Coronavirus

61. RBNIR ( 27/03/2020 05:53)
rhaj0:

Ny olona h@ ankizy izao efa miezaka ny mifanalavitra 2 metatra, koa ry RBNIR mbola mirediredy @ izao petra-tanan-Jesosy izao ihany, miaraka amina imazination-na zazabelelo mino fa raha mikimpy mafy izy dia hisy mirakla hitranga eo.

dia hita marina tokoa hoe any an-dafy ianao (manankatao tsara afaka mananantateraka ny confinement amin'ny tokony ho izy)....

Mba fantatrao v ny zavatra mitranga isaky ny fokotany aty mandagasikara amin'izao ora izao????

Ngamba mety ho torakovitra ianao....raha izao fisainanao izao..

Tsy aiko hoe iza isika no mikatona fa ny fantatro aloha tsy azo hodiana tsy hita ny fahatran-tsika malagasy...

Sa hanao otran-dry poutine koa hoe vitao rarafo basy any ho faty ireo fa hamono antsika????
62. rhaj0 ( 27/03/2020 10:49)
Izany no zava-misy dia atrehina ry RBNIR aaa... Tsy zazakely akory ianao.

Dia tandremo koa, fa rehefa krizy hotr'izao, desespa ny olona, dia avy foana ny mpanambaka ary mitondra resaka tsisy fahamarinany, na akoriny aza feno fitaka.

Efa nataon-dreo foana izay 2000 taona mihoatra izay, na dia tsisy krizy akory aza, dia ity mampino hoe mikimpia-mafy-dia-hisy-ny-mirakla ity, na ilay @ ilay hoe apetraka-eo-@-orona-ny-tanana-fa-hidina-ho-azy-h@-baolina.. dia ao, "mino" = "manaiky-tsisy-porofo".

Ka dia fotoanany izao ampatonga saina ny olona.

Dia ny Siansa koa henoina ary araho ny vaovao fa tsy ilaozana mbola mitady mirakla any @ ilay boky tonta ao indray.

Izay fa mba hendre tsara @ izay ry RBNIR aaa... efa lehibe ianao izao :-)

63. gasy1zay ( 27/03/2020 12:55)

rhaj0:

Dia arak'iliay lojikan'i Gasy1zay, dia rehefa mihatra @ zanaka koa ilay izy, dia ny kaonty farany izany dia TSISY te-ahalala sy te-andalina mihintsy.. ntss... koa raha tsy Kristiana kouh..
Ny an'ny Kristiana mantsy, dia ireo t@ l'an-zero no tompon'ny fahalalana sy fandalinana, fa ny aty aoriana rehetra dia ONDRY daholo.

Diso hevitra i rhaj0, ny an'i Kristiana dia Andriamanitra no tompon'ny fahalalana fa tsy olombelona, izay no antony mbola mahabloqué ny siantifika io na dia nandroso lavitra aza ny fahalalana depuis...satria tsy isika no tompon'ny fahalalana na dia nomeny saina sy fahendrena sns aza...
64. rhaj0 ( 27/03/2020 13:25)
Ilay Andrmntra araka ny novolen'ny fahalalana t@ l'an zero no mbola taritarihinao @ izao 2020 izao ry Gasy1zay...

Ianao no bloqué any @ izany re ry Gasy1zay, fa ny Siansa izao efa mihazakazaka...

Ndana mba miala @ io hevoka babiboly io, dia hanontanio ohatra Ineny Gogola hoe, inona ny fivoarana vita na hitan'ny Siansa nandritra izay taona lasa teo izay.. Any andaniana ron-doha sy bandwidth fa tsy izao resa-kehin'ny l'an-zero izao.
65. gasy1zay ( 27/03/2020 13:44)

Tsara tsondrano any ary rhaj0 rehefa tsy te handalina baiboly eto e
66. rhaj0 ( 27/03/2020 13:51)
fa ny fanakianana sy ny fanakorana ny baiboly sy ny mpino dia resaka Finoana sy Fivavahana koa kah...

