Permis de conduire

1. tianaharisoa ( 11/02/2020 02:28)
Miarahaba antsika rehetra indray ary misaotra sahady
Mipetraka aty Guadeloupe aho . Tsy hita fa very tany Mada ny permis ko tamin andro nialako tany.
Natao ny fikarohana fa tsy hita mihitsy. Niova ho biometrika anefa ny fahazaona azy indray ka mila izaho mihitsy hono no mankany manova azy.
Tsy mbola manana fahafahana ny hiverina any aho amin izao . Efa nandeha tany amin sous prefecture aho fa mila aseho azy ilay permis avy any Mada . Tsy manana contacte ny ao Ambohidahy aho mba hanazavana azy izany.
Mankasitraka indrindra sy mirary soa e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5214