Tena tsy mety azoko mihintsy

61. RBNIR ( 29/01/2020 08:23)

rhaj0:

ah ha... izay vao tonga saina I RBNIR..

Mampome ilay tantara ry RBNIR.

Ilay "feo avy any @rahona" izany, TSY niresaka t@ Jesosy teto, fa izy telo lahy IRERY no nahare (sy nahita) ilay izy, ary dia nilaza ilay "feo avy any @rahona" hoe, I Jesosy no henoy.

Dia "mino" an'izany tokoany koa ve ianao ry RBNIR h@ izao 2020 izao?

Ie tena mino aho sady ny zavamisy ankehitriny araka efa naverimberiko teto dia niverina indray Izy hoy aho ary miresaka amin'izay tiany horesahina sy miseho amin'izay tiany hisehoana....
62. rhaj0 ( 29/01/2020 12:20)
Dia mbo "avy any @ rahona" koa ve ny feo renao ao re ry RBNIR?

hi hi hi.. @ manaraka, raha vao mahare feo indray ianao, dia velomy haingana ny Drone dia siriho hoe, IZA, o iza iza no m(amp)iresaka anao RBNIR ao avy "ao ambony ao" :-)
63. RBNIR ( 29/01/2020 12:53)
raha te hafantatra i rhajo (sy gasy1zay) dia toroko hevitra tiavo Izy dia tandremo ny didiny....
Tandremo sao hiteniteny foana eo fa tsy ho voavela heloka intsony mandrakizay an!!!

« Izay manana ny didiko ka mitandrina izany, dia izy no tia Ahy; ary izay tia Ahy no ho tian'ny Raiko, ary Izaho ho tia azy ka hiseho aminy. » (Jaona 14:21)

Tsy mpandainga i Jesosy, fa hoy izy hoe "Izaho ho tia azy ka hiseho aminy"....

64. rhaj0 ( 31/01/2020 15:37)
Dia ny fahazoako azy iznay, dia tena mino marin-drano mihintsy izany I RBNIR fa
- "miseho aminy" I JC
- mahare feo(ny) "avy any @ rahona", dia ny feon'i JC
- miresaka @ JC

Hoe tena miseho, mahare, miresaka amin'izy RBNIR ao io mihintsy I JEsosy, satria fotsiny, izany dia arak'ilay "izay voasoratra (dia voasoratra)" ao anaty Baiboly ao.

Ary @ finoan'i RBNIR manokana, dia izy RBNIR dia isan'ny "voafinidy", nofidin'i JC manokana ao ary nohantoniny manokana ao koa, izy 1 ao anatin'ny 7 milliards de voisin(e)s.
Ary tsipihin'i RBNIR indrindrindra koa, fa I HRNRN koa no voafinidy manokana, ary HRNRN no tohin'ny tantara ao Baiboly ao, izany hoe, I HRNRN no Profeta na Apostoly na xxx faha-200 ohatra, raha nisy 199 ny profeta/apostoly/xxx tao anaty Baiboly tao.


Tena izay izany izy io ry RBNIR an?



65. RBNIR ( 01/02/2020 01:33)
io hoy aho rhajo tsy fantatro mihitsy hoe ahoana ny fomban'Andriamantra mikasika azy io (tirage au sort v sa ahoana?) fa izay aloha ilay zava-misy tena marina ireo lazaiko ireo fa tsy afaka ny handainga aho........
66. RBNIR ( 01/02/2020 01:35)
enga anie mba hino ianao .....satria raha hino ianao dia hanomboka hitoetra ao anatinao ny teniny...

« ary ny teniny tsy mba mitoetra ao anatinareo, satria tsy mino Izay nirahiny ianareo. » (Jaona 5:38)


67. rhaj0 ( 01/02/2020 16:25)
DIa notsimponin-dRBNIR ny toko aman'andininy, hanamarinan-dRBNIR ny tokony "inoana" an-dRBNIR, hoe, "miresaka @ Jesosy" HONO RBNIR, ary i RBNIR (sy HRNRN) HONO dia ilay voafinidy, 1 ao anatin'ny 7 Milliards, ka "nirahin'i JEsosy" hamonjy izao tontolo izao.

Izay no tianao soritana @ io tsindroka amenao io ry RBNIR an?

Dia iza anefa ilay "nirahina" ao @ Jaona 5:38 io ry RBNIR, ka hoe mila "inoana" ?

Dia tena ny tenabenareo RBNIR (sy HRNRN) ao izany atao parallel @ JC?

