mba zaraina hoan'ireo siantifika

21. RBNIR ( 17/03/2020 07:02)
Itony izao no tena tokony hametrahan'ny kristiana fanontaniana lalina...

« dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy. » (Genesisy 6:2)


iza no lazaina fa zanak'Andriamanitra eto ary iza no lazaina fa zanakavavin'ny olona????
22. rhaj0 ( 17/03/2020 11:45)
RBNIR:
Itony izao no tena tokony hametrahan'ny kristiana fanontaniana lalina...

« dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy. » (Genesisy 6:2)

Dia "nifidy ny tsara tarehy ... araka izay tiany" izany izao Zanak'Andmntra izao, hozy RBNIR sy ny finoany an...

Dia ny vody sobika izany @ io lasa tandrify @ RBNIR, satria ny vody sobika TSY nofidin'ilay zanak'andmrntra an..

Letia ee... dia hita mihintsy ilay RBNIR 'ty fa ilay Kristiana mi-idoliser lehilahy ary manazinona vehivavy. Dia nefa anie ilay idole-ny manjakazaka sy indrahindrainy io mamela azy ny fakon'ny vody sobika ee... angaha i RBNIR mahazo ny "tsara tarehy" akoriny? Bilaondy o zieux bloeuf araka ny standard fotsy hoditra?

Tena mandehana manaraka Jesosy any ry RBNIR, dia avelao Ivadinao ho sambatra fa tsss....
23. RBNIR ( 17/03/2020 11:58)

rhaj0:

RBNIR:
Itony izao no tena tokony hametrahan'ny kristiana fanontaniana lalina...

« dia hitan'ny zanak'Andriamanitra fa tsara tarehy ny zanakavavin'ny olona; ka dia nifidy vady ho azy tamin'izy rehetra araka izay tiany izy. » (Genesisy 6:2)

Dia "nifidy ny tsara tarehy ... araka izay tiany" izany izao Zanak'Andmntra izao, hozy RBNIR sy ny finoany an...

Dia ny vody sobika izany @ io lasa tandrify @ RBNIR, satria ny vody sobika TSY nofidin'ilay zanak'andmrntra an..

Letia ee... dia hita mihintsy ilay RBNIR 'ty fa ilay Kristiana mi-idoliser lehilahy ary manazinona vehivavy. Dia nefa anie ilay idole-ny manjakazaka sy indrahindrainy io mamela azy ny fakon'ny vody sobika ee... angaha i RBNIR mahazo ny "tsara tarehy" akoriny? Bilaondy o zieux bloeuf araka ny standard fotsy hoditra?

Tena mandehana manaraka Jesosy any ry RBNIR, dia avelao Ivadinao ho sambatra fa tsss....

Dia tena hita miharihary tokoa hoe mbola tena tsy mahay soratra masina ianao rhaj0!!!

« Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina. » (Ohabolana 31:30)
24. gasy1zay ( 17/03/2020 12:24)

rhaj0:

Raha ny @ Lucy, dia efa hoe, "work in progress" ny Siansa, ka raha Toumai indray izany no takatra aty aoriana, dia izay izany, ka maninona moa? Mbola ho ahitsin'ny Ankizy koa izany any aoriana. Dia efa fantatra tsara koa azany ve ohatra iza no rain'i Toumai?
Io toa ny Big-Bang ihany, hay ny Big-Bang, fa fantatra ve ny taloha kelin'ny Big-Bang? Tsy mbola. Ary raha ho hazavain'ny Ankiy izany any aoriana, dia mety hiova indray koa ny fanazavana ny Big-Bang. Ary tsy olana mihintsy ny @ izany eee...

Raha ny publication an'i Andre Eggen indray, dia mazava ho azy fa Siantista ingahy rainy ary nanao publication (ilay 20-30% midogaigy). Fa ny resaka dia hoe, ilay izy mipapapapa @ ilay hoe "prend paroles" tao ilay video ve, ny publication-ny no noresahiny, sa resa-baiboly? Nojereko ny lisitry ny publication-ny fa tena TSISY resa-baiboly.

Ka ingahy Andre izany, isan'ilay hoe, alahady manindrahindra ny "eo ambany aviavy, mitaingina ny zana-boriky" araka ny soratra ao @ Lioka, ary ny alatsinainy izy mandalina ny Design and Characterization of a 52K SNP Chip for Goats sy ny boriky koa? sampona eee? izay ilay midogaigy :-)


