momba an-dratsiraka

21. rasese ( 08/01/2004 10:45)
miandry fotsiny isika fa raha hitsara izay vitan'ireo mpitondra ireo dia eto isika fa izao fotsiny atovy izay ahazoana vola de ataovy metymety ny la vie de izay fa raha izay no misy eo aminao dia tsy tokony himenomenona ianao
22. xxx ( 09/01/2004 12:41)
zao fotsiny e! raha ny panao politika no resahana sy hidirana lasa adala eo daholo mitovy daholo ny rehetra satria zao ny anarana fotsiny no miova fa nyopolitika dia mitovy daholo satria zao ny olona ao ambadika mibaiko iray ihany ohatra ny firenendehibe mibaiko ny tanin-tsika ! fa marary fo eo daholo ianareo ny ahy aloha de tiako daholo izay eo naiza na iza satria zay ny politika ary koh
23. ralanz ( 10/01/2004 09:33)
zaho zao no mety hiavaka amin ireo satria za anjely
24. 2689 ( 14/01/2004 20:48)
Za aloha tsy afa-po mihitsy amin'ny Filoha Ravalomanana nefa ho aiza moa? Angaha misy azo asolo azy eo? I Zafy ve? Aleoko tapahana ny ahy :)
Ry KMMR ve? Aleoko misitri-belona :)
Ny AREMA? 23 taona mahery tsy hita izay nataony! :-o
Olom-baovao? Dé aiza no hahita tsara noho Ravalomanana?
Zao angamba, rehefa ampy taona aho hilatsaka ho filoha dia ny namana rehetra hifidy ahy daholo dé ho afa-po daholo ny namana rehetra ... :)

(Hotohizana)
Carry on :) ing, and the world will :) with you!
25. malamaloa ( 31/01/2004 12:45)
Izaho dia nisy fotoana somary naharitra niarako niasa t@ io Andriamatoa vice consul io taty Dago fa olona tsotra sady compétent izy ka izay no nahatonga azy voatana @ toerana!! tsy hoe akory havan'iRatsiraka dia ratsy fa mba jereo ihany ny fahaizany sy ny compétenceny!!! izaho miteny izaho dia tsalo ary manampahaizana ka haiko tsara ny mijery ny comportement sy management olona izany. Izay fa mandrapihaona ééé!!!
26. ratsiraka ( 04/02/2004 18:09)
Olona Intelligent daholo ny aty aminay: normal: Génétique io
27. fijo ( 05/02/2004 17:00)
efa niara nianatra tamin'ny neveunao aho teny andohalo,ary haiko ny fahaizany.fa mahamenatra.nalefa fotsiny tany coré izy,ary niverina avy any dia lasa hoe injeniera.mahagaga.
28. ratsiraka ( 05/02/2004 19:21)
talohan'ny lasa tany izy dia mbola tsy dia
nanana tanjona firy kanefa:
efa tao ihany ny fahaizany fa nivoaka
tsikelikely niandalana.
29. fijo ( 06/02/2004 20:49)
ilay fahaizana mihintsy no tsy nisy tao,ka nahavariana ny mpianatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1151