tantara hafa

201. fijo ( 05/02/2004 20:57)
tsy misy anarana=tsy sahy
202. fijo ( 05/02/2004 20:58)
raha tena sahy mitranga
203. mity ( 05/02/2004 16:52)
fa iza tokoa i xxxxxx
204. fijo ( 06/02/2004 20:30)
xx=nify banga
205. mity ( 06/02/2004 11:00)
mihomehy @ alina
206. pitchou ( 06/02/2004 17:09)
rehefa mihinana petipoa
207. fijo ( 11/02/2004 12:01)
manao kanety avy eo
208. six ( 04/03/2004 19:58)
toa tsy niady rima ireo?
209. xxx ( 09/03/2004 09:50)
mandehana miala teo
210. taarhy ( 15/03/2004 12:25)
Dia ' velao hijano eo fa tena mankaleo ny rediredinareo
211. xxx ( 01/04/2005 14:29)
Aiza koa zay eo?
212. iartistika ( 01/04/2005 20:15)
zay mbola manam-peo,
213. loum ( 03/04/2005 20:35)
Reto kou mandreraka ,tssss!! aiza ny tôka fa tô resa-be fotsiny izy zany
214. iartistika ( 08/04/2005 17:23)
ny tôka lasa amany!
215. xxx ( 13/04/2005 15:18)
Ny lohan'là vilanin-tany
216. iartistika ( 18/04/2005 15:58)
ny vavan'là feno amany..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2677