Ireo fampianarana na hevitra diso tsy mifanaraka amin'ny baiboly

81. gasy1zay ( 30/01/2020 13:31)
RBNIR a, azonao ve aloha hoe fa maninona ilay epistily no nosoratana hoan'ny hebreo e? Satria jiosy mahalala ny lalan'i mosesy no nanoratana azy
82. RBNIR ( 30/01/2020 13:38)
ngah moa ao amin'i Jesosy kristy tsy efa voasoratra hoe....

« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Galatiana 3:28)
83. rhaj0 ( 30/01/2020 13:49)
RBNIR:
« Tsy misy intsony na Jiosy na Grika, na andevo na tsy andevo, na lahy sy vavy; fa iray ihany ianareo rehetra ao amin'i Kristy Jesosy. » (Galatiana 3:28)

hey.. dia rahefa io izany no "baikom-pitolomana", dia TSY mitombona intsony ilay TImoty adala ity?

Hoe na lahy na vavy, dia IRAY ihany @ Kristy, ka samy afaka mIFampianatra sy mIFampizara fahefana sy mIFampiteny.

Tena mba lelafin'ny saka ny hohon'ny ankihikelin-tongotrareo ry RBNIR/Gasy1zay fa mba amafiso hoe raha marina io?
84. gasy1zay ( 30/01/2020 13:51)
Dia maninona ny epistily rehetra ao anaty testamenta vaovao ny epistily hoan'ny hebreo ihany no misy resaka 1/10, ary tsy mibaiko mintsy na mandidy hoe mandoava 1/10 nareo?

Tsy mety azonao ve sa tsy tianao ho azo RBNIR a? Aza atao sampy ny fampianarana azonao fa amarino @ tenin'Andriamanitra, tsy tenin'i pasitera na gasy1zay na i rhaj0 fa ny tenin'Andriamanitra
85. RBNIR ( 30/01/2020 14:02)
Aza diso fandray fa ny hierarchie mbola voatazona hatrany...

« Hianareo mpanompo, maneke ny tomponareo araka ny nofo amin'ny zavatra rehetra, tsy amin'ny fanompoana eo imaso, tahaka ny mpila sitraka amin'olona, fa amin'ny fahatsoram-po, matahotra ny Tompo; » (Kolosiana 3:22)

« Fa ny lahy no lohan'ny vavy, dia tahaka an'i Kristy koa no Lohan'ny fiangonana*; ary Izy no mpamonjy ny tena. [* Gr. eklesia] » (Efesiana 5:23)

Eritrereto ange raha ny zanaka indray ohatra no handeha hibaiko ny ray aman-dreny,
ny mpiasa indray no hibaiko mpampiasa..;

Ny olontsotra hibaiko fanjakana...;

Ho hitanao ny vokany...

Mila fahendrena ny zavatra rehetra....

86. rhaj0 ( 30/01/2020 15:34)
O ry RBNIR... izao ataonao izao ry RBNIR, raha ny fahitako, no ilay hoe:
RBNIR mamiravira ny tenin'i KRisty.

Efa io mazava beuh io fa "IRAY DAHOLO IHANY @ KRISTY", ka ianao RBNIR mbola mahavita ny tsy mikoso maso, dia manao tery vay manta fotsiny hoe, fa mbola misy HIERARCHIE io eee...

Satria ny tianao ary mampetimety ny baoliinanao,
- dia i HRNRN no ambony indrindra satria voafinidy HONO, hoz'i HRNRN ihany,
- dia avy eo ianao RBNIR, satria manao robe-lava-fotsy, na satria ianao milaza-tena fa resahin-Jesosy koa...

ataovy ao foana ho'a ry RBNIR aa... siriky ny namana mandala eto ny toetranao, ary efa lazaina foana fa efa sirik'i Bainina ao ambony ao koa, fa dia hahita ho'a ianao ry RBNIR @ andro farany...
mbo marima mouh... :-)
87. gasy1zay ( 30/01/2020 16:10)
RBNIR a!mba valio azafady dia aza mandainga fa ny devoly no rain'ny lainga an! Ianao ihany ve ilay pasitera Nirina?RBNIR = Pasitera Nirina?
88. rhaj0 ( 30/01/2020 16:30)
Ameo tokoany hoe ny anarana manontolon'ilay Pasitera Nirina ry Gasy1zay. Nataoko fa HRNRN..

