Tena tsy mety azoko mihintsy

41. Ravonjison ( 24/01/2020 16:25)
Variana sy tapa- tsinay ihany aho manaraka ilay resaka. Fanodikodinana resaka fotsiny no ataon' ny kristianina, tsy misy zavatra mitombina ny voalazany fa honohono daholo, dia manaraka daholo ny ondry. Dia raha vao tsy azony ianao, tsy manaiky ilay fanasana ati- doha dia tonga dia ampangainy fa olona atheist mila filan' ny nofo SNS...Ireo mpino ny anganom- vazaha dia manana olana psikolojika ny ankamaroany...Mila tsaboina.
42. RBNIR ( 24/01/2020 22:50)

Ravonjison:

Normal be izany fomba fijerinao izany Rana mbola tsy ao anatinao ilay atao hoe finoana...
Fa apetrao ihany ny fanontaniana hoe sao dia MBA misy marina aza izao Jesosy tonga miresaka @ ireto olona ireto izao.

43. RBNIR ( 25/01/2020 03:37)

Ravonjison:

Variana sy tapa- tsinay ihany aho manaraka ilay resaka. Fanodikodinana resaka fotsiny no ataon' ny kristianina, tsy misy zavatra mitombina ny voalazany fa honohono daholo, dia manaraka daholo ny ondry. Dia raha vao tsy azony ianao, tsy manaiky ilay fanasana ati- doha dia tonga dia ampangainy fa olona atheist mila filan' ny nofo SNS...Ireo mpino ny anganom- vazaha dia manana olana psikolojika ny ankamaroany...Mila tsaboina.

Ny tena marina koa ange namana ravonjison ilay izy tsy how hanaratsiana ireo namana atheist akory fa MBA ho fanairana ny fanahiny e!
Ny Kristian a dia nomena jiro hanazava ny lalany, Ekena fa samy mandeha eto isika ary samy mahita masoandro nefa ny tena marina dia so anaty haizina no handehanan ny olona rehetra ka ireo nomena jiro mihezaka ny manoro lalana how aty ny lalana fa tsy any...
44. RBNIR ( 25/01/2020 03:42)
[youtube]http://https://m.youtube.com/watch?v=q6D2kaokU3U/youtube]]
45. Ravonjison ( 25/01/2020 08:45)
Dia omano tsara ilay jiro hanazava. Rehefa tonga ny delestage dia mba zarazarao amin' ny olona mba tsy ho hisakafo maizina izy ireo.
46. RBNIR ( 27/01/2020 12:05)

Ravonjison:

Dia omano tsara ilay jiro hanazava. Rehefa tonga ny delestage dia mba zarazarao amin' ny olona mba tsy ho hisakafo maizina izy ireo.

Ka ilay delestage anie namana Ravonjison efa nisy hatry ny elabe dia ilay jiro koa efa mihezaka manazava sy manoro lalàna ankehitriny fa ny mampalahelo dia toa otran'ny mahafinaritra ny olona ilay mitakizina anaty aizina ao e!!!
47. rhaj0 ( 27/01/2020 14:27)
RBNIR:
...sao dia MBA misy marina aza izao Jesosy tonga miresaka @ ireto olona ireto izao.

Ts'haiko ho'a ny fanekem-pinoana ataon-dry RBNIR ao, fa raha ny tsianjery ofisialy, dia, hoe:
- maty Jesosy - dia nidina - dia niakatra - dia avy eo hiverina izy @ andro farany.

1. Ngo dia rehefa "tafaverina' Izy vao "miresaka" ry RBNIR?

2. Mbo niteny ve Jesosy fa "hiresaka @ olona" eto an-tany Izy rahefa "any ambony anu"?

3. Mbo niteny ve I Jesosy fa "niresaka" t@ mpianatrany ny RAiny?
Toa no-monopoliser-n'i Jesosy ny "miresaka @ Ray", hoe izy no Mpanelanelana-en-chef.

Valio ny 1. 2. 3. ry RBNIR :-)
48. RBNIR ( 27/01/2020 15:28)
1 sy 2 efa voavaly asa.9 niseho sy nifidy an'i paoly Jesosy, toy izany koa i Jaona ao apokalipsy nisehoany sy niresahany.....