Rahefa mivanitika aho dia .. mahita fiadanana :-)
Laughing therapy :-) :-)
67. gasy1zay ( 27/03/2020 14:21)
ka marina fa tsisy fiadanana ilay mijery ny zavabitan'ny siansa any dia eto rhaj0 no maka izay mba azo eto e! ok fa tsisy bedy e! Mipetrapetraha indray ary e!
68. rhaj0 ( 27/03/2020 14:34)
ILay fitia te-ahalala sy te-handalina (scientific curiosity) mantsy dia TSY ho takatrao mihintsy ry Gasy1zay. Izany no mampifoha maraina mavitrika an'ireo Siantista ireo ry Gasy1zay.

Ary inona HONO no mampifoha maraina mavitrika anao ao ry Gasy1zay?
Ny kadoa eny ambany sapin? :-)
69. gasy1zay ( 27/03/2020 14:40)
ka inona ary ny fahalalana sy fandalinana azon'i rhaj0 androany ohatra?
70. rhaj0 ( 27/03/2020 14:47)
hi hi hi... ohatra eto, dia be dia be ary nitombo kely ny fantatro ny @ fomba fi(s)ainan'ny Kristiana-fanatika.. sady mampivanitika ihany tsindraidray, no tena mandaginina kosa tsindraidray koa.

Fa izay ilay izy izany ee... :-)
71. gasy1zay ( 27/03/2020 14:47)
Ny izaho ohatra miandry asa vaovao dia miserasera eto en attendant, fa na izany aza efa nankahery tena nanaraka itony emission itony

https://emcitv.com/page/video/comment-donner-un-sens-a-ma-vie-147272.html

efa namaky SM mba mitady ny sitrapony

mijoro vavolombelona hatrany @ ny zavatra nataony teo @ fiainako

izaho anie rhaj0 dia gasy kely teraka tany @ firenena anisan'ny mahantra indrindra nefa dia notantany sy notahiany dia mba miaina fiainan'olona @ firenena anisan'ny manankarena indrindra (G7 na G8), tsy hoe izaho no tena manantsaina na hoe mahalala olona fa tsapako hoe tonga aty aho satria izay no sitrapony, tena ambarako hoe nisokatra ny fahalalako azy rehefa nanomboka nijery ireo kristiana hafa aty Canada.
72. rhaj0 ( 27/03/2020 15:07)
mirary anao ahita asa tsara.. Mety rehefa kalamina ianao, ampy ny besoin fondamental, dia mba tsy midegany intsony toa io :-)
73. gasy1zay ( 27/03/2020 15:47)
efa nomeny asa tsara aho fa misaotra rhaj0 :)
74. rhaj0 ( 27/03/2020 17:33)
gasy1zay:
tonga aty aho satria izay no sitrapony

hi hi hi.. sitrapoNAO ve ry Gasy1zay no sitrapoNY??

tandremo azany sao mivaralila eo, fa dia ho afa-baraka ny anaraNY, nefa ianao no manao ny ataonao ao
75. rhaj0 ( 28/03/2020 22:50)

rhaj0:

Ampiana kely ho an'izay liam-baovao
https://www.cbc.ca/player/play/1714504259931
Ny antsasaky ny voan'ny Coronavirus tao Korea Atsimo dia noho ny OLONA IRAY,izay tsy nitandrina rehefa narary fa nilaozany ... nandeha niangona, dia nizara ity Coronavirus t@ Kristiana namany.

rhaj0:

Ho an'izay liam-baovao..

Ny any aty Ottawa izao dia hoe:
https://www.cbc.ca/news/canada/ottawa/covid19-coronavirus-ottawa-symptoms-information-march-24-1.5507612

- Ontario's Ministry of Health confirmed 24 people have now tested positive for COVID-19 in Ottawa
- Ottawa's medical officer of health says computer models suggest 4,000 people in Ottawa have COVID-19, many without knowing it.

Satria raha tena atao test ny olona an-tapitrisany, dia hivoaka ny tena isa hoe 4,000. Fa saingy indrisy, ny voa-tester dia vitsy, ary dia 24 no isa ofisialy.