Fa I RBNIR k'lou efa nilaza teto, fa in-1 mandeha hono izy tena tsy nahita tory mihintsy tontolo ny alina, fa tsara-revy dia tsy ampy vazim-boana angaha, fa nahita an'i HRNRN t@ TV @ 5:00 marainabe iny, dia tara, coup de foudre, ary dia io h@ izao manao marketing an'i HRNRN io.

Izay aloha ny fitadidiko azy, fa raha diso dia disoy hoe ry RBNIR? :-)
89. RBNIR ( 31/01/2020 06:20)
Voalazanao rhajo, tsy izaho ilay nisehoan'i Jesosy sy nampianariny mivantana fa mba mizara izay kely nampianarina ahy aho eto....
90. RBNIR ( 31/01/2020 06:27)
ary tena mahatadidy mihitsy ange i rhajo izany e! efa ela no nilazako izany teto an! mahafinaritra e! izany no porofo fa tsy dia hoe nataon'ny olona ambaninjavatra akory ity resaka finoana sy fivavahana ity....
91. RBNIR ( 31/01/2020 06:32)

gasy1zay:

RBNIR a!mba valio azafady dia aza mandainga fa ny devoly no rain'ny lainga an! Ianao ihany ve ilay pasitera Nirina?RBNIR = Pasitera Nirina?

fampianarana iray io zaraina io gasy1zay a! ny olona mampianatra azy fotsiny no samihafa, tsy izaho ilay izy fa mba nampianarina aho dia mampita araka izay azoko...
92. gasy1zay ( 31/01/2020 16:29)

RBNIR:

gasy1zay:

RBNIR a!mba valio azafady dia aza mandainga fa ny devoly no rain'ny lainga an! Ianao ihany ve ilay pasitera Nirina?RBNIR = Pasitera Nirina?

fampianarana iray io zaraina io gasy1zay a! ny olona mampianatra azy fotsiny no samihafa, tsy izaho ilay izy fa mba nampianarina aho dia mampita araka izay azoko...

Ka manaiky izany ianao fa afaka ampitaina ny fampianarana azo t@ Jesoa fa tsy voatery hoe nampianariny manokana vao manana ny marina?
Ka zay anie no averiko amin'i RBNIR hoe ny fampianarana marina dia ireo voasoratra anaty baiboly satria olona nampianarin'i Jesoa na notarihin'ny FM no nanoratra azy. Io RBNIR maro no afaka milaza fa manana ny fampianarana marina na nampianariny manokana na miresaka amin'i Jesoa @ nofy, fahitana sns... fa rehefa mifanipaka @ voalazan'ny baiboly dia amiko ny baiboly ny marina.
93. RBNIR ( 01/02/2020 01:13)
fa tsy mahazo mampianatra zavatra diso kosa aloha na dia izany aza gasy1zay...izay nampianarin'i Jesosy ihany no tokony ampianarina amin'ny olona...
94. gasy1zay ( 02/02/2020 19:36)
RBNIR >ka ny fampianaran'i Jesoa voaeakitra anaty baiboly, ka raha mampianatra fampianarana mifanaraka @ baiboly ianao dia mampianatra ny fampianaran'i Jesoa, tsy mila mandre feo ianao raha te hahalala ny fampianaran'i Jesoa fa mamaky baiboly ianao dia hainao ny fampianarany
95. rhaj0 ( 02/02/2020 20:09)
gasy1zay:
tsy mila mandre feo ianao raha te hahalala ny fampianaran'i Jesoa fa mamaky baiboly ianao dia hainao ny fampianarany

Io izany toatoa ny lazain'i Fransisy sa moa i Benoa koa, toatoa ny hoe, TSISY FEO izany fa INSPIRATION no misy.