3 Ilay Fanahy Masina dia Fanahin'ny Ray ihany koa...miresaka io FM io....Eze.36:27 Joela 3:-1,2

« [Ny amin'ny handatsahana ny Fanahy Masina, sy ny hitsarana ny firenena rehetra] Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin'ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana; » (Joela 3:1)
« Ary na dia ny mpanompolahy sy ny mpanompovavy aza dia handatsahako ny Fanahiko amin'izany andro izany. » (Joela 3:2)

49. rhaj0 ( 28/01/2020 02:41)
rhaj0:
- maty Jesosy - dia nidina - dia niakatra - dia avy eo hiverina izy @ andro farany.

1. Ngo dia rehefa "tafaverina' Izy vao "miresaka" ry RBNIR?

RBNIR:
asa.9 niseho sy nifidy an'i paoly Jesosy, toy izany koa i Jaona ao apokalipsy nisehoany sy niresahany.....

Io k'lou dia samy be di-doha @ reference Asa sy Apokalipsa iaho sy RBNIR
- amiko, dia ireo mpanoratra ny Asa sy Apokalipsa, dia nitono-tena ho "niresahan'i Jesosy"
- @ RBNIR, dia ... mino beuh izay tantarain'i Paoly sy Jaona an'i Apokalipsa

Fa dia aleo hijanona eo izany ito k'lou

rhaj0:
3. Mbo niteny ve I Jesosy fa "niresaka" t@ mpianatrany ny RAiny?
Toa no-monopoliser-n'i Jesosy ny "miresaka @ Ray", hoe izy no Mpanelanelana-en-chef.

RBNIR:
Ilay Fanahy Masina dia Fanahin'ny Ray ihany koa...miresaka io FM io...

Ovaiko azany ny fanontaniana. Ao @ Matio-Marka-Lioka-Jaona, "niresaka" nivantana t@ Mpianatra ve Andrmntra?

Averiko indray: ameo toko aman'andininy ao @ Matio-Marka-Lioka-Jaona, fa "niresaka" nivantana t@ Mpianatr'i Jesosy i Andrmntra.

Izaho dia tsy te-ahalala izay resak'ireo mpitono-tena toa an'i Paoly sy John the Elder @ io fanontaniana io. Izay notantarain'i MMLK IHANY amiko no mitombona.
Ka raha mahay ny MMLK i RBNIR, dia tena tsotrabe ny valiny. Ka dia valio ry RBNIR :-)
50. RBNIR ( 28/01/2020 05:25)
rhaj0:

Izaho dia tsy te-ahalala izay resak'ireo mpitono-tena toa an'i Paoly sy John the Elder @ io fanontaniana io. Izay notantarain'i MMLK IHANY amiko no mitombona.
Ka raha mahay ny MMLK i RBNIR, dia tena tsotrabe ny valiny. Ka dia valio ry RBNIR :-)

Tato izao ry petera nisy zavatra nanirahan'Andriamanitra azireo dia hoy izireo tamin'ny olona hoe...

« Fa Petera sy Jaona kosa namaly azy ka nanao hoe: Tsaraonareo na marina eo imason'Andriamanitra, na tsia, ny hanaiky anareo mihoatra noho Andriamanitra. » (Asan'ny Apostoly 4:19)
« Fa Petera sy ny Apostoly namaly ka nanao hoe: Andriamanitra no tokony hekena mihoatra noho ny olona. » (Asan'ny Apostoly 5:29)
51. RBNIR ( 28/01/2020 12:59)
Ireto koa rhajo ny tao amin'i MMLJ.....Niresaka tamin'ireo apostoly mivantana Andriamanitra...

« Ary niteny Petera ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia. » (Marka 9:5)
« Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra. » (Marka 9:6)
« Ary nisy rahona niseho nanarona azy; ary dia nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako, Izy no henoy. » (Marka 9:7)
« Ary efa navesatry ny tory ny mason'i Petera sy ny namany; nefa nahari-tory ihany* izy, dia nahita ny voninahitr'i Jesosy sy izy roa lahy izay teo aminy.[*Na: Nony nahatsiaro tsara] » (Lioka 9:32)
« Ary tamin'ny nisarahan'izy roa lahy taminy dia hoy Petera tamin'i Jesosy: Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay hanao tranolay telo: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia; nefa tsy fantany izay nolazainy. » (Lioka 9:33)
« Ary raha mbola niteny izany izy, dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo; ary raha niditra tao anatin'ny rahona ireo, dia raiki-tahotra ny mpianatra telo lahy. » (Lioka 9:34)
« Ary nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako voafidiko; Izy no henoy. » (Lioka 9:35)
« Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin'olona na dia iray akory aza tamin'izany andro izany ny amin'izay zavatra efa hitany. » (Lioka 9:36)
52. rhaj0 ( 28/01/2020 13:00)
ny inona @ MMLK no tsy azon'i RBNIR mihintsy ee?

