You are here: home > Forum

Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy (2)

Lohahevitra : Kolotsaina
Fitohizan'ny hafatra : Fampianarana manisa amin'ny teny malagasy (2)
Valiny : 0
Nav - 17/02/2020 17:03
NY FOMBA FANISANA MALAGASY (3)
Fampianarana manisa
Fitsipika I: Mitenena teny malagasy
--------------
Soa: Firy moa ilay N°-tel-nao anankiray, aza fady?
Jao: Indro àry, raiso, tononiko tsirairay ny tarehimarika:
ZERO TELO EFATRA _ ZERO ENINA _ IRAY ROA TELO _ EFATRA DIMY
Soa: Misaotra indrindra. Voaraiko: 034 06 123 45.
Jao: Izay indrindra Mlle.
Valio | Miverina eny ambony