny fiheveran\\\'izay mbola tsy nahita ny olona aty amin\\\'ny tany be, henjana ny fitadiavana, tsy hary ho ampy foana ny firotsaka isam-bolana; na dia tiana aza ny hifandray amin\\\'ny maro dia matahotra ny hanome olana ho an\\\'ny hafa, dia mihidy ny saina sy ny fo...stressss e!....Izany ry zareo no miseho ka ho anareo manampikasana ny ho aty, hamafiso ny hazon-damosina dia mitondrà rivo-baovao. Tsy ratsy ny manitatra ny fahalalana sy ny mitsikaraka, ary ho antsika izay mahatsapa no aoka hijoro mba ho fitaratra. Am-panetre-tena.
22. mawashi ( 16/01/2004 15:47)
Za tsy Mbô manadino zany!!!!!
Tiako foana satria any daholo ny olona rehetra(presque) tiako!!!!!
23. tsarakely ( 17/01/2004 16:35)
Ary andao hinamana daholo e! Dia mitsingidingidina daholo, de samy mitabataba hoe: andao hiaraka aminay izay tsy te hiaraka aminay, fa ataontsika milay ny lasopy be mahamay!
24. fijo ( 21/01/2004 11:39)
andao isika namana ato hanao marika famantarana rehefa mifanena e.hoatra rehefa mahita gasy ka manao tanana HAVIA am paosy dia MITENY ny IRAY hoe NAMANA.ka raha ato ianao dia mamaly hoe SERASERA;asa raha mety io.
25. mawashi ( 22/01/2004 10:08)
fijo:
maninona mo ra andramana???
26. ralay ( 22/01/2004 17:15)
Tongava maro @ RNS dia ho hitantsika eo izay hatao ho famantarana ny namana e!
27. fijo ( 23/01/2004 11:31)
hiezaka daholo e
28. srakoton ( 23/01/2004 18:17)

Ny hevitra moa hono loha-bary an-dasy...Tena tsara ilay hevitra hanao marika famantarana...Fa azo ato koa angmba ny manao fihaonana ny diaspora mpikambana amin'ny SERASERA...miaraka misotra dite...
Hevitra daholo satria aty Frantsa moa...Hazonao ihany Ramose ny tiako lazaina
29. ralay ( 24/01/2004 20:15)
srakotn
Efa nisy hevitra an'io ihany teo aloha fa mbola ririnina moa ny andro aty amintsika ka tsy mbola mety mafana ilay resaka. Ka dia santatra @ io RNS io ka dia mety efa hisy fiarahana misotro ilay dité ...sns e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5859