Ny fanambadiana arak’i Jesosy

1. endriny ( 01/03/2020 07:19)
Mahavariana ahy fa samy manana ny fandikany ny izany hoe fanambadiana Kristianina izany ny sekta tsirairay. Ao ny hoe izay natambatr’Atra tsy azo sarahin’olombelona. Misy anefa ny hafa afaka misolo vady araKa izay tiana. Ao koa ny afaka manana vady maromaro.

Ka iza marina no marina e? Sa ahoana marina hoy I Jesosy.

Ny haiko aloha dia na I Jesosy aza namporisika ireo mpianany hisaraka tamin’ny vadiny sy namela ireo zanany ho kamboty

Tena Jesosy henjana ka
novalian'i RBNIR ny 03/04/2020 21:47
2. rhaj0 ( 01/03/2020 20:33)
Ity ambany ity ny kisary mamintina ny fanambadiana araka Baiboly fa tsy araka jesosy.
Ka i Jesosy tsy nanambady, ka inona azany no hainy @ izany eo :-)

Fa dia aseseho ireo toko aman'andininy ireo, ary zarao @ teny gasy eto raha ohatra ka..

3. endriny ( 02/03/2020 12:02)
Ka ilay olona koa tsy hay intsony na zanak’Atra na mpanompon’Atra. Fa raha mpanompon’Atra daholo moa izany ny Kristianina dia ity Eksaody 21:4 ity no mety eo @ samy Kristianina. Ka eo izany dia i mopera sy pasitera no manendry izay mety ho vadintsika.

Ary ireo olona alefa any Koweit sy Chine ohatran’ny genesisy 16.
4. rhaj0 ( 02/03/2020 15:48)
Izaho "mino" fa ilay polygamy sy concubinage no tena nampanintona ny sasany (RBNIR sy Gasy1zay?) ho Kristiana. Koa I Abrahama mbamin-dry Salomon aza tena manao be nefa tena zareo mihintsy HONO no nofinidin'Atra.

TAdidiko ilay namako Sinoa iray izay. Izy dia tena tsy mahalala ny Kristianisma mihintsy, dia nentina namangy Fiangonana ho'a. Dia ny fanontaniany dia hoe, ahoana ilay polygamy sy concubinage? :-)

Dia izaho koa "mino" fa ilay Numbeer 31:1-18 sy ny Deoteronimoa 21:11-14 koa no manintona ny sasany (Gasy1zay sy RBNIR?); fa raha manao tafika masina HONO zareo dia hahazo. Mosesy mihintsy aza no manao azy, nefa Mosesy HONO ilay namena ny Didy 10 izy teo?..

Tadidiko koa ho'a ilay namako iray TJ izay. Mbola tany @ Lycee zahay io. Ilery tena tsy resiko dohika mihintsy (efa Atheist aho t@ izany) fa Ilery tena efa malama vava @ ilay izy mihintsy. Dia inona fa nataon'ilay matesa faingana bikina ilay sipakely tsy ampy taona voarebirebiny tao. :-(
5. RBNIR ( 03/03/2020 10:08)

rhaj0:

Lahy 1 sy vavy 1 no nampianarin'i Jesosy ary ny fisaoram-bady dia tsy nankasitrahany....

« Ary voalaza hoe: Na zovy na zovy no misaotra ny vadiny, dia aoka izy hanome an-dravehivavy taratasy fisaoram-bady (Deo. 24. 1). » (Matio 5:31)
« Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra misaotra ny vadiny afa-tsy noho ny fijangajangana ihany dia mampijangajanga azy; ary na zovy na zovy no manambady izay voasaotra, dia mijangajanga. » (Matio 5:32)
6. rhaj0 ( 03/03/2020 15:01)
Mbola nampian'i RBNIR izany ilay izy.

Raha midivorsa dia mampijangajanga, dia olon-doza ihany koa.

Afa-tsy hoe, raha efa nijangajanga ilay nisaorana, dia izy no olon-doza.