MMLK = Matio-Marka-Lioka-Jaona. Ireo no nitantara ny fiainan'i Kristy.

Ny Korintiana sy ny Asa dia mitantara ny fiainan'i Paoly

Ka ny fiainan'i Jesosy no hanotaniana anao ry ry RBNIR.

Sa TSY mahay tsianjery ny MMLK I RBNIR? TSY hain'i RBNIR tsianjery ny fiainan'i KRisty, nefa I RBNIR mitomany ho Kristiana.

Ataovy ao foana ho'a ry RBNIR aa... Sirika be ianao izao eto ry RBNIR.
NEfa ho'a, angaha tsy ataonao fa efa sirik'i Bainina ao ambony ao koa ny fitsinontsinoavinao RBNIR ny "fiainan'i Kristy", fa aleonao milafika @ "fiainan'i Paoly"?

Dia ao ianao izany ee...
53. RBNIR ( 28/01/2020 13:01)
Ireto koa rhajo ny tao amin'i MMLJ.....Niresaka tamin'ireo apostoly mivantana Andriamanitra...

« Ary niteny Petera ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia. » (Marka 9:5)
« Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra. » (Marka 9:6)
« Ary nisy rahona niseho nanarona azy; ary dia nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako, Izy no henoy. » (Marka 9:7)
« Ary efa navesatry ny tory ny mason'i Petera sy ny namany; nefa nahari-tory ihany* izy, dia nahita ny voninahitr'i Jesosy sy izy roa lahy izay teo aminy.[*Na: Nony nahatsiaro tsara] » (Lioka 9:32)
« Ary tamin'ny nisarahan'izy roa lahy taminy dia hoy Petera tamin'i Jesosy: Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay hanao tranolay telo: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia; nefa tsy fantany izay nolazainy. » (Lioka 9:33)
« Ary raha mbola niteny izany izy, dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo; ary raha niditra tao anatin'ny rahona ireo, dia raiki-tahotra ny mpianatra telo lahy. » (Lioka 9:34)
« Ary nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako voafidiko; Izy no henoy. » (Lioka 9:35)
« Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin'olona na dia iray akory aza tamin'izany andro izany ny amin'izay zavatra efa hitany. » (Lioka 9:36)
54. RBNIR ( 28/01/2020 13:03)
rhaj0:

Ovaiko azany ny fanontaniana. Ao @ Matio-Marka-Lioka-Jaona, "niresaka" nivantana t@ Mpianatra ve Andrmntra?

Averiko indray: ameo toko aman'andininy ao @ Matio-Marka-Lioka-Jaona, fa "niresaka" nivantana t@ Mpianatr'i Jesosy i Andrmntra.

« Ary niteny Petera ka nanao tamin'i Jesosy hoe: Raby ô, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka hanao lay telo izahay: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia. » (Marka 9:5)
« Fa tsy fantany izay havaliny, satria efa raiki-tahotra izy rehetra. » (Marka 9:6)
« Ary nisy rahona niseho nanarona azy; ary dia nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako, Izy no henoy. » (Marka 9:7)
« Ary efa navesatry ny tory ny mason'i Petera sy ny namany; nefa nahari-tory ihany* izy, dia nahita ny voninahitr'i Jesosy sy izy roa lahy izay teo aminy.[*Na: Nony nahatsiaro tsara] » (Lioka 9:32)
« Ary tamin'ny nisarahan'izy roa lahy taminy dia hoy Petera tamin'i Jesosy: Tompoko, tsara raha mitoetra eto isika; ary aoka izahay hanao tranolay telo: ny anankiray ho Anao, ny anankiray ho an'i Mosesy, ary ny anankiray ho an'i Elia; nefa tsy fantany izay nolazainy. » (Lioka 9:33)
« Ary raha mbola niteny izany izy, dia nisy rahona niseho nanarona azy ireo; ary raha niditra tao anatin'ny rahona ireo, dia raiki-tahotra ny mpianatra telo lahy. » (Lioka 9:34)
« Ary nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako voafidiko; Izy no henoy. » (Lioka 9:35)
« Ary rehefa nitsahatra ny feo, dia Jesosy irery ihany no hita. Ary nangina izy ireo ka tsy nilazalaza tamin'olona na dia iray akory aza tamin'izany andro izany ny amin'izay zavatra efa hitany. » (Lioka 9:36)
55. rhaj0 ( 28/01/2020 13:07)
ah ha... izay vao tonga saina I RBNIR..

