Lisitry ny sokajy
Fandraisana
Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.
Lohahevitra niova

hery
5 andro lasa
Efa azonao alaina ao amin'ny app store sy ao amin'ny play store ny lalao ohabolana malagasy. Fiezahana mamantatra ohabolana ilay izy, izany hoe misy tapany amin'ny ohabolana dia anjaranao ny maminavin...
tohiny

hagamamytahiana2023
6 andro lasa
Salama daholo, izaho dia tena anisan'ny mpankafy sy mpanaraka tantara mitohy Malagasy ao amin'ny CANAL+ (Novegasy) : vaovao tsara no azoko lazaina aminareo, hijanona tsy hilalao ao amin'ny Novegasy in...
tohiny

ZoRan9
20/01/2025 05:07
Miarahaba e, sao mba misy mahita asa enligne atao vadin'asa na afaka atao fanampina fitadiava-mbola . mitady zavatr azo hatao mampidi-bola ankoatran ny mangalatra sy mamono olona moa zany ma...
tohiny

Aichah12
13/01/2025 19:48
Salama tompok ô ! Mitady patron vonona hiditr @ source sy hak entana ireny mb matotr ireny azafad! Mercure ilay resak eto , vonona hanao engagement tompok ?...
tohiny

zama91
08/12/2024 12:40
Tojo Ravalomanana 45%
Harilala Ramanantsoa 28%
Gasikara Fenosoa 12%
Tahina Razafinjoelina 9 %
...
tohiny

hagamamytahiana2023
26/11/2024 15:12
Salama daholo ô, sao dia mba misy manana hiran'i Art'Rindra hafa ohatra hoe : "Faly indray", "Ho eo", "Arindra", "Miverena", "Hanaraka", fa anankifito izao no hirany mba hananako ato : "Fitiavantsika...
tohiny

oriela
05/09/2024 20:58
Faly hifanerasera amitsika eto indray ny tenako raha nangina elaela. Manantena hifandray amin ny namana maro izay vonona hifandray. Mankasitraka sahady...
tohiny

Eld24
05/09/2024 07:20
salama daholo ianareo eto @ serasera.
Ahoana kay no atao rehefa mitady asa ry zareo mba efa lehilahy lehibe ihany ny tena nefa dia mbola mipetraka RAD ihany, niveau terminale tsy manana bac no manora...
tohiny

hery
29/08/2024 12:14
Tena tonga saina ihany aho amin'ireo bots lasa miteny gasy eto amin'ny forum. Mamaly hafatra dia mametraka liens. Ilay teny gasy amin'io mikasika tanteraka ny lohahevitra. Tahaka an'ireny olontsotra i...
tohiny

hery
26/08/2024 17:16
Resaka taorian'ny hetsika fitoriana lehibe nataon'ny Vahao ny oloko teny Antsonjombe tamin'ny asabotsy teo.
Taloha aho no nanome tsiny an'i Pasitera Maihol, nanome tsiny an'i Rajoelina, rehefa avy ...
tohiny
Lahatsoratra vao tonga

prettybackward
8mn lasa

hagamamytahiana2023
3 ora lasa

hagamamytahiana2023
3 ora lasa

alicent23
5 ora lasa

hery
5 andro lasa

hagamamytahiana2023
6 andro lasa

hery
6 andro lasa

hagamamytahiana2023
6 andro lasa

fenobe3
8 andro lasa

limeball
9 andro lasa