Dia tsoriko fa dia tena efa mitapy mihintsy ilay ianareo ry RBNIR (sy HRNRN), domelin'ny resa-Paoly sa resak'inona loatra... Loz'ty.
68. RBNIR ( 02/02/2020 03:34)
rhaj0:

Dia tsoriko fa dia tena efa mitapy mihintsy ilay ianareo ry RBNIR (sy HRNRN), domelin'ny resa-Paoly sa resak'inona loatra... Loz'ty.

Misaotra betsaka rhajo! io teny navoakan'ny vavanao io no porofo fa marina 100% izay rehetra nolazain'i Jesosy....

Izaho no nambarany...« Fa raha ataony amin'ny hazo maitso (Jesosy) izany hatao ahoana amin'ny maina (izahay)? » (Lioka 23:31)

Izao no nataon'ny olona tamin'i Jesosy tamin'ny fotoan'androny...
« Ary maro tamin'ireo no nanao hoe: Manana demonia Izy ka efa very saina; nahoana no mihaino Azy ianareo? » (Jaona 10:20)

Moa tsy izany tanteraka v izao ataonao amiko izao rhajo????aza mihaino an'ireo ianareo fa olona very saina ireo......fa tsy marina fa tsy misy Jesosy miseho sy miresaka aminy izany????

Misaotra anao aho Jesosy fa manamarina ny teninao ianao......
69. rhaj0 ( 02/02/2020 17:50)
rhaj0:
DIa notsimponin-dRBNIR ny toko aman'andininy, hanamarinan-dRBNIR ny tokony "inoana" an-dRBNIR, hoe, "miresaka @ Jesosy" HONO RBNIR, ary i RBNIR (sy HRNRN) HONO dia ilay voafinidy, 1 ao anatin'ny 7 Milliards, ka "nirahin'i JEsosy" hamonjy izao tontolo izao.

Izay no tianao soritana @ io tsindroka amenao io ry RBNIR an?

Dia iza anefa ilay "nirahina" ao @ Jaona 5:38 io ry RBNIR, ka hoe mila "inoana" ?

Dia tena ny tenabenareo RBNIR (sy HRNRN) ao izany atao parallel @ JC?

Dia io ho'a izany, fa dia nampidirin'i RBNIR ho ao anaty Baiboly koa ny tenabeny.
IO iliay sahala @ HRNRN mihevitra fa Apostoly ao @ BAiboly koa izy,
toa an'i RBNIR mino fa izy no Nain faha-8 ao @ tantaran'i Blanche-Neige.

Ka isaory koa i Blanche-Neige ry RBNIR izany fa izy koa anie niteny
fa hisy Nain faha-8 indray andro any eee :-)
70. RBNIR ( 03/02/2020 11:24)
Ianao koa aza ange mba tafiditra soamatsara ao ihany rhajo, nefa ny mampalahelo dia ilay coté négatif no nidiranao fa tsy mba ilay positif e!!!

« [Ny amin'ny hihavian'ny Tompo, sy fananarana noho izany] Ry malala, ity no epistily faharoa soratako ho aminareo ankehitriny, ka izy roroa dia samy entiko mampifoha ny sainareo madio amin'ny fampahatsiarovana, » (2 Petera 3:1)
« mba hahatsiarovanareo ny teny voalazan'ny mpaminany masina rahateo sy ny didin'ny Tompo sady Mpamonjy izay nentin'ny Apostoly nirahina ho aty aminareo; » (2 Petera 3:2)
« efa fantatrareo voalohany indrindra fa amin'ny andro farany dia hisy mpaniratsira avy haniratsira, mandeha araka ny filany » (2 Petera 3:3)
« ka manao hoe: Aiza ny teny fikasana ny amin'ny fihaviany? Fa hatrizay nodian'ny razana mandry dia maharitra tsy miova ny zavatra rehetra; eny, hatramin'ny nanaovana izao tontolo izao aza. » (2 Petera 3:4)
« Fa minia jamba ireo ka tsy mahalala fa nisy hatramin'ny ela ny lanitra, ary nisy tany koa, izay niseho avy tamin'ny rano, sady rano no nanaovana azy tamin'ny tenin'Andriamanitra, » (2 Petera 3:5)
« ary rano koa no nandravana izao rehetra izao taloha tamin'ny nanasaforany azy; » (2 Petera 3:6)
« fa izao lanitra sy tany ankehitriny izao dia hazonin'izany teny izany ho amin'ny afo ka tehirizina ho amin'ny andro fitsarana sy fandringanana ny ratsy fanahy. » (2 Petera 3:7)
« Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. » (2 Petera 3:8)
71. rhaj0 ( 03/02/2020 13:27)
hi hi hi... dia nampidirin'i RBNIR ho ao anatin'ny tantara-mBaiboly koa HONO aho.
Ha leloya Ho sana :-)

Ka atsy @ tantaran'i Blanche-Neige, raha lasa ilay Nain faha-8 ianao ry RBNIR, dia inona tokoany moa izany no toetran'ilehio?
Ratsimpontsimpona Betsindrotsindroka moa no anaran'izy teo? :-)
72. gasy1zay ( 04/02/2020 13:34)
io rhaj0 ohatrany i Donald Trump ihany ianao a! Izy hono tsy mino ny rechauffement sy ny climate change e! Fa midika ve zany hoe ho afabela @ impactn'io izy satria tsy nino?
73. rhaj0 ( 04/02/2020 15:46)
Geez... Izany ve no mba fahazoanao ny resako eto re ry Gasy1zay?

