You are here: home > Forum

MIRARY SOA HO ANAO

Lohahevitra : Firariantsoa, Fankaherezana
Fitohizan'ny hafatra : MIRARY SOA HO ANAO
Valiny : 2
justinrmj - 20/05/2020 16:49
Miarahab antsik rhtr ato, ary mirary an-tsik rhtr koa @zw fiatrehana ady sarotra izao ,hiaro an-tsik anie A/tra
Valio | Miverina eny ambony
hery - 22/05/2020 16:48
Fa mandoa vola fanampiny angaha ianao raha toa ka manoratra feno?

Raha ohatra ka sms dia mba ekeko ihany ilay fanoratra tahaka an'izao fa raha manam-potoana sy toerana malalaka toa hafahafa

FA mirary soa foana na izany aza e

justinrmj
Miarahab antsik rhtr ato, ary mirary an-tsik rhtr koa @zw fiatrehana ady sarotra izao ,hiaro an-tsik anie A/tra
Valio | Miverina eny ambony
shafira - 27/05/2020 21:51
salama!Hery a,mba atoroy ny fanasiana sary an'ity compte rangaha ohatry ny hoe photo dia profil amin'ny facebook ireny ohatra ny efa nitady fika ihany fa tsy nety e,dia mirary soa antsika jiaby e,miala tsiny fa nivaona kely e
Valio | Miverina eny ambony