You are here: home > Forum

Lisitry ny lohahevitra


Adin'ny iray Adin'ny 5 lasa Iray andro lasa Dimy andro lasa Mihoatra

Lohateny Hafatra Niova farany
 

Dia rehefa tena hitady namana akaiky kokoa ianareo dia ity forum ity ampiasaina. Ato ihany koa valiana. Raha misy mariazy raikitra na zaza teraka dia mba ampidiro amin'ilay hoe Vavolombelona :) Natao ho an'ny mitady namana ihany ity lohahevitra iray ity. Raha azo atao dia mba mametraka solonanarana hahafahan'ny namana mamaly anao.

36267 ny 06/Feb/2023 12:21
hoy tefipopman
 
Tsy nataoko hoe zava-kanto satria malalaka be izany. Eto no hanaovanao ny resaka momba ny artista sy ny hirany.
28677 ny 26/Mar/2023 11:31
hoy TianaLalao60
 

Nosokafana manokana ho an'ny Diaspora malagasy. Ahitanareo izay mety ho resaka azo atao momba ny gasy any andafy.

15413 ny 29/Aug/2022 17:58
hoy alex32
 
Eto no ametrahanareo lahatsoratra, eritreritra, zavatra tianareo hozaraina amin'ny namana.
54011 ny 20/Sep/2022 23:41
hoy alex32
 
Fahampalalam-baovao sy torohevitra ary dinidinika momba ny fahasalamana. Raha misy dokotera ato amin'ny namana dia isaorana manokana amin'ny fandraisana anjara ato amin'ity dinika iray ity.
22341 ny 25/Mar/2023 07:47
hoy rytantely
 
Eto no ifampidinihan'ireo efa ray aman-dreny momba ny fanabeazana ny zanany. Na koa ho an'ireo izay manabe tanora.
7378 ny 18/Mar/2023 22:08
hoy hery
 
Dinika sy adihevitra momba ireo taranja rehetra @ fanatanjahantena. Ny fitantanana sy ny ministera sy izay spaoro rehetra.
7243 ny 20/Feb/2023 13:02
hoy WAISI
 
Nanaovana lohahevitra manokana ny fety sy lanonana mety hihaonan'ny namana. Raha manana hetsika na fety mety hihaonana ianareo dia ampidiro ato.
19596 ny 19/Aug/2022 16:23
hoy alex32
 
Ireo tora-po ara-piarahamonina. Olana sy vahaolana. Fisehoan-javatra andavanandro azo zaraina amin'ny namana.
21947 ny 09/May/2021 03:54
hoy randyrandy
 
Resaka momba ny fiarakodia. Ho an'ireo mpitia fiara-kodia. Fizarana traikefa. Vahaolana teknika. Fanovana na fanamboarana fiarakodia. Vaovao momba ny fihaonan'ny mpitia fiarakodia.
2875 ny 25/Jul/2020 05:56
hoy charminggirl5
 
Toerana hametrahana ny firariantsoa ho an'ny namana nahazo fahasoavana, tonga tsingeritaona nahaterahana, fifankaherezana amin'ny sarotra. Eto ihany koa no hifampiarahabana amin'ireo namana vao tonga.
4905 ny 20/Oct/2020 02:07
hoy Al1princi
 
Tsy haiko izay iheveranareo ny atao hoe fitiavana sy ny vokany. Fa raha manana hevitra momba izany ianareo dia tongava ato. Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona. Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.
72856 ny 18/Aug/2022 16:20
hoy alex32
 
Mazava ho azy ny lohateny. Ato miresaka momba ny fivavahana sy ny mombamomba azy. Ny fanontaniana rehetra mipetraka... sy ny valiny.
156635 ny 27/Mar/2023 14:03
hoy gasy1zay
 
Mandrapahatongan'ny site hatsikana dia azonareo apetraka ato aloha ny hatsikana fantatrareo. Hitsikiana.
55733 ny 01/Jul/2022 06:18
hoy alex32
 
Vaovao na sombim-baovao nalaina tamin'ny gazety. Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet) nakàna azy. Iangaviana mba hapetraka ny gazety sy ny daty ary ny rohy internet (raha nalaina tamin'ny internet) Ny hevitra voalohany rehetra dia tsy maintsy lahatsoratra avy amin'ny gazety.
4514 ny 22/Apr/2020 08:50
hoy malagasyinaustraliacanada
 

Dinidinika momba ny tranga idiran'ny lalàna sy ny fitsarana. Fanazavana ireo lalàna tsy mazava. Irariana ny hidiran'ireo mpahay lalana ato.

2201 ny 29/Mar/2021 04:46
hoy wendynow
 

Ireo resaka rehetra mikasika ny informatika. Na logiciel na hardware sy ny sisa... mizar� talenta eto. Aza adino fa azonao atao koa ny mandeha ao amin'ny infogasy.net mampiasa ny solonanarana@serasera.org sy ny tenimiafina. Ny solonanarana sy ny tenimiafina dia ilay fampiasanao eto amin'ny serasera.