Fa efa kopy ny aty, ary dia efa saika confinement izao.

76. RBNIR ( 29/03/2020 00:50)
rhaj0:

Izany no zava-misy dia atrehina ry RBNIR aaa... Tsy zazakely akory ianao.

Dia tandremo koa, fa rehefa krizy hotr'izao, desespa ny olona, dia avy foana ny mpanambaka ary mitondra resaka tsisy fahamarinany, na akoriny aza feno fitaka.

Efa nataon-dreo foana izay 2000 taona mihoatra izay, na dia tsisy krizy akory aza, dia ity mampino hoe mikimpia-mafy-dia-hisy-ny-mirakla ity, na ilay @ ilay hoe apetraka-eo-@-orona-ny-tanana-fa-hidina-ho-azy-h@-baolina.. dia ao, "mino" = "manaiky-tsisy-porofo".

Ka dia fotoanany izao ampatonga saina ny olona.

Dia ny Siansa koa henoina ary araho ny vaovao fa tsy ilaozana mbola mitady mirakla any @ ilay boky tonta ao indray.

Izay fa mba hendre tsara @ izay ry RBNIR aaa... efa lehibe ianao izao :-)

tsy mahasahy mamaly mivantana v ry rhaj0 a???
77. rhaj0 ( 29/03/2020 13:00)
Averina indray: Izany no zava-misy dia atrehina ry RBNIR aaa... Tsy zazakely akory ianao.

Tsisy idiran'ny "(tsy) mahantra" na "(tsy) gasy", na "(tsy) kristiana" ny Coronavirus, fa mila manaraka ny TOROLALANA AMEN'NY SIANSA DAHOLO.

Dia mbola tsy azonao foana ve izany ry RBNIR?

Fa dia averiko indray ireo ambany ireo izany ny resaka mazava momba ny Coronavirus, dia mba diniho tsara ao ry RBNIR .. fa efa lehibe ianao izao, ary aza mba isan'ny tondroina hoe COVIDIOT izany, fa ireo no fanetry be-n'izao tontolo izao izay noho ny hadalany (minomino foana sy manaonao foana) dia mampitombo ny fiparitahan sy fifindrafindran'ilay virus, ka mahatonga ireo marefo ara-pahasalama ho faty rahefa voany.

rhaj0:

Ny torolalana anay aty
- fifampihatakatahana (social distance),
- sy tsy fikitikitihana zavatra ivelany, sy koa ny tarehy (maso orona, vava),
- sy ny fikohafana ao @ kiho
- ary ny fanasana tanana
- dia rahefa miditra ny trano, dia ampiana gararaka, sy koa misotro rano mafana. Dia atokano any ny akanjo sy entana nentina tany ivelany izay nety nahakasika virus

Dia torohevitra ankapobeny moa, dia tandrovina ny fahasalamana ankapobeny toa ny isan'andro ihany, ampahery ny system immunitaire ao (fanabeazana ara-batana, fisakafoanana madio, mandamin-tsaina, matory tsara, ets...)

Raha ny fahazoako azy koa, dia toa ny virus-na hafa rehetra ihany ilay izy, raha ny fihanaka sy ny mampa-mahafaty azy, fa kosa, avo 10 heny ny fipariahany sy ny mampa-mahafaty azy. Ary ireo olona izay efa marefo ara-pahasalamana (diabetika, ets...) sy ny beantitra no atahorana. Raha tsara ny system immunitaire-nao, dia mety avotra (sitrana) ianao izany na dia ho voany aza, fa kosa, ny zava-dehibe, dia mila tsinjovina ireo marefo ara-pahasalamana.

RAhefa voany, dia toa ilay fahasahiranana rehefa miaina no manahirana. Raha ny fahazoako azy, dia ventilator (respirateur), dia ampiana oksizena no atao @ marary (ankoatr'izay fanafody).

