Fandraisana

Tonga soa eto amin'ny forum.serasera.org izay toerana hiadian-kevitra sy hametrahana fanontaniana. Raha hijery ny mombamomba anao dia tsindrio eto. Raha hanoratra kosa dia mandehana eto.

Lohahevitra niova

hery 3 andro lasa
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/28/m/latsaka_sa_nianjera.jpg[/img] Rehefa tena mpiteny malagasy isan'andro hatramin'ny mbola kely dia tsy mahatsapa hoe misy teny maromaro izay ... tohiny
koolmga 5 andro lasa
Salama daholo, Mba mitady mp3 Nono ra misy mbola manana fa very ny tahiry. Na ho vidiana ts maninona, efa nikaroka ihany fa tsy mbola nahita (tsy conversion Youtube). Misaotra mialoha... tohiny
hery 12 andro lasa
Raha ny tena satriko dia amin'ny teny malagasy daholo ny takelaka serasera rehetra, izay no efa tanjona hatramin'izay. Mila vola nefa ny takelaka (fampiantranoana sns) kanefa tsy mbola manana fahafaha... tohiny
hery 13 andro lasa
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/18/m/maherylanto.jpg[/img] Anisan'ny famantarana iray hoe manomboka mafanafana ny toe-draharaha eto amin'ny firenena, ary manomboka marefo ny fanj... tohiny
cyberapn 15 andro lasa
Salama daholo Manana imprimante CANON IMAGE RUNNER C5235i izahay. lany poudre izy io ankehitriny ka sao dia mahita mpivarotra ianareo azafady. efa nividy poudre indroa pour canon fa TSY NETY. nanon... tohiny
Hanit 26 andro lasa
Salama tompoko,  Mpikambana vaovao no manoratra ka tsy haiko na ato no azoko andefasana an'ito azafady re, mitady mpanampy aho, izay tena ilaina maika satria tena sahirana. Eto Antananarivo no mipe... tohiny
hery 29 andro lasa
Azo atao hoe vita izany izao ny fanavaozana ny takelaky ny tononkalo vetso.serasera.org. Miezaka manamaivana ny lohamilina sisa satria hitako mbola miadana vokatry ny fivangongon'ny angona (database)... tohiny
hery 30 andro lasa
Hitako mbola miadana ny forum eto amin'ny serasera.org, ny antony mety eritreretiko dia ny structure-n'ny base de données taloha izay nisy hadisoana koa. Resaka teknika. Hitako hoe miadana kokoa ny ... tohiny
hery 01/05/2023 11:07
Sendra diso fividy angamba aho na tena ilay izy mihitsy no fopla. Ohatry ny be sira be izany ny beurre demi-sel novidina tao amin'ny Lidl. Rehefa atao tartine vao maraina dia heno mihitsy hoe be sira ... tohiny
Azrael666 23/04/2023 18:23
salama daholo ry namako isany, araka an'io lohateny io dia te hanana blaogy mba hanoratako ny aingam-panahiko aho dia tsy mahay. Miezaka ihany manaraka an'ilay etape ao fa tsy tafavoaka. Ka ny mba an... tohiny

Lahatsoratra vao tonga

koolmga 5 andro lasa
bandyhendry 9 andro lasa
LurissAdr 10 andro lasa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.011