Ny Siansa dia mahalala fa misy ny rechauffement climatique. Henoy ny Siansa, hozy I Greta izay t@ Trump. Ary io dia nampiako hoe, fa tsy izao petra-tanana ataon'ny masitera/pasitera mikimpy mafy toa constipe izao no hanazava dia hamaha ny olana.

Ny A.I. (sy ny Siansa) dia mahalala ny olana ary dia mamaha ny olana.
Mbo gogoleho eto ihany hoe inona no no ataon'ny olona ny @ io. Mazava ho azy fa TSISY mihevoka boky tonta eo.

Ka tena tsy mba hotry ny Siansa (sy ny AI) ny fomba fisainana sy fieritreretanareo re Gasy1zay supporter-n'i Trump, ka dia ... tena mahavalaka mihintsy rahefa ataonareo fa mitovy aminareo daholo ny olona. Mbo ampiasao ihany ilay coco eee...
74. endriny ( 05/02/2020 08:15)
Nisy horonan-tsary nandeha izay indray mandeha nilaza hoe: "i Jesosy mihintsy no naniraka an'i Jodasy ny amin'ny anatanterahana ny famonoana ny tenany, mba ho hitan'ny olona fa izy tokoa no ilay voasoratry ny mpaminany". Asa raha mety hohitako ny rohy dia alefa eto
75. rhaj0 ( 05/02/2020 13:17)
Ka I Jesosy=Ray (arak'ilay 3no1) no "manao ny zava-drehetra", ary "sitrapony daholo" izay mitranga, ka ahoana moa no handisoana (ny Mpino) an'izany.
76. gasy1zay ( 05/02/2020 16:39)

rhaj0:

Ka I Jesosy=Ray (arak'ilay 3no1) no "manao ny zava-drehetra", ary "sitrapony daholo" izay mitranga, ka ahoana moa no handisoana (ny Mpino) an'izany.


Tsy sitrapony daoly zay rehetra mitranga ka, vakio le parabole mauvaises herbes, dia voalaza hoe mbola satana no miasa eo @ izao tontolo izao mandrapahatonga ny fanangonana ny vokatra
77. rhaj0 ( 05/02/2020 17:52)
gasy1zay:
Tsy sitrapony daoly zay rehetra mitranga ka...

Angaha tsy I Gasy1zay ihany no vao niteny teo ny @ omnipotent/omniscient/omnipresent an'Izy ao izao, k'inona indray no re TSY sitrapoNY @ izany??

Sady tsy manana pouvoir no tsy manana fahalalana no tsy teo foana izany i Andrmntra tsindraidray???

Bravo... avereno (eraky ny alitara) ho ren-tany ren-danitra io azany ee... :-)
Tena faly izao Andmntra fa amenao voninahitra @ izany re ry Gasy1zay


Fanefa kosa ho'a, dia indrisy ry tava-tsosisy, fa izao ilay famaritana tena Kristiana, @ ilay (vavaka) manao hoe,
- omnipotent @ zavatra hainy IHANY Izy,
- omniscient @ zavatra fantany IHANY Izy,
- ary omnipresent rehefa eo IHANY Izy



Izany hoe, izaho ary isika rehetra koa izany raha izany dia omnipotent/omniscient/omnipresent DAHOLO koa :-)


Ary io koa dia sahala @ ilay fantsy Kristiana, @ ilay (vavaka) manao hoe:
- "la fin du monde", dia tsy inona fa "la fin d'UN monde".

Ka dia "fin DU monde" DAHOLO koa izany rahefa maty ny tsi11 amintsika eee... :-)
78. gasy1zay ( 06/02/2020 02:05)

rhaj0:

gasy1zay:
Tsy sitrapony daoly zay rehetra mitranga ka...

Angaha tsy I Gasy1zay ihany no vao niteny teo ny @ omnipotent/omniscient/omnipresent an'Izy ao izao, k'inona indray no re TSY sitrapoNY @ izany??

Sady tsy manana pouvoir no tsy manana fahalalana no tsy teo foana izany i Andrmntra tsindraidray???