Tsy nojerenao ilay video raha ny fahitako azy fa tsisy resaka jesoa nitaingina biriky mintsy na kely aza fa resaka conference nataony dia hoe mbola mitombina ve ny theorie evolution an'i Darwin izay nobaseny t@ connaissance sy observation nataony t@ izany niaraka t@ fitaovana disponible t@ androny raha ampitahaina @ avance technologique sy fahalalana ananana ankehitriny toy ny discipline genomique nambarany, dia izay no nozarainy ao
25. gasy1zay ( 17/03/2020 12:27)
fa i rhaj0 moa zany ilay manao tsinona tsinona ny olona tsy mitovy hevitra aminy ary tsy manaiky hivoaka ny box misy azy dia tsy menatraka akory mitsara olona manana doctorat fa dia hoe midogaigy hono e! Hay moa ny kristiana ihany no manao hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina fa ny tsy mino manao zay tiany? Eny ary koa
26. rhaj0 ( 17/03/2020 13:30)
Vao namenao ilay video dia nanomboka nojereko tokoany ry Gasy1zay, ary hitako tsara, araka ny filazanao azy ihany koa, fa resaka conference nataony dia hoe mbola mitombina ve ny theorie evolution an'i Darwin izay nobaseny t@ connaissance sy observation nataony

Dia izay nolazaiko hatramin-boalohany hoe, (basé @) publication-ny ve (ny resaka ataony) sa miteny @ anaran'ny tenany manokana izy io? Fa nareo moa ry GAsy1zay hotry ny tsy mihaino ny fanontanina fa efa borné amin-javatra hafa ka dia...

Fa raha specialiste @ goat izy ka miresaka ny zana-boriky, dia tsy ilay mitaingina azy no tsara (tiako) henoina fa ilay Characterization of a 52K SNP Chip
Ary raha mba mandinika an'i Lucy HONO izy, nefa i Lioka no ataony reference, dia kopy ianao izany eee...

Fa araka ny efa nolazaiko, dia tsy matahotra ny "mitsara" raha izaho ry Gasy1zay aa... Ny "jugement" dia ampiasaiko, manaraka principe sy soatoavina sy miankina @ zava-misy.
Fa ny an'ny Kristiana moa, tsy mahasahy "mitsara" zareo, satria TSY mahasahy mijoro, fa dia io mpihatsara velatsihy dia mpialokaloka @ imazination sampona any
27. gasy1zay ( 17/03/2020 17:50)
Tsy azon'i rhaj0 mintsy ngamba ilay izy e! Ny publication nozaraiko io dia manambara fa tena olona siantifika nikaroka ilay manao conference fa tsy hoe nanandratena ho siantifika, ny conference nataony dia tsy hoe publication scientifique fa conference chretienne mizara fijerina siantifika mikasika ny origine du monde sy ny heviny mikasika ny theorie darwin sy ny fikarohana nataony momba ny adn sy ny genome. i rhaj0 milaza ny tenany ho siantista io ary ve nahavita fikarohana toy ity ranamana ity sa dia mionona miandry ny ataon'ny ankizy tsy ho teraka ( noho ny changement climatique, coronavirus, ...)?
28. rhaj0 ( 17/03/2020 18:01)
Efa hoe efa fantatra fa
- mpino-alahady-siantifika-alatsinainy ilay rangahy
- ary raha niteny izy t@ ilay video, dia resakany an'azy manokana fa TSY vokatry-ny-fikarohana-nandalo-review.

inona ny blocage mental-nao ao ry Gasy1zay?
29. RBNIR ( 18/03/2020 05:38)
Ilay hafatra lehibe tiana ampitaina dia hoe tsy ny siantifika rehetra no miombokevitra fa hoe tsy misy Andriamanitra fa ireo sangany indrindra amin'ireo siaantifika mihitsy aza no tena mino sy mihezaka manaporofo fa tena Misy marina tokoa IZY...

Ka dia diso araka izany ny fanambarana milaza fa rehefa siantifika dia tsy mino an'Andriamanitra sy ny baiboly daholo...
30. rhaj0 ( 18/03/2020 12:13)
Mouah ha ha ... Izay ve iliay "hafatra lehibe" hozy JEsosy rehefa niresaka ianareo omaly hariva? :-)

Ny "sangany" @ Siantifika ve tsy i Einstein ohatra?
Childish ny fivavahana hozy i Einstein.

Dia i Jesosy koa ve no nandiso ny "fanambarana" fa siantifika = tsy-mino?
Fa ahoana koa azany no mba famakian'i JEsosy ny salan'isa efa naverimberina teto in-100 aman-1000. 80%-n'ny Siantista no atheist/agnostic. Tsy mahay adisana angamba Ilery, hoe misy 20% anie io tsipihina io.


Aza manala baraka Jesosy ry RBNIR fa ianao no vasa, ary tena TSISY idiran'i JEsosy ny resaka "hafatra lehibe" nandrabenao aaa... :-)
31. gasy1zay ( 18/03/2020 13:06)

rhaj0:

Efa hoe efa fantatra fa
- mpino-alahady-siantifika-alatsinainy ilay rangahy
- ary raha niteny izy t@ ilay video, dia resakany an'azy manokana fa TSY vokatry-ny-fikarohana-nandalo-review.

inona ny blocage mental-nao ao ry Gasy1zay?