Fa hotry ny vehivavy ihany no enjehina fa ny lehilahy izany tena hotsahotsan'ny mahazo manana concubines...
7. endriny ( 03/03/2020 19:18)

RBNIR:

Lahy 1 sy vavy 1 no nampianarin'i Jesosy ary ny fisaoram-bady dia tsy nankasitrahany....

Izany ve? Ary tsy mahazo Misaotra vady izany ny Kristianina, kanefa ny mpianatr'i Jesosy efa nanambady rehetra nasainy nisaotra ny vadiny. Ary tsy ny vadiny irery, fa tena navelany nihenjy ohatran'ny zanak'amboa dia hatramin'ny zazany.
8. endriny ( 03/03/2020 19:19)

9. RBNIR ( 04/03/2020 06:17)

endriny:

Ny tena marina tsy naniraka an'ireo mpianatra hisaotra vady i Jesosy, fa misy fotoana kosa mila mahafoy vady aman-janaka ireo mpianatra mba hanantotosa ny asan'Andriamanitra...

Rehefa vita ny asa dia afaka mamonjy ny vady aman-janany izy...

Izay no maha sarotra an'ilay làlana (indrindra ho an'ireo apostoly sy ny mitovy aminy)...
10. endriny ( 04/03/2020 08:00)
Taiza indray aza no nahitan’i RBNIR hoe navlean’i Jaesosy niverina nisy tany amin’ny vady aman-janany indray ny apostoly Rehefa vita ny nataony?
11. RBNIR ( 04/03/2020 08:43)

endriny:

Taiza indray aza no nahitan’i RBNIR hoe navlean’i Jaesosy niverina nisy tany amin’ny vady aman-janany indray ny apostoly Rehefa vita ny nataony?

tato...« Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino* va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy? [* Gr. anabavy] » (1 Korintiana 9:5)

12. rhaj0 ( 05/03/2020 13:44)
WIVES SHOULD SUBMIT TO THEIR HUSBANDS IN EVERYTHING.

Tena hadalan'izay vehivavy Kristiana mbola "mino" an'izany..

Nefa indray, tena tokony mila ampiana zareo. Misy namana vehivavy ve eto mba mitondra ny feon'ny vehivavy?
13. gasy1zay ( 06/03/2020 13:51)

rhaj0:

WIVES SHOULD SUBMIT TO THEIR HUSBANDS IN EVERYTHING.

Tena hadalan'izay vehivavy Kristiana mbola "mino" an'izany..

Nefa indray, tena tokony mila ampiana zareo. Misy namana vehivavy ve eto mba mitondra ny feon'ny vehivavy?

Gravy koa ity rhaj0 ity an! Mitady namana tsy hino indray izany i rhaj0 izao? Miantso ny vehivavy hanandratra ny feminisma? Averiko foana hoe tsy ho azonao mintsy rhaj0 hoe maninona misy olona @ milliard eran-tany mahafoy ny zavatra rehetra hanaraka an'i JK raha tsy efa niainanao hoe manahoana ny miaraka aminy. Ka dia ho lany andro eo ianao raha hieitreritra hoe hisy kristiana hiverindalana raha efa tena nahafantatra ny fiainanao ao @ JK izy.
14. rhaj0 ( 06/03/2020 14:30)
gasy1zay:
Gravy koa ity rhaj0 ity an! Mitady namana tsy hino indray izany i rhaj0 izao? Miantso ny vehivavy hanandratra ny feminisma?

Manana problema @ feminisma angaha I Gasy1zay?
Sa ny Fiangonana/Baiboly manana problema @ feminisma?

Izaho aloha dia, eny, lehilahy aho fa manandratra ny feminisma, satria tiako koa ny vehivavy. Ary manandratra ny LGBT koa. Satria olona toa ahy koa zareo.
15. gasy1zay ( 06/03/2020 14:44)
Ny feminisma aloha vague be ka raha tsy tenenina mazava ilay situation sarotra ny milaza hevitra,
Ohatra hoe vehivavy afaka manana toerana ambony , afaka mifidy malalaka, mitovy zo @ lahy sns tsisy olana amiko