Fa aoka tsy hikorapaka fa tsy manampy ny korapaka. Dia resaka ankapobeny koa ito, fa rehefa desespa na hoe krizy hotr'izao, dia tonga ny mpanao Belazao, ary anisan'io ny mpampanantena mirakla toy ny entin'ny Finoana/Fivavahana. Ataovy mampahery ny sainao ny Finoana/Fivavahana raha izany no ampahery ny sainao, fa kosa, ARAHO NY TOROLALANA AMEN'NY SIANSA.

rhaj0:

rhaj0:

Ampiana kely ho an'izay liam-baovao
https://www.cbc.ca/player/play/1714504259931
Ny antsasaky ny voan'ny Coronavirus tao Korea Atsimo dia noho ny OLONA IRAY,izay tsy nitandrina rehefa narary fa nilaozany ... nandeha niangona, dia nizara ity Coronavirus t@ Kristiana namany.

rhaj0:

Ho an'izay liam-baovao..

Ny any aty Ottawa izao dia hoe:
https://www.cbc.ca/news/canada/ottawa/covid19-coronavirus-ottawa-symptoms-information-march-24-1.5507612

- Ontario's Ministry of Health confirmed 24 people have now tested positive for COVID-19 in Ottawa
- Ottawa's medical officer of health says computer models suggest 4,000 people in Ottawa have COVID-19, many without knowing it.

Satria raha tena atao test ny olona an-tapitrisany, dia hivoaka ny tena isa hoe 4,000. Fa saingy indrisy, ny voa-tester dia vitsy, ary dia 24 no isa ofisialy.

Fa efa kopy ny aty, ary dia efa saika confinement izao.

rhaj0:

Ho an'izay liam-baovao sy tia fivoarana, dia ampitomboy ny fanantenana @ ity Artificial Intelligence ity.

Eto izany rahefa nampiodinina ny masinina intelizant, dia haingana be kokoa famabahana sy fikarohana izay mitondra @ famoronana sy famahana olana

https://www.cnn.com/2020/03/19/us/fastest-supercomputer-coronavirus-scn-trnd/index.html
The world's fastest supercomputer identified chemicals that could stop coronavirus from spreading, a crucial step toward a vaccine

78. RBNIR ( 29/03/2020 14:41)
Ny aty aloha 1 m no lazain'ny fanjakana fa tsy 2m (izay izao dia efa...)

fa tsy voavaly mihitsy ireto fanontaniana ireto e!

Mba fantatrao v ny zavatra mitranga isaky ny fokotany aty mandagasikara amin'izao ora izao????
(mele no hita fa tsy 1 m akory aza) sa mbola atsipy any amin'ny mpivavaka indray koa ny tsiny

Tsy aiko hoe iza isika no mikatona fa ny fantatro aloha tsy azo hodiana tsy hita ny fahatran-tsika malagasy...

Sa hanao otran-dry poutine koa hoe vitao rarafo basy any ho faty ireo fa hamono antsika????

Dia aza variana mikatona ao kanada ao fa mba jereo ny fahatran'ny gasy kely aty ry rhaj0 be karajia a!!!!
79. RBNIR ( 29/03/2020 14:46)
vahaolana mifanentana amin'ny faripianan'ny gasy atoro fa tsy teoria be n'ny mpanankarena any....
ny fanjakana aza izao tsy manao total fa mbola confinement partiel, dia 1 m fa tsy 2 m

Izany amiko no olona misaina (mahafantatra ny tena zava-misy marina dia mihezaka mandrindra vahaolana mifanaraka amin'ny zava-misy iainan'ny mponina).....

ary mino aho fa izay mihitsy koa no tena sitrak'Andriamanitra, tsy manao toe-tsain'ny tia tena hoe vonoy any rehefa...fa mba mikaroka vahaolana hamonjena ny rehetra....
80. RBNIR ( 29/03/2020 14:48)
sa raha miteny hoe 1 m eto koa dia hoe....2m no tena izy fa.....dia mikatona any amn'ny misy anao any fa manafitohina be ilay toe-tsaina raha vao izay e!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3427