prog.c

21. isrine ( 13/11/2003 15:19)
Salut!
Resak'etotra ny an'i Jin. Sa andrasana ho feno zato ny olona vao atomboka!
22. sifotra ( 29/11/2003 19:01)
Le fapenarana Linux ngamba tsisy dikany e, le mianatra OS mitsy no hafahafa... sa nisy nianatra windows manokana? ny mety de mapiana-tena kalou de aveo manontany ze tsy azo. Azo ? toy zany konko ny zavatra hafa toy ny C. C bien ?
23. ilyo ( 17/12/2003 12:27)
mandeha ve aloha io prg io ra jin toa hoatra ny mananihany be ilay izy.Manao erreur foana mantsy ny ahy ato tsy vitan'ny error fa mbola misy an'zany warning zany koa sao dia mba resake marina ary izy ity.Sa miandry kil be be mihintsy vao tena omenao an'lay milay tsy maninona raha mitady ropatsa ange ny akama e! 'zay mbô te-hahay fa aleo fa karakarainy ingahy
24. isrine ( 19/12/2003 20:09)
Mbola nandeha lavitra i Jin e, miandry ny fiverenany eto isika.
25. minah11 ( 06/01/2004 13:13)
ahoana ihany e? sa tsy misy?
26. rjnirina ( 06/02/2004 09:44)
Zafady ô!
Kianiko mafy de mafy le définition-dra-JIN.
"Langage de base de la conception de logiciel re e! ", hoy izy.
JIN a, diso be zaaaany!!!
Ny "langage C" (fa izay no anarana tena iantsoana anazy) dia "LANGAGE DE PROGRAMMATION" fa tsy "LANGAGE DE CONCEPTION". (Hitohy...)
27. rjnirina ( 06/02/2004 09:50)
Tohiny #1
Ny langage de conception dia tsy misy ifandraisany/fifampiankinana (indépendant) amin'ny langage de programmation.
Ny langage de conception dia fomba (fitambaran'ireo marika sy endri-tsoratra rehetra ampiasaina) entina maneho ny ERITRERITRA enti-mamaha olana iray. Hitsiako am'zay le teniko teo : @ zao fotôna izao de "outils de conception" no fiteny. Fa lé langage de concept° (tsy fiteny!!!) io dia : ALGORITHME.
Ka tsy misy dikany ny programmation ataonao raha tsy mahay manao algo ianao.
(Hitohy...)
28. rjnirina ( 06/02/2004 09:54)
Tohiny #2.
Le nasehon-dra-JIN tetsy ambony io d tsy prog° en C akory fa santionana algo fotsiny.
Tsy ny mahay ny syntaxe no tokony hahamaika fa ny fahaizanao mandrindra ny hevitrao ; manaraka ho azy ny syntaxe refaveo.
Tsy ny fahaizana langage koa no zava-dehibe ; kanefa koa refa tsisy langage hainao mihitsy de eo enao no raisina : tsisy programmation ho vitanao zany eo.
O ry Hery sy ra-JIN a, awôna ? Hataoko v ty tantara ty e ? Ra-JIN rangà mampijaly boay kely fotsiny a! (Hitohy...)
29. rjnirina ( 06/02/2004 09:58)
Tohiny #3 sady farany.
Avia aty ze namako ô! Za zany tsy tia mitsabaka any amina ezaka tian'ny zokibe sy ny zandrikely hatao e... saingy nénà tsy zakako lé mampifilafila k'le. Sa awôna ?
Karakarao io ra-Hery fa manomboka am'latsinainy (lundi prochain) ho avy zao defa tiako hotairina ty raharaha manga ty. OK ?
Afaka miara-miasa tsara na amin'iza na am'niza koa ange ny tenanay e! Tanora tia fifanakalozan-kevitra sy fiaraha-miasa ary fifanampiana tsinn ka!!!
30. ded.kitty ( 14/05/2012 03:36)
Tsy Basic ve izany le?


[quote=jin]
Voalohany dia:
Misy suyntaxe maromaro ilaina ianarana!


Si ...... alors
........
sinon
........
finsi

Ohatra!
Si x
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1449