Fa raha toy ny hitako aty Quebec ohatra hoe vehivavy sy lehilahy manao toy ny fiainamboalavo samy mikepoka ny azy dia tsy mety amikonoho ny feminisma : union libre, samy manana ny volany, samy mikarakara tena( sakafo, fitafiana, ...) fa tsisy fanampiana mintsy ao an-tokantrano, miaraka dia misaraka tsisy hoe pourquoi, sns... zany hono ny emancipation de la femme @ sasany
16. rhaj0 ( 06/03/2020 16:59)
fa "union libre" angaha "feminisme" ry Gasy1zay?

nataok'ty, iza ilay bandy rampanana be t@ cirque du soleil iny, najanony ho "union libre" ny fiarahany @ ilay sipa, @ izay izy (nihevitra) tsy handoa vola rehefa divorsa?

mba manaraka (vaovao) foana ve k'lou nareo, hozy Mahaleo izay...

(hotry ny mamaky baiboly angamba ry Gasy1zay, dia asa... izay tsy hitany ao dia lazainy fa feminisma, sa dia ahoana loatra...
izany no fandehany rehefa mihevoka boky tonta fa tsy mba manara-baovao sahala @ izay olona :-)
17. rhaj0 ( 06/03/2020 18:36)
gasy1zay:
maninona misy olona @ milliard eran-tany mahafoy ny zavatra rehetra hanaraka an'i JK ...

"mahafoy ny zavatra rehetra"???? firy milliards????

Raha ny Amish ohatra, dia mety kaontiny hoe "mahafoy ny zavatra rehetra" tokoany. Fa raha I Gasy1zay milafika eto @ interinety eto, izay "tia ny tenany" (sy ny namany HONO) ka migalabona @ fiainana materialy TSY FOINY..

Raha resaka matavy ho'a ny anareo Gasy1zay sy RBNIR dia be dia be, satria morabe ny mamerina sahala @ boloky ny formule-tout-fait tsy ilaina eritreretina, tsy-ilaina-porofoina (inoana).
Fa raha ny ataonareo ao izao io, dia hhheeeee....
mangarika fotsiny angamba Jesosy any @ misy Azy any :-)

Sady @ izay koa anie, TSY ny materialy ihany no nohafatrafaran'i JK, fa tena hoe, HAFOIZO NY V-A-J!...

Ka "nahafoy" an'Ivadinao dia nanaraka an'i JK va ianao ry Gasy1zay??
koa raha tsy adala eee??? :-)
18. gasy1zay ( 06/03/2020 19:47)

Raha te hahalala ny hevitry Jesoa @ fanambadiana rhaj0 dia vakio Marka 10: 1-12, fa aza mamorona
19. rhaj0 ( 06/03/2020 22:13)
gasy1zay:
Raha te hahalala ny hevitry Jesoa @ fanambadiana rhaj0 dia vakio Marka 10: 1-12

Marka 10: 1-13:
2 ... Mahazo misao-bady va ny lehilahy?

Manavy ve nareo ry Gasy1zay a? Fanambadiana ny resaka, fa divorsa no lazain-dry Gasy1zay.

ntss.. ity jerena ry Gasy1zay. Mahavariana fa tsy mba tonga dia ni-click an'i Gsy1zay ity, nefa mazava beuh my hafatr'i Jesosy, ny @ tokony atao @ V-A-J...

Matio 19:29:
Ary izay rehetra efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na zanaka, na tany, noho ny anarako, dia handray zato heny ka handova fiainana mandrakizay.

HAFOY NY (TOKAN-)TRANO SY NY ZANAKA DIA MANARAKA JESOSY.

1- Mahay Baiboly ve i Gasy1zay (sy RBNIR)?

2- Dia manaja ny tenin'i Kristy ve i Gasy1zay (sy RBNIR) Kristiana mpanaraka an'i KRisty?

20. RBNIR ( 08/03/2020 20:28)
endriny:

Taiza indray aza no nahitan’i RBNIR hoe navlean’i Jaesosy niverina nisy tany amin’ny vady aman-janany indray ny apostoly Rehefa vita ny nataony?

tato...« Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan'ny mino* va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy ny rahalahin'ny Tompo ary Kefasy? [* Gr. anabavy] » (1 Korintiana 9:5)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1774