Tsy misy olana aty amiko fa mizara toy ny mpizara lien rehetra ihany , mety misy gasy siantifika hafa mba curieux sy liana ny hevitry ny hafa fa tsy voatery hoe borne sy allergique @ siantika chretien ohatran'i ...
32. rhaj0 ( 18/03/2020 13:21)
RAhefa tsy ny Publication-ny no velabelarin'ilay Siantifika-Alatsinainy-fa-Mpino-Alahady (SAMA) ry GAsy1zay, dia mitovy trousse amintsika rehetra ihany izy, na izaho na ianao, ary dia azo hiadian-kevitra tsara daholo izay lazainy.

Fa hotry ny hoe, niakatra alitara ilay SAMA, dia tonga dia nihetsika ny conditionnement maha-kristiana an'i GAsy1zay, ary dia iny fa nogohiny tsisy fiheverana ny tenenin'ilay SAMA.

EFa nazavaiko t@ valiteniko voalohany izany, fa mbola eo ampigokana moa i Gasy1zay, ary tena tsy ni-click mihintsy. Taoriana kely i GAsy1zay vao nibaradaka hoe "nobaseny t@ connaissance sy observation nataony" ity resak'i SAMA. Fa mbola misy blocage mental giravy ao @ Gasy1zay, fa toa am-bava fotsiny fa toa tsy azon'i GAsy1zay akory ity teneniny.


Fa dia eritrerrto ao ihany ry GAsy1zay aaa.. mandinihi-tena tsara ao..
fa efa mandroso ianao kah.. efa mivoatra :-)
33. gasy1zay ( 19/03/2020 15:15)
Tsy azon'i rhaj0 mintsy hoe iza no mila fanampiana na fahalalana, i rhaj0 sa izaho, nen'iza no tsy mbola milamina ny daomy? Omeko indice i rhaj0, ...nen'iza no mbola miandry work in progress vao voavaly ny fanontaniana? Za ve? Tsia..., ny ahy efa fantatro ny hinoko ary efa manana valiny aho @ ireo fanontaniana manitikitika ny sain'olombelona. Lazain'i rhaj0 hoe tsy mitombina arantsiatifika sns... tsy olana amiko, tsy manena na i gramme aza ny fiadanako izany, tsy makarary saina ahy fa dia milamina foana miaraka JK sy ny FM.
Mihidy ny fiangonana fa misy covid-19, tsy misy olana fa dia izy efa velona ato anatiko ary za efa mahalala fa tsy ilay trano mikatona no tena fiangonana fa ilay tenan'i JK spirituel ka rehefa tafaray aminy aho @ finoana ny famonjena nataony dia efa miandry ny fiverenany na ny fialako ety sisa

Amen amen!

Mbola misy place raha hiakatra rhaj0, tsy amina milliard ohatran'ny an'ny sasany handeha sambondanitra hoany mars na ny volana fa maimaimpoana, raisina @ finoana sy ny fibebahana.

T@ RNM fahiny nisy fandaharana ankizy refa alahady manao hoe : ndao mba hiaraka aminay ... ho aiza e? Hiaraka hitady an'i Jesoa...
34. rhaj0 ( 19/03/2020 23:14)
Efa ela no efa azoko fa efa Itsimahalalaafatsynysaimpantany i Gasy1zay kah... Ary dia tafavoaka nazava tsara io (@ rehetra) fa ny an'i Gasy1zay sy ny Born-Again sady Vigin-Again dia efa mandry tokoany ny dOmy HONO, n'inon'iinona zava-misy sy fampianarana sy fanazavana, ary efa nilazako i RBNIR fa ho tata-bava eo fotsiny raha hanazava ny sain'i Gasy1zay.

Fa raha karajia no ampiadiana eto, dia tsy hoe ny handresy lahatra an'i Gasy1zay, hoe hanova anao ho Atheist, tsia dia tsia tokoany, fa ny karajia dia ho ahy manokana, hiomanako rahefa tonga ny fanontaniana apetraky ny Olona sy Ankizy mba te-hisoka-tsaina. Dia rahefa ivanitihina toa ny ataoko eto ilay izy, dia mba mivanitika izany aho sy ireo Olona sy Ankizy mba te-hisoka-tsaina, na ny eto na ny aty na ny any ho any eee... :-)
35. gasy1zay ( 20/03/2020 12:38)
1 corinthien 1: 18 car la predication de la croix est une folie pour ceux qui perissent mais pour nous qui sommes sauves, elle est une puissance de Dieu

Amen :)
36. rhaj0 ( 20/03/2020 12:41)
"... n'engagent que ceux qui y croassent"

Ha leloyah
Ho sannah
:-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2675