You are here: home > Forum

KOLIKOLY TSY MIOLAKA

Lohahevitra : Resa-dehilahy
Fitohizan'ny hafatra : KOLIKOLY TSY MIOLAKA
Valiny : 0
RUZ9 - 06/01/2020 13:06
Tratry taona e,
Matotra hatrany ny resak'i RUZ9 teto.
Dia andraso aho aloha hivavaka kely, Andriamanitra ô, tsindrony ny fantsika mahamay be in-22 ny fitombenan'ireo mpandray anjara voakina ato anatin'ity tantarakely ity, da ampio saosy sakay masiaka tsara eo amin'ny faha6 sy faha7, Tsindrio ny rohy : kolikoly revolisionera
na ity atao fikarohana raha santria tsy misokatra : http://cyrius.unblog.fr/?p=2327
Valio | Miverina eny ambony