Mampome ilay tantara ry RBNIR.

Ilay "feo avy any @rahona" izany, TSY niresaka t@ Jesosy teto, fa izy telo lahy IRERY no nahare (sy nahita) ilay izy, ary dia nilaza ilay "feo avy any @rahona" hoe, I Jesosy no henoy.

Dia "mino" an'izany tokoany koa ve ianao ry RBNIR h@ izao 2020 izao?

56. Ravonjison ( 28/01/2020 13:22)
Ka izy ange mazava fa tsy mino e ( matoa izy manodikodika resaka toy io), fa mitady hampiesona fotsiny eto. Mety hoe ny mpivarotra bononoka eny an-dalana eny angamab no azony ampiesonina.
57. gasy1zay ( 28/01/2020 13:50)
Tena tsy ampy fahalalana ny soratra masina marina ianao rhaj0, ka Jesoa sy Andriamanitra Ray anie dia iray ihany e! Ka raha mandre ny feon'i Jesoa ny mpianany dia mandre ny feon'Andriamanitra

Vakio Jaona 14:9
58. rhaj0 ( 28/01/2020 17:56)
gasy1zay:
ka Jesoa sy Andriamanitra Ray anie dia iray ihany e!

Hay va re.. Ary mahay iliay GFasy1zay ity an.. :-)

Dia ahoana anefa ity izany ry Gasy1zay

Lioka 22:41 Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato, dia nandohalika ka nivavaka.
Lioka 22:44 Ary fadiranovana Izy, ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny ra nipotrapotraka tamin'ny tany.

Raha sanatria tsy hainao ry Gasy1zay io Lioka io, dia eto izany I Lioka mitantara an'i Kristy hoe, toatoa ny ahoana I Kristy rehefa mivavaka @ Ray.

Ka mivavaka @ tenany I Kristy eto, satria Kristy sy ny Ray dia iray ihany, hozy I Gasy1zay

Izay izany izy io an???
HItako no misy raha mipatrapatraka :-)
59. gasy1zay ( 28/01/2020 19:14)
rhaj0 > vakio tsara aloha ilay teny nozaraiko e!

Jean 14 :8 Philippe dit a Jesus : Seigneur montre nous le pere et cela nous suffit,
Jesus lui repond,
Philippe, je suis avec vous depuis si longtemps, et tu ne me connais pas?Celui qui m' a vu a vu le pere, comment peux-tu dire montre nous le pere?Je vis dans le pere et le pere vit en moi.
Izay ilay Andrimanitra trinite rhaj0 a!
60. rhaj0 ( 28/01/2020 20:44)
gasy1zay:
Jesus lui repond, ... Je vis dans le pere et le pere vit en moi

Dia naninona no napatrapatrakany ny hatsembohana tatsy @ Lioka, nefa kay HONO ao anatiny ao ihany ilay ivavahaNY??

Sa moa... arak'ity iray ity indray...
[size=9](azafady mitsompontsimpona be tsindrontsindroka toa RBNIR, fa izay moa ny fanao HONO rahefa mandalina Baiboly)[/size]

Lioka 5:16 izy kosa nefa amin'izany dia mihataka mankany an'efitra ka mivavaka ao.

Dia mihatakataka I Kristy @ izay TSISY mahita na mahalala hoe ahoana izany "mivavaka @ tenany" izany. Hotry ny hoe matsirobasio izany io.

RAha manombatombana indray nefa aho eto, dia tena mety mitombona tsara tokoany io revin-Jesosy io an...
Rahefa mivavaka I Jesosy, dia mivavaka @ "ilay ao anatiny ao" ihany.

Sao dia izay tokoany azany no hafatr'i Jesosy?

Ianao io, raha mivavaka, dia toa ny nataon'i Jesosy io, dia "mivavaha @ ilay ao anatinao ao ihany".

Dia tena ianao ihany izany no erany eee...

hum... mety hotry ny tsara kosa izany an.. :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4592