4841 ny 27/Mar/2023 11:14
hoy DOMI7947
 
Ato no ametrahana ireo dinidinika mikasika ny kolotsaina malagasy. Ny maha-malagasy rehetra izay voaraikitra ao anatin'izany kolotsaina izany. Lalao, dihy, fombafomba sy ny sisa.
6623 ny 07/Jun/2022 12:55
hoy RUZ9
 

Eto no hametrahanao ny tsikera na ny fankasitrahana ny takelaka. Hanampy be dia be anay ny filazanao izany eto fa aza matahotra mihitsy. Tsiky dia ampy.

15788 ny 18/Mar/2023 22:10
hoy hery
 

Ato kosa indray no ametrahanao ireo adihevitra politika isankarazany... ho hita eo ihany na politisianina koa ny namana.

124452 ny 20/Sep/2022 23:42
hoy alex32
 
Resaka natokana ho an'ny vehivavy ihany ny ato. Dia miala tsiny ho an'ny lehilahy izay mety hahazo teny maharary amin'ny andriambavilanitra ary raha mijerijery ato. Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona. Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.
37836 ny 20/Sep/2022 23:40
hoy alex32
 

Ato no ahitana ireo resaka mikasika ny lehilahy na momba ny inona na momba ny inona. Aza misalasala. Ary ianareo vehivavy aza mijerijery ato sao menatra. Ity lohahevitra ity dia mety misy zavatra tsy ho zakan'ny zaza tsy ampy taona. Noho izany dia sakanana mafy tsy hamaky ny zavatra ato ireo latsaky ny 15 taona. Tsy tompon'andraikitra amin'ny fanafintohinana mety hitranga ho an'ireo izay mamaky ny dinika ato ny mpitantana.

26517 ny 22/Jul/2022 14:48
hoy urminmanantena
 
Ento no hitafantsika izay rehetra mahakasika ny sakafo. Hifanolorana fomba fahandro, sakafo mahavelona sy mahasalama. Vaovao mahaliana sy mahafinaritra ary mahasoa momban'ny sakafo ihany koa. Mazotoa (homana) ary tompoko !
12117 ny 04/Sep/2020 07:08
hoy charminggirl5
 
Indrindra indrindra resaka manokana momba ny sarimihetsika malagasy. Fantatro fa misy mpilalao sarimihetsika vitsivitsy ato ka hahafally azy izany.
3322 ny 25/Feb/2021 07:45
hoy RUZ9
 
Eto no ametrahana sy hahitanao ireo soso-kevitra rehetra momba ny takelaka serasera.org rehetra. Ato mantsy izy mba azo asiana valiny.
2044 ny 24/Dec/2020 07:48
hoy charminggirl5
 
Apetraho ato ny takelaka mahaliana anao dia araho fanazavana sy izay antony mahaliana anao momba azy. Tsy toerana fanaovana dokambarotra akory ity fa fizarana fotsiny. Voarara ny
  • Dokambarotra be fahatany
  • Fanaratsiana be fahatany
  • 1934 ny 24/Nov/2022 13:14
    hoy azrael666
     
    Eto no ametrahana ireo tetikasa (projet) sy vinavina mety hiaraha-manao ho an'ny namana. Aza misalasala miantso ny namana hiara-midinika sy milaza izay fanirianao ato.
    1452 ny 11/Aug/2022 07:15
    hoy ketaka_hanitra
     
    Toekarena amin'ny ankapobeny. Rehefa mampiditra politika tsinona dia tsy maintsy mampiditra toekarena fa sao dia...
    2330 ny 24/Mar/2023 13:53
    hoy DOMI7947
     

    Resaka momba ny tontolo iainana eto Madagasikara

    1920 ny 06/Dec/2019 07:11
    hoy charminggirl4
     
    Raha misy zavatra mahaliana na mahatsikaiky na manafitohina any amin'ny toerana misy antsika tsirairay any, ka azo iadian-kevitra, dia ampidiro eto e ! Raha tsy azo sokajiana ho ao anatin'ireo lohahevitra hafa efa misy mazava ho azy :)
    5384 ny 03/Sep/2020 19:41
    hoy mpisotrtoaka
     
    Lazao eto ny vaovao maika tokony holazaina na avy eto Madagasikara na avy any andafy. Vaovao tianao holazaina amin'ny namana sy ny mpitsidika rehetra.
    2191 ny 09/Aug/2019 12:25
    hoy harisoa32
     
    Izay zavatra tianao hozaraina amin'ireo namana hafa afaka mamaky ity forum ity. Ato no ilazao azy.
    4049 ny 07/Dec/2019 05:21
    hoy charminggirl4
     
    Ato no ahitana ny soso-kevitra mikasika ny site http://vetso.serasera.org izay misokatra ny 3 Oktobre 2003
    1114 ny 11/Oct/2019 10:11
    hoy sahia
     
    Resaka momba ny fikolokoloana zaridaina, voninkazo, zavamaniry... fifanakalozan-kevitra momba ny teknika fambolena voninkazo sy ny sisa.
    1442 ny 06/May/2019 05:16
    hoy elien8