Bravo... avereno (eraky ny alitara) ho ren-tany ren-danitra io azany ee... :-)
Tena faly izao Andmntra fa amenao voninahitra @ izany re ry Gasy1zay


Fanefa kosa ho'a, dia indrisy ry tava-tsosisy, fa izao ilay famaritana tena Kristiana, @ ilay (vavaka) manao hoe,
- omnipotent @ zavatra hainy IHANY Izy,
- omniscient @ zavatra fantany IHANY Izy,
- ary omnipresent rehefa eo IHANY Izy



Izany hoe, izaho ary isika rehetra koa izany raha izany dia omnipotent/omniscient/omnipresent DAHOLO koa :-)


Ary io koa dia sahala @ ilay fantsy Kristiana, @ ilay (vavaka) manao hoe:
- "la fin du monde", dia tsy inona fa "la fin d'UN monde".

Ka dia "fin DU monde" DAHOLO koa izany rahefa maty ny tsi11 amintsika eee... :-)


vakio aloha hoa le parabole des mauvaises herbes fa aza maika ny hamaly bontana fotsiny...

La parabole de la mauvaise herbe
24 Il leur proposa une autre parabole : - Il en est du royaume des cieux comme d’un homme qui avait semé du bon grain dans son champ.
25 Pendant que tout le monde dormait, son ennemi sema une mauvaise herbe au milieu du blé, puis s’en alla.
26 Quand le blé eut poussé et produit des épis, on vit aussi paraître la mauvaise herbe.
27 Les serviteurs du propriétaire de ce champ vinrent lui demander : - Maître, n’est-ce pas du bon grain que tu as semé dans ton champ ? D’où vient donc cette mauvaise herbe ?
28 Il leur répondit : - C’est un ennemi qui a fait cela ! Alors les serviteurs demandèrent : - Veux-tu donc que nous arrachions cette mauvaise herbe ?
29 - Non, répondit le maître, car en enlevant la mauvaise herbe, vous risqueriez d’arracher le blé en même temps.
30 Laissez pousser les deux ensemble jusqu’à la moisson. À ce moment-là, je dirai aux moissonneurs : « Enlevez d’abord la mauvaise herbe et liez-la en bottes pour la brûler : ensuite vous couperez le blé et vous le rentrerez dans mon grenier. »


Raha tsy azonao ilay parabole dia izao ny fanazavana azy rhaj0, tsy Andriamanitra no nanisy ny olon-dratsy sy ny faharatsiana eto an-tany fa satana, nirongatra nameno ny tany anefa ny faharatsiana sy ny fahotana ( jereo ny manodidina anao : fitiavambola, herisetra, lainga, fitiavantena, fahavetavetana, ...) ka raha hanaisotra izany Andriamanitra dia mety maro ny olona marina ho victime, fa handrava azy izy @ finjinjana ( faraandro)
79. rhaj0 ( 06/02/2020 14:03)
gasy1zay:
tsy Andriamanitra no nanisy ny olon-dratsy

I Andrmntra no NANISY ny olona REHETRA, HONO, hoz'ianao ry Gasy1zay

Ary anatin'izany, i Andmntra koa no NANISY ny Satana


Fa TSY andraikitr'Atra izany ny zava-dREHETRA eee... izay ao @ andraikitr'Atra ihany no maha-tompon'andraikitra an'Atra.

Dia TSY noforonin'Atra koa izany ny zava-dREHETRA eee... izay noforonin'Atra tao ihany no noforonin'Atra, fa be dia be zavatra hafa TSY NOFORONIN'ATRA.

Tahaka ny REHETRA ihany io :-)
80. gasy1zay ( 06/02/2020 16:20)
Eny ary e, aleo hazavaina indray fa tsy fidiny anareo ny tsy nahazo fampianarana feno

Za mizara maimaimpoana an! :)

Andriamanitra namboatra an'i Satana fa tsy satana ratsy fanahy no namvoariny fa anjely nanana ny voninahiny, fa i Satana tsy faly t@ toerana nomena azy dia nikomy fa te hafaka ny toeran'Andriamanitra
Sao tsy azonao hoe inona ilay ange rebelle

Rehefa nikomy satana sy ireo anjely sasany nanaraka azy dia nazera t@ toerana nisy azy, teo Andriamanitra no namboatra ny olona, ny olona tsy nisy ota fa rehefa tsy nanaiky ny tenin'Andriamanitra fa nihaino an'i satana dia lasa nitoeran'ny ota koa.

Ka io rhaj0 tsy hoe Andriamanitra no tompon'Andraikitra @ zavatra rehetra fa nomeny safidy malalaka na ny anjely na satana na isika olombelona, safidy daoly io saingy rehefa tonga ny fitsarana vao mihantra ny fahefan'ilay mpanjakan'ny mpanjaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2585