Kolotsaina

Aminata ( 17/07/2023 07:48)
 Salama, misaotra betsaka anareo fa tsarabe pejy ity.... tohiny
hery ( 28/05/2023 10:55)
[img]https://forum.serasera.org/media/images/2023/05/28/m/latsaka_sa_nianjera.jpg[/img] Rehefa tena mpiteny malagasy isan'andro hatramin'ny mbola kely dia tsy mahatsapa hoe misy teny maromaro izay ... tohiny
novalian'i Aminata ny 31/05/2023 10:47
RUZ9 ( 25/02/2021 07:36)
Tsy firy ny sarimiaina long métrage malagasy, mety ho ity angamba no voalohany ka tohano : http://cyrius.unblog.fr/?p=2583... tohiny
RUZ9 ( 28/12/2020 06:28)
Manana tantara miavaka i Madagasikara, voaresaka matetika ao amin'ny baiboly, saingy tsy fantantsika, Tsindrio ty rohy ity raha liana ianao : [url=http://]http://cyrius.unblog.fr/?p=2536[/url]... tohiny
charminggirl5 ( 18/06/2020 08:27)
Salama daholo, Hi All, My name is Cecilia, I am Malagasy who is studying in New Zealand! I have always refused to study in France for so MANY reasons! One of the reasons being... I do not like Fren... tohiny
charminggirl5 ( 11/03/2020 05:09)
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Malagasy ny tenako, mipetraka aty New Zealand. Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay dis... tohiny
tibao ( 21/02/2020 16:08)
Miarahaba antsika rehetra, Inona ny fanoratra amin'ny anaran'ny volana: [list] [*]Jiona sa Jona [*]Avrily sa Aprily [*]May sa Mey [*]Marsa sa Martsa [/list] ... tohiny
novalian'i Lovsa98 ny 06/04/2020 20:20
Nav ( 18/02/2020 14:41)
NY FOMBA FANISANA MALAGASY (4) Fampianarana manisa amin’ny teny malagasy Fitsipika II: Fandaharana Sokajin’isa Mijotso/Havia-Havanana -------------- Soa: Amin’ny firy izao, aza fady? Jao: Am... tohiny
novalian'i Nav ny 19/07/2023 17:07
Nav ( 17/02/2020 16:03)
NY FOMBA FANISANA MALAGASY (3) Fampianarana manisa Fitsipika I: Mitenena teny malagasy -------------- Soa: Firy moa ilay N°-tel-nao anankiray, aza fady? Jao: Indro àry, raiso, tononiko tsirairay ... tohiny
novalian'i Nav ny 24/07/2023 16:57
Nav ( 14/02/2020 15:28)
Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy FITSIPIKA FOMBA FANISANA Fomba fanisana manara-penitra (manaraka ny fitsipika matematika) ary mahomby. Fitsipika I : Mitenena teny malagasy 0 ... tohiny
novalian'i Nav ny 26/07/2023 08:04
charminggirl5 ( 11/01/2020 08:15)
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona Pour... tohiny
RUZ9 ( 06/01/2020 11:43)
Tratry ny taona e, Matotra hatrany ny resak'i RUZ9 teto. Mba mitsikitsiky koa nefa indraindray e, Tsindrio ny rohy : [url=http://cyrius.unblog.fr/?p=2327]kolikoly revolisionera[/url] na ity atao fika... tohiny
RUZ9 ( 29/11/2019 09:14)
Volana maromaro izay no efa nilazako ny daty hiantombohan'ny fahavaratra. Orana manasara-taona ihany ilay teo, fa araho ato ny momba izany sy ny mety ho herin'ny rivo-doza, raha hisy : [url=http://cyr... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 13/12/2019 09:38
RUZ9 ( 20/09/2019 11:06)
Tantara efa namboarina hifanaraka amin'izay tiana olombitsy sy hifanaraka amin'ny tombontsoany no nampianarina antsika hatramin'izay sy mbola voizina hatramin'izao, eny, hatramin'ny angano aza namboar... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 07/06/2022 12:55
RUZ9 ( 21/08/2019 09:16)
Tsy nisy mpitondra ara-drazana teto amin'ny faritanin'Antananarivo, hatramin'ny fanjanahantany no mankaty. Tsy nisy teto anivon-tany sy teto madagasikara ny statut toy ny hoe : mpitana hasina, satria ... tohiny
novalian'i RUZ9 ny 02/01/2020 10:26
harisoa32 ( 27/07/2019 10:22)
Salama daholo, Ity misy Blog iray izay amiko, analyse objective mikasika ny resaka délivrance de visa. Raha curieux ianao, mba vakio fa inter ihany: http://etudierhorsdefrance.unblog.fr/2019/06/20... tohiny
hery ( 17/07/2019 17:52)
Ny tena tsapako tanjak'i Johnny Clegg dia ny fanekeny niditra tao anatin'ny fokon'ny mainty hoditra na dia fotsy tanteraka aza izy. Modelin'ny intégration izay tokony hianaran'ny rehetra indrindra ir... tohiny
harisoa32 ( 19/06/2019 12:09)
Bjr daholo ry havana rehetra, Tsara ho fantatrao raha maniry hiantra any ivelany ianao. Misy infos maro2 mikasikan'ny voyages, pays d'études samihafa ary koa raha tia hitsabo-tena ianao. Alternative... tohiny
hery ( 11/05/2019 08:52)
Anisan'ny nalaza tampoka teto amin'ny internet ry zalahy ireto, izay lasa mitondra ny anarana hoe "Zaza kanto" ankehitriny. Nanam-bintana ihany koa raha ny tena marina satria misy maromaro ireo mpihir... tohiny
hasina34 ( 05/05/2019 20:46)
De la mauvaise image des voitures françaises et de leurs ventes tout aussi mauvaises Dans Pratique / Autres actu pratique Patrick Garcia Le 19 Mars 2012 à 12h00    387 Alors que les chiffres de... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742