Mamaky Baiboly ianao dia inspiré, dia manao izay ataonao ao, fa TSISY an'izany "feo" izany, indrindra moa ilay "feo avy any @ rahona" izany.

Folklore nasisika t@ olona fehizay izany "mahare feo" izany, fa izao ny taona efa mandroso, dia ... "aoka isikana Kristiana tsy ho ridicule intsony", hozy ilay olombe kristiana Pat Robertson izay indray mandeha :-)
96. gasy1zay ( 04/02/2020 13:27)

rhaj0:

rhaj0 > Andriamanitra tsy miova omaly anio ary mandrakizay, miteny amin'ny olony izy tao @ testamenta taloha (Adama sy Eva, Noah, Abrahama, mosesy, samoela, ...) ao @ testamenta vaovao ( Ananiasy, petera, paoly, ...) ary nisy ny nandre feo, nisy nahazo fahitana, faminaniana sns... fa io ilay nambaran'i Jesoa hoe ny ondriko mahare ny feoko zany hoe raha ondriny ianao dia mahalala hoe Andriamanitra zay niteny tamiko zay satria fantatrao ny teniny( baiboly), fantatrao ny sitrapony,ianao izao tokony hahalala fa Andriama nitra no miteny aminao rehefa milaza aminao teninan'Andriamanitra voasoratra anaty baiboly izahay fa tsy hoe hilaza ianao any aorina hoe tsy nandre azy mintsy
97. rhaj0 ( 04/02/2020 15:52)
Ndana azany hazavao @ Fransisy na koa I Benoa, na koa ohatra ry Obama izany fahendrenao lalina izany ry Gasy1zay aa... Kristiana toa anao ihany zareo ireo; izaho mitatitra na mizara fotsiny.

I HRNRN sy RBNIR ao izao efa "mino" be mihintsy fa "nahare feo" toa an'i Jeanne d'arc HONO zareo, ary dia zareo HRNRN sy RBNIR ireo mihintsy HONO no lakilen'ny fanavotana an'IZAO TONTOLO IZAO.

hum.. toa mitovy ihany nareo roaroa ry Gasy1zay sy RBNIR, samy mandre ny feon'izao "tsy miova omaly anio ary mandrakizay," izao, nefa ... nefa nefa foana ho'a... naninona no nifanipaka giravy teto ambony tsihy teto io 'ty nareo roaroa ry Gasy1zay sy RBNIR aaa?... TSY mitovy indray angaha iilay feo re??

hum....
98. gasy1zay ( 05/02/2020 15:36)
Job 33:14 " pourtant Dieu parle de differentes manieres mais personne n'y fait attention"

99. rhaj0 ( 05/02/2020 18:09)
dia rehefa diso fihaino fa lalodalovana na mitavozavoza, na tsy mihaino fa variana kely ao izany, dia mihinan'ny tsakaokany. Ary ilay Adntrmrna sy ny "fitiavany lehibe" HONO @ io, dia avelany hihinan'ny tsakaokany ao ianao, nefa ianao @ io mba lalodalovana na mba mitavozavoza (kely) fotsiny..

Aiza azany izany omniscient/potent/present sy be fitiavana izany re ry Gasy1zay..
Sady @ izay nefa koa Izy @ io dia compte triple, 3no1 HONO :-)
100. gasy1zay ( 06/02/2020 01:57)

firy taona ianao rhaj0 no nitorian'ny olona filazantsara teto no mbola sahy hanome tsiny an'Andriamanitra ihany raha tsy